Hasina Rakotonirainy
Directeur de l'EMIT - รcole de Management et d'Innovation Technologique
25/06/2026
โจ Mahafinaritra ny mahita mpianatry ny EMIT taloha mamangy ny sekoly sy mizara traikefa amin'ny mpianatra zandry rehefa mandalo eto Fianarantsoa.
๐ ๐ฅ๐ผ๐๐๐ sy ๐ฃ๐ฟ๐ถ๐๐ฐ๐ฎ, samy miasa ao amin'ny ๐บ๐ณ ๐ฆ๐๐๐๐ฒฬ๐บ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ก๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐จ๐ป๐ถ๐ฒ๐.
๐ Mirary soa azy ireo ary hanohy hitondra fiantraikany tsara hatrany eo aminโny fiarahamonina. ๐๐๐
๐๐จโ๐งโ๐ฆ Ity horonantsary fohy ity no entinay miarahaba sy mampahery ny raim-pianakaviana rehetra amin'izao fetin'ny Ray izao. ๐โจ
19/06/2026
Iza daholo ilay manana nify ๐ฆท makakakaka kely ๐ฌ eo aloha ato โจ ?
๐๐ถ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ ๐ค
๐ฒ๐ฌ ๐๐ถ๐ฎ๐ฏ๐ฒ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ถ ๐๐ฟ๐ถ๐๐๐ ๐๐ ๐ฉ๐ฎ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ โค๏ธ
Faly niaina ny fiombonan'ny Kristiana teto Antananarivo tamin'ity taona ity. ๐คโจ
๐ธ Naka santionana horonantsary aho hampiainana kely antsika ny firaisam-po, ny vavaka sy fiderana nandritra ny fotoana omaly. ๐๐
๐ "๐๐๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐ ๐ค ๐๐ฏ๐๐ฎ ๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ ๐ค ๐๐ค ๐๐ซ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ ๐ ๐๐๐ซ๐๐ซ๐๐ ๐ ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ซ๐๐ ๐ค ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐ก๐ ๐๐ข๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ค๐ฃ๐ฎ, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ค ๐๐ฃ๐ฎ ๐๐ฃ-๐๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ผ๐๐ค ๐ ๐ ๐๐๐ข๐๐ก๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ก๐ค๐ฃ๐ฎ ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐๐จ๐๐ฉ๐ง๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ."
โ II Tantara 7:14 โจ๐๏ธ
๐ Andriamanitra anie hitahy an'i Madagasikara ๐ฒ๐ฌโค๏ธ
13/06/2026
๐ Isaorana manokana ny AUF-Madagascar taminโny fikarakarana ity kaonferansa momba ny Haranitan-tsaina Artifisialy (IA) ity.
๐ค Mankasitraka ireo namako niara-nanafana sy niara-nizara nandritra ny fotoana, ary misaotra indrindra ireo mpandray anjara rehetra, na tonga mivantana na nanaraka an-tserasera. ๐ป๐
โค๏ธ ๐ก๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ต๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ถ๐ธ๐ผ nanatrika (๐จ๐ช๐ง๐ฅ๐ง๐๐จ๐ ๐ซข) sy nandray anjara tamin'ity fotoana ity ๐น
๐ Mbola hisy ny atelier manokana, hanasana anareo mpampianatra, mpianatra ary mpiasa, hianatra sy hampiasa araka ny tokony ho izy ireo fitaovana IA maro samihafa, mba hahafahana manararaotra ny tombontsoa entinโizy ireo aminโny fianarana sy ny asa. ๐ค๐โจ
๐ธ
10/06/2026
[CONFรRENCE EN PRรSENTIEL ET EN LIGNE]
๐๐๐ฒฬ๐ป๐ฒฬ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ : ๐ฅ๐ฒฬ๐๐ผ๐น๐๐๐ถ๐ผ๐ป๐ป๐ฒ๐ฟ ๐๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ฐฬง๐ผ๐ป ๐ฑโ๐ฎ๐ฝ๐ฝ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ ๐ฒ๐ ๐ฑโ๐ฒ๐ป๐๐ฒ๐ถ๐ด๐ป๐ฒ๐ฟ
๐
Vendredi 12 juin, de 10h ร 12h ๐ CNF Antananarivo
LโIA nโest plus une option, cโest une rรฉalitรฉ qui transforme lโenseignement supรฉrieur et les pratiques pรฉdagogiques.
Cette confรฉrence introductive abordera :
* Les enjeux de lโIA gรฉnรฉrative
* Lโimportance stratรฉgique des donnรฉes
* Les biais de lโIA et leurs impacts
* Le changement de paradigme dans lโรฉducation
๐ฅ Intervenants :
- Pr. Hasina RAKOTONIRAINY โ Directeur de lโEMIT Fianarantsoa
- Miarintsoa Neilla ANDRIANASOLO โ Techno-pรฉdagogue et enseignant-chercheur
- ROBEL Hanitra โ Directeur des systรจmes dโinformation de PAOSITRA Finances
๐ Lien dโinscription : https://l.auf.org/cnf-inscr-ateliers
โจ Un rendez-vous incontournable pour rรฉflรฉchir ensemble ร lโavenir de lโรฉducation ร lโรจre de lโintelligence artificielle.
โน๏ธ AUF-Madagascar
๐ฅ ๐๐ ๐๐ง ๐๐๐๐ ๐ฃ๐๐ข๐ก๐ก๐ ๐ฅ
Tiako ireto mpianatray ireto โค๏ธ
Lasan'ny EMIBA - Emit Milalao Basketball avokoa ny amboara lahy sy vavy ho an'ny taranja Basket ๐ ! ๐๐ฅ
Tsy nilefitra ihany koa ny EMIKI - Emit Milalao Kitra sokajy vehivavy :๐ฅ Vice-championne โฝ
Ary azon'ny Association des Etudiants EMIT, ny amboaranโny Meilleurs Supporters! ๐ฉต ๐ฅ๐ช
Misaotra ny ENS Fianarantsoa tarihan'ny Tale fa tena lafatra๐ ny organisation ๐ข๐
AGNAY LEKA EMIT ! ๐โฝ๐๐
05/06/2026
๐ง๐๐ ๐ฎ๐ธ๐ผ๐ฟ๐ ๐ณ๐ฎ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ...
"๐๐ข ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ข๐ณ๐ข๐ฏ๐บ ๐ข๐ฏ๐บ ๐ฅ๐ช๐ข ๐ฉ๐ช๐ด๐บ ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ฐ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ณ๐บ. ๐๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ข ๐ฉ๐ฐ ๐ต๐ช๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข, ๐ฉ๐ฐ ๐ต๐ช๐ข ๐ท๐ฐ๐ญ๐ข, ๐ฉ๐ฐ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ฐ๐ฌ๐ข ๐ต๐ฆ๐ฏ๐ข, ๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ท๐ฐ๐ฏ๐ข๐ท๐ฐ๐ฏ๐ข, ๐ฎ๐ช๐ต๐ฆ๐ฏ๐บ ๐ณ๐ข๐ต๐ด๐บ, ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ข ๐ณ๐ข๐บ ๐ด๐บ ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐บ, ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฐ๐ต๐ณ๐ข, ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ซ๐ข ๐ช๐ป๐ข๐บ ๐ฎ๐ข๐ด๐ช๐ฏ๐ข, ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ข๐ฎ-๐ฑ๐ช๐ต๐ช๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ข, ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ฐ๐ญ๐ฐ ๐ง๐ฐ, ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฌ๐ฆ๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ช๐ฌ๐ข, ๐ต๐ด๐บ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ฐ๐ฏ๐ฐ๐ฎ-๐ฑ๐ฐ, ๐ญ๐ฐ๐ป๐ข๐ฃ๐ฆ, ๐ต๐ด๐บ ๐ต๐ช๐ข ๐ฏ๐บ ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข." (2 Timoty 3:1-3)
๐๐ฎ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ธ๐ผ๐๐ฎ ๐, "... ๐ฎ๐ช๐ฐ๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข, ๐ข๐ป๐ข ๐ฎ๐ช๐ฐ๐ท๐ข, ๐ข๐ณ๐บ ๐ฎ๐ข๐ฉ๐ฆ๐ง๐ขฬ ๐ฃ๐ฆ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ณ๐ข๐ฌ๐ข๐ณ๐ช๐ท๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ข๐ด๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฐ, ๐ด๐ข๐ต๐ณ๐ช๐ข ๐ง๐ข๐ฏ๐ต๐ข๐ต๐ณ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ง๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ง๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ต๐ด๐บ ๐ข๐ฌ๐ฐ๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ง๐ช๐ฌ๐ฆ๐ญ๐ฆ๐ป๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฐ ๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ข๐ฐ ๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ฎ๐ฑ๐ฐ." 1 Korintiana 15:58
๐ค Aiza ho aiza isika amin'izao fotoana izao?
๐ท
๐ซฃ Ity ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป'๐ถ ๐ก๐ฒ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ ity ๐ฑ no entiko miarahaba sy mirary soa ny reny rehetra amin'izao andro anio izao.
Ny reny no maha-firenena ny firenena ๐ฒ๐ฌ, ao aminy no iandohan'ny fanabeazana, ny soatoavina ary ny hoavin'ny taranaka.
๐๐ฎ ๐๐๐ฉ๐๐๐ซ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐ฎ : "๐ ๐ข๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐,
๐ข๐๐ฃ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐, ๐ข๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐,
๐ข๐๐๐๐ง๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฏ๐๐ซ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ง๐๐๐๐ฉ๐ง๐". 1 Kor 13 : 7
๐ Ho tahian'Andriamanitra anie ny reny rehetra, antoky ny ankehitriny sy mpanefy ny rahampitso. ๐๐ฒ๐ฌโค๏ธ
๐ฅ GBPE - Groupe Biblique des Professionnels Engagรฉs
29/05/2026
๐ฒ๐ฌ Notokanana omaly ny (๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ง๐จ๐๐ฉ๐ฎ ๐๐ฃ๐ฃ๐ค๐ซ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ค๐) voalohany eto Madagasikara, sehatra vaovao ho anโny fanavaozana, ny teknolojia ary ny fampandrosoana ny tanora.
Isaorana ny taminโny famatsiana sy ny fanohanana, ary ny Minisiteran'ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy Fikarohana Ara-Tsiansa sy ny Ministรจre de l'Industrialisation et du Dรฉveloppement du Secteur Privรฉ aminโny fiahiana ity tetikasa lehibe ity.
๐ค๐ก Ho sehatra hananganana fahalalana sy hamolavolana ny hoavinโi Madagasikara anie ny UniPod.
โ
โ
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the university
Telephone
Website
Address
EMIT/Universitรฉ De Fianarantsoa
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |