Pasteur Razafimampionona

Pasteur Razafimampionona

Share

Page facebook du Pasteur Razafimampionona, pasteur principal de l'Eglise Rhema Sel de la Terre.

23/05/2026

HAMAFISIKO ETO FA ZAVA-DEHIBE HOANAO NY MANDRÉ ILAY FAMPIANARANA AMIN'NY 8ORA MARAINA AMPITSO IO.

NY FITENY TSY FANTATRA DIA TSY FAMATARANA FOTSINY FA VITA BATISAN'NY FANAHY MASINA NY OLONA IRAY.

ARY TSY FANOMEZAM-PAHASOAVANA FOTSINY IHANY KOA..

FA MISY ZAVA-MIAFINA 3 NY FITENENANA AMIN'NY TENY TSY FANTATRA AVY AMIN'NY FANAHY MASIN.

MPITSO AMIN'NY 8 ora MARAINA
AMBONIFAHIDRANO!

21/05/2026

Miarahaba an’i Nix isika amin’izao Anniverssaire izao!

Dia mangataka anao koa hiarahaba azy eto e !

Ity moa sarin’izy telo mianaka hikabary tany Ikalamavony !!!!!!
Dia faly zaho miarahaba anao,Ary mirary fahasoavana hatrany!!

21/05/2026
18/05/2026

Hoy Jesosy :
NY ZANAK'OLONA TSY MBA MANANA IZAY IPETRAHAN'NY LOHANY(Mat8:20)

NEFA IZY IHANY NO MITENY FA:
IZAHO AVY MBA HANANAN'OLONA FIAINANA ARY FIAINANA BE DIA BE(Jaon10:10).

AHOANA NO AZONAO ANAZAVANA IZANY ETO ?
AHOANA NO AZONAO ANAZAVANA IZANY ?

Omena 2 andro isika.
Dia samia miditra Commentaire ô !

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 18/05/2026

MANANA NY ANJARA TOERANY LEHIBE NY FIARAHANMIANGONA.

Heb10:25: Aza mahafoy ny fiaraha miangona toy ny fanaon'ny sasany,fa mifananara kosa ,maika satria hitanareo fa mihatomotra ny andro.

DIEM:Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona tahaka ny fanaon'ny sasany zatra tsy miangona , fa mifamporisiha kosa isika ,maika fa hitanareo mihatomotra ilay andro hiavian'i Tompo.

I)INONA NO ASONGADIN'ITY TENY ITY HO ANTONY TOKONY TSY HAHAFOIZANA NY FIARAHA MIANGONA?

1)Manoloana ny fahatomoran'ny fiafaran'izao Tontolo izao, Izay hihavian'i Tompo.
Dia tena zava-dehibe ny FIFANANARANA.
-Amin'ny dikan-teny hafa ihany koa dia hoe: Fifampaherezana.
2)Ny handrenesana ny tenin'Andriamanitra , no tena anetanany mba tsy hahafoizana ny Fiaraha miangona.
NOHO IZANY:
Mifampahatsiarova hatrany isika
Alahady izao dia Alahady ny Pentekoty
Tongava :
Fidirana (1) Amin'ny 8
Fidirana (2) Amin'ny 9
Fidirana (3) Amin'ny 2ora tolakandro
Amen'

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 17/05/2026

NIFARANA TAMIN'NY FANKALAZANA AN'ILAY TOMPO ZAY MPAMONJY ANTSIKA NY FOTOANA TETO MANAKARA
ARY ISAORANA NY NANAIKY NIARAKA TAMINAY INDRAY TAMIN'ITY FOTOANA ITY
MISAOTRA E
HAFA AVAO MANAKARA !!!

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 17/05/2026

ISAORANA NY TOMPO NDRAY NY FOTOANA TAMIN'ITY MARAINA ITY
IZAY NANAMAFISANA FA SARO-BIDY NY TENIN'ANDRIAMANITRA..
-ARY NY FAHALALANA NY MARINA NO NANDRESEN'I JESOSY NY FANKAMPANAHY

NY TRANO MOA LEHIBE IHANY SAINGY NOHO NY HAMAROANA DIA NY ATSASANY TANY IVELANY.

EO AMIN'NY 10 EO HO EO ANGAMBA REO FIANGONANA LEHIBE MAHALANY OLONA ANAROVONY ATO AMIN'NY SEL DE LA TERRE,
AKOTR'IREO ATONONY !!
DEEAINA NY TOMPO

Photos from Pasteur Razafimampionona's post 16/05/2026

TENA FENO VONINAHITRA RAHA NY FOTOANA TANDROANY NO ASIANA TENY.
1)NOHOTRONIN'I BEN'NY TANANA AMBONIVOHITRY MANAKARA
2)NOHOTRONIN'I CHEF DE REGION'NY FITO VINANY.
3)ARY TEO KOA NY SOLONTENAN'NY SOLOMBAVAMBAHOAKA VOAFIDY TETO MANAKARA
4)ARY TEO KOA IREO PASTEUR NY FIANGONANA RAHAVAVY MARO BE NANOTRONA!

NY AZONAY AMBARA DIA :
VONINAHITRA HOAN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY
ARY MISAOTRA ANTSIKA REHETRA.

Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Ambonifahidrano
Fianarantsoa
301