Kitapo MENDRIKA
ILAY MENDRIKA HO ANAO
Spécial sac de voyage
15/08/2022
Kitapo MENDRIKA O!!
MBOLA MISY IREO SAC DE VOYAGE AZONAO HISAFIDIANANA..
MISY ISAN-KARAZANY NY HALEHIBENY SY ENDRINY.
TONGAVA MALAKY MITSIDIKA NY BOTIKA
KITAPO MENDRIKA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
BOX A 13
Tongava mitsidika sy manjifa ny kitapo mendrika..
15/08/2022
Kitapo MENDRIKA O!!
ARRIVAGE KITAPO HOAN'NY MPIANATRA.
TSARA KALITAO SY TENA MIAVAKA..
MATANJAKA SY TENA RAITRA.
TONGAVA MITSIDIKA NY BOTIKA
KITAPO MENDRIKA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
BOX A 13
Tongava manjifa fa tsy hanenenako ...
15/08/2022
Kitapo MENDRIKA O!!
HOAN'I FIDIRAN'NY MPIANATRA 2022...
TONGA NY KITAPO MARO ISAN-KARAZANY HOAN'NY MPIANATRA,
KITAPO...
- MAFY SY MATEZA,
- MAHAVITA TAOM-PIANARANA TSARA,
- TSY MAMPAHARARY LAMOSINA,
- TSY MAMPAHARARY SOROKA,
-TSY MANIMBA CAHIER,
- TENA TSARA KALITAO,
- MARO AZO ISAFIDIANANA.
- TSY BETSAKA MPANANA FA SAIKA MODÈLE UNIQUE
TONGAVA MITSIDIKA NY BOTIKAN-TSIKA,
KITAPO MENDRIKA
BOX A 13
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
MISOKATRA @ 8 ORA SY 30 MARAINA HATR@ 6 ORA HARIVA
22/07/2022
Kitapo MENDRIKA O !!!
FIDIRAN'NY MPIANATRA 2022
KITAPON'NY MPIANATRA ISAN-KARAZANY,
MAFY SY MATEZA, TSARA KALITAO.
MISY HOAN'NY PETITE SECTION, PRIMAIRE, SECONDAIRE, LYCÉEN ARY UNIVERSITAIRE.
MISY KOA HOANAO EFA MIASA NEFA MAMPIASA SAC A DOS.
MARO KARAZANY KOA NY SAC DE VOYAGE HANAOVANA VACANCE, HAMONJENA ZAIKA SY JMJ..
TOERANA:
BOX A 13
Galerie commerciale o'matsiatra ANTARANDOLO FIANARANTSOA,
Kitapo mendrika...Ilay mendrika ho anao!!
25/01/2022
KITAPO MENDRIKA O!!
HO AN'I TAONA VAOVAO 2022...
Maro azo isafidianana ireo kitapo tsara hoan'ny ankizy kely ato amin-tsika.
Manasa anao manan-janaka préscolaire sy primaire hitsidika sy hanjifa ny kitapo mendrika.
BOX GE-05 (AMBONY RIHANA)
Galerie commerciale o'matsiatra
Antarandolo Fianarantsoa.
(Akaikin'ny carrefour)
KITAPO MENDRIKA O!
Kitapo maro isan-karazany mety aminao.
BOX GE 05 AMBONY RIHANA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA
ANTARANDOLO FIANARANTSOA
AKAIKIN'NY CARREFOUR
23/12/2021
KITAPO MENDRIKA O!
Kitapo maro isan-karazany mety aminao.
BOX GE 05 AMBONY RIHANA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA
ANTARANDOLO FIANARANTSOA
AKAIKIN'NY CARREFOUR
23/12/2021
KITAPO MENDRIKA O!!
Kitapo maro isan-karazany, tsara sady mafy hoantsika mpianatra, secondaire sy lycéen Ary Universitaire.
Tsy hadino Koa isika efa miasa ka Mila kitapo.
BOX GE 05 AMBONY RIHANA
Galerie commerciale o'matsiatra ANTARANDOLO FIANARANTSOA
-Misokatra ho anao ny latsinainy hatr@ sabotsy
-8h 30 à 18 h 30
22/12/2021
KITAPO MENDRIKO O!!!
Efa miandry antsika AO @ boutique KITAPO MENDRIKA ireo sac de voyage maro isan-karazany, Mafy sy matanjaka Ary tsara kalitao.
Maro isafidianana Koa ireo barda na sac Montaigne misy AO. Tsara loko, tsara kalitao no azo isafidianana ny halehibeny.
Misy valizy tsara sy mendrika Koa AO an!!
KITAPO MENDRIKA, ILAY MENDRIKA HO ANAO..
BOX GE-05 AMBONY RIHANA
Galerie commerciale o'matsiatra ANTARANDOLO FIANARANTSOA
AKAIKIN'NY CARREFOUR, EX SOMACODIS
22/12/2021
KITAPO MENDRIKA O!!
Tonga ny kitapo maro isan-karazany hoan'ny ankizy kely.
Mafy sady tsara kalitao daholo.
Misy hoan'ny ankizy lahy sy ankizy vavy.
Maro azo isafidianana.
TONGAVA AO @ BOUTIQUE KITAPO MENDRIKA
BOX GE-05 AMBONY RIHANA
GALERIE COMMERCIALE O'MATSIATRA ANTARANDOLO FIANARANTSOA
EX SOMACODIS AKAIKIN'NY CARREFOUR
20/12/2021
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Fianarantsoa
301
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 19:00 |
| Tuesday | 08:00 - 19:00 |
| Wednesday | 08:00 - 19:00 |
| Thursday | 08:00 - 19:00 |
| Friday | 08:00 - 19:00 |
| Saturday | 08:00 - 19:00 |