Min shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Min shop, Digital creator, Fianarantsoa.
Hifanohana isika amin'ny alalan'ny vokatra tsara kalitao sy manaraka ny fenitra takian'ny tsena, koa andao hiara-dalana hanatratra tanjona iray dia ny fampandrosoana
07/06/2026
Avy ny orana aty Fianarantsoa, any aminareo koa ve mba avy
07/06/2026
🌱 Ny fanomezana tontolo milamina sy feno fitiavana no iray amin'ireo fanomezana lehibe indrindra ho an'ny zaza.
❤️ Raha feno fitiavana sy fifankatiavana ny tontolony dia manampy azy hitombo salama ara-tsaina izany. Raha feno ady sy korontana kosa dia mety hisy fiantraikany amin'ny fitondran-tenany sy ny fihetseham-pony.
👨👩👧👦 Satria ny ankizy dia mandray sy mitahiry ny zavatra hitany sy iainany isan'andro ao an-trano.
Bon's
07/06/2026
📖 "Izaho no m**o velona nidina avy any an-danitra." (Joany 6, 51)
Ao amin’ny Eokaristia Masina, i Jesoa Kristy dia tsy mijanona ho m**o fotsiny ihany, fa tonga sakafo mamelona ny fanahintsika ihany koa. Izay mandray Azy amim-pinoana dia mahazo hery hitia bebe kokoa, hamela heloka bebe kokoa ary hanaraka Azy akaiky kokoa.
🙏 Aoka ny fiainantsika ho taratry ny Fitiavana raisintsika eo amin’ny Eokaristia Masina. ✨
07/06/2026
✨ Ny Fanahy Masina no mitarika ny Fiangonana sy ny fiainantsika ✨
Na samy hafa aza ny hevitra, ny fomba fijery ary ny talenta ananantsika, dia antsoina isika hiara-hiasa sy hifampihaino ao anatin’ny fahendren’Andriamanitra. Tsy ny adihevitra sy ny fisarahana no mampandroso, fa ny fihainoana ny Tenin’Andriamanitra sy ny fitarihan’ny Fanahy Masina.
🙏 Aoka isika hiezaka hitady ny marina amim-panetren-tena, hanaja ny hevitry ny hafa, ary hikatsaka mandrakariva izay mampiray fa tsy izay mampisaraka.
"Rehefa tarihin’ny Fanahy Masina isika dia mahita ny lalana mankany amin’ny firaisankina sy ny fahamarinana."
06/06/2026
Vakio kely anie ity fa tena ilaina indrindra amin'izao ririnina izao.
GLYCÉRINE - GLYCÉRINE
Manalefaka ny hoditra
Mitazona hamandoana mandritra ny ora maro
Mety amin'ny hoditra maina, marefo, na simba
Ny Aina Tefy
06/06/2026
📌 MAMPANOFA VIDÉO PROJECTEUR
📽️ Mila écran lehibe ho an'ny présentation, formation, fivoriana, mariazy, anniversaire na lanonana manokana ve ianao?
✅ Mampanofa Vidéo Projecteur kalitao tsara izahay!
🎯 Mety amin'ny:
✔️ Formation sy séminaire
✔️ Fampisehoana sary sy vidéo
✔️ Fivoriana sy conférence
✔️ Mariazy sy anniversaire
✔️ Fampisehoana match sy sarimihetsika
✔️ Fampianarana sy fanentanana
💻 Mora ampifandraisina amin'ny: ✔️ Ordinateur portable
✔️ Décodeur sy fitaovana maro hafa
🌟 Sary mazava sy lehibe ho hitan'ny rehetra. Ny fahazavana omen ny projecteur sy ny haben'ny écran dia anisan'ny zava-dehibe amin'ny kalitaon'ny fampisehoana.
🎪 Misy koa ny fanofana Chapiteau ho an'ny lanonana sy hetsika isan-karazany.
📍 Magasin Ny Aina Tefy
☎️ Antarandolo : 038 22 663 68
☎️ Anjoma : 038 11 892 13
☎️ Manakara : 038 84 986 25
☎️ Ambositra : 038 60 152 90
📩 Alefaso aminay ny daty sy ny toerana hanaovana ny hetsika dia homenay ny tolotra mifanaraka amin'ny filanao.
06/06/2026
Acide acétique ato amin'ny magasin Ny Aina Tefy no tsara raha hanamboatra vinaigre isika.
Afaka atoronay ny fanamboarana azy dia amin'izay tsy mila midy intsony isika fa ao antrano ihany dia vita ny chocolat
06/06/2026
Moule PVC isankarazany amin'ny endrika samihafa vidiny azo atao tsara no atolotr'i Ny Aina Tefy antsika
05/06/2026
Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Ny Tsiky, Hanitriniaina Nina, Bellblack Keys Alicia Bellah, Riantsoa Jëssi, Henika Finiavana, Mirah Kaëllah, Fahasoavana RH, Randrianalisoa Miariantsa, Miary Fih, Adelaïde Adelaïde, Francia Tinah, Dave Williams, Tiako Ianao De Zay, Tsiaro Rakotoarisoa, Mămīe NýÄïķo, Herinirina Rad, Fiaiky Notahiana, Shan Cky, Hajaniaina Randriamanga, Andrianavalona Soatiana Nadia, John Elie, Arisoa Vololonirina, Natha Randria, Ilaina Kaliana, Nivo Razafiarisoa, Mendrika Diavolana, Rakotoniriana Koloina, Heritiana Randria, Mandresy Mandresy, Miah Nilaina
Laissez un commentaire pour les accueillir dans notre communauté, fans
05/06/2026
PARFUM SAVONY vanille ity hitantsika amin'ny sary ity fa ankoatra an'io dia maro azo isafidianana no ho hitantsika any amin'ireo point de vente rehetra mahazatra
👉 Ambositra stationnement Alakamisy 0386015290,
👉 Anjoma Fianarantsoa akaikin'ny csb 0381189213
👉 Antarandolo RN7 0382266368,
👉 Manakara 0388498625
Ny Aina Tefy
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Fianarantsoa
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |