Kanto
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kanto, Health/Beauty, Fianarantsoa.
18/05/2023
Efa tsy voaisa intsony.๐ฎ๐ฎ๐
18/05/2023
18/05/2023
Salama daholo.๐ค๐ค
Vovodronono azo jifaina @ vidiny mirary ho atsika eto Fianarantsoa.
Azo anaovana dite, afangaro @ kafe, anaovana yaourt. ๐๐Mety @ zazakely ihany koa (Mihoatra ny 3 volana)
Vidiny:
- 1kg : 30.000ar
- 500g : 15.000ar
- 250g : 7.500ar
- 1kpk : 6000ar
Milatsaka kely ny Prix hแป an'zay mbola hivarotra.
Point de recuperation : Tsaramandroso, Manaotsara.
Afaka manao livraison ihany koa.
15/05/2023
๐๐ฅฐ Tonga soa eto @ pejy ๐ฅฐ๐
Ho atsika rehetra izay makafy vovodronono. Mora sady matsiro๐๐ Vita @ ronon'omby ary azo antoka tsara.
Mety @ zaza kely ihany koa ( mihoatra ny 3 volana)๐
Hisy fifampizarana toro-hevitra mahasoa sy ny maro hafa koa.
Manasa anao hanaraka ny pejy.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Kanto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.