Malandy - Cire Bio

Malandy - Cire Bio

Share

Nous vendons des produits et matériaux pour épilation tels cire, bandes, spatules et huile de soin

30/10/2025

Akory aby ❤️
Misy foana ny produits Malandy rehetra an
Tsy voatery pack complet no alainareo fa afaka mandeha mitokatokana daholo koa
Midira mp haingana 📩

📍Fianarantsoa (à récupérer Isaha ou à livrer)
🚚Mandefa @ faritra rehetra
Mp haingana ary 💌
_________________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Malandy - Cire Bio's post 15/10/2025

Efa miverina @ laoniny daholo ny livraison manerana an'Antananarivo an 🇲🇬❤️
Mp mp haingana ary 📩

21/09/2025

🚨Natao ho anareo manana olana @ fanalana ny volo manelingelina ity 🚨

🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

📍Isaha Fianarantsoa
🛵 Antananarivo sur livraison
🚚Mandefa @ faritra rehetra

💌Mp haingana ary

Photos from Malandy - Cire Bio's post 26/08/2025

Coucou ❤️
Manome ny tsara indrindra ho anareo hatrany ny ekipan'ny Malandy amin'ireto produits d'épilation ireto

📍 Antananarivo
📍 Fianarantsoa
🚚Mandefa @ faritra rehetra
Mp haingana ary 💌
_________________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

22/08/2025

Coucou ❤️
Efa disponible koa ny produits Malandy ho an'Antananarivo ann 😊 tsy mila manafatra intsony nareo
Commande à confirmer iray andro mialoha fotsiny dia tonga any aminareo ny Cire Malandy 🥰 ( Livraison pour Lundi ndray no raisinay androany fa ny rapitso efa tena feno 🥹 ❤️)
Fianarantsoa misy foana koa, commande à confirmer iray andro mialoha foana ihany
Mandefa @ faritra rehetra koa izahay an
Mp haingana ary 💌
_________________________

🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯%
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

Photos from Malandy - Cire Bio's post 21/08/2025

Efa mahazaka iasana tsara koa anie ny Produits Malandy e 😍
Ty zao retour cliente mamikely 🥰
Ny tsara tsy voatery lafo anie oa
Efa mandray ny commande nareo livrena Latsinainy ndray zahay ann 💌
__________________
🍀Pack cire épilatoire Natoraly 💯% @ vidiny 20.000ar
🍀Tsy misy 'produits chimiques' , tsy misy 'effet secondaire'
🍀Manongotra ny volo hatramin'ny fakany
🍀Ela vao maniry ny volo sady mihamanify
🍀Manafotsy sy mampalandina hoditra
🍀Mety ampiasaina @ faritry ny vatana rehetra
🌻Misy Froide sy Chaude

14/08/2025

Akory aby e ❤️
Mikatona kely vetivety mandritra ny fotoana tsy voafetra ny Malandy Fianarantsoa aloha manomboka androany (na récupération na livraison)
Milaza eto ihany izahay rehefa miverina miasa

Ny livraison ho an'Antananarivo kosa misy foana ihany

Bonne journée daholo oo ❤️❤️

Photos from Malandy - Cire Bio's post 22/07/2025

Akory aby e ❤️
Misy foana ny produits MALANDY ann
Efa ireo daholo ny prix dia afaka tonga dia miditra Mp raha hanao commande
À confirmer tapak'andro mialoha farafahakeliny
Bonne journée daholo o 🥰
📍Fianarantsoa
🚚Mandefa @ faritra rehetra
📞0348689993

Photos from Simplement Gaelle's post 22/06/2025

Nareo koa ve tsy mba hanao manjamanja ohatran'i Simplement Gaelle amin'izao fety zao ❤️?
💌 Mandefasa hafatra miafina avy hatrany raha hanjifa na mila fanazavana
📍 Fianarantsoa (récupération ISAHA)
🚚Manao livraison Antananarivo sy mandefa @ faritra rehetra koa an

07/06/2025

Tsy aleo ve manao manjamanja kely fa fety anie ny andro ee 🥰🥰
Mp haingana na antsoy ny 0348689993

Mafana be ilay andro ee 🥵?
Zao mihintsy ilay fotoana mampazoto antsika mikarakara 🥰
Sady mazoto manao mini mini reny dia mba atao manjamanja ee 😋
Eto zahay manampy anareo @ fahamanjanareo miaraka amin'ireto produits d'épilation Malandy reto ❤️❤️
20.000ar ny pack complet , afaka misafidy ianao na cire chaude na froide 🌸

📩Midira ao @ MP raha liana ianao ❤️
Bonne journée 😘😘

23/05/2025

Toujours dispo ❤️
Passez en mp pour vos commandes 📩

Akory aby e ❤️
Ndao mba hanao manjamanja @ zao akaiky fety izao e 😁
Eto foana ny produits Malandy hanampy anareo @ fanaovana épilation 😍
Mba andramo anie fa efa betsaka no afa-po anie 🥰 fa dia tena Malandy tokoa ny hoditra rehefa avy mampiasa azy an
Tongava haingana ao @ mp ary raha hanao commande o 😘
Bonne journée daholo Dia mirary soa 🌹❤️

📍 Fianarantsoa no misy anay dia afaka manao livraison sy mandefa @ faritra rehetra koa 🚚

19/04/2025

Bonjour daholo ❤️
Tsy misy livraison tsika androany
Izay tonga manao récupération pack complet 2️⃣0️⃣.0️⃣0️⃣0️⃣Ar mahazo bandes 15 au lieu de 10 😍
Ho an'izay mahita an'ity publication ty ihany dia miteny rehefa tonga eo ann 😄
Bonne journée dia manaova P***a milay bé daholo 🐣

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa
301