AndrYmage

AndrYmage

Share

Video By AndrYmage
🎥🎬📸

09/06/2026

⚠️💔 TANDREMO… AZA MIARAKA AMIN'NY LEHILAHY DISPONIBLE LAVA 💔⚠️

Tsy ny lehilahy rehetra mora hita sy mora mamaly foana akory no tena tia marina… 😔
Misy amin’izy ireny no tsy manana tanjona mazava, tsy manana adidy, ary tsy mahay mametraka lanja ny fotoana sy ny fiainany. ⏳🚫

Lehilahy tena miezaka amin’ny fiainana dia mety tsy ho disponible mandrakariva 📵💼
Satria misy asa ataony, misy nofinofy tratrariny, misy adidy iantsorohany, ary misy hoavy aoriny ho anareo roa. ❤️🏠

Fa ilay lehilahy disponible lava kosa… 🤨
Rehefa maraina dia eo ☀️
Rehefa atoandro dia eo 🍽️
Rehefa alina dia mbola eo 🌙
Tsy misy asa mazava, tsy misy zavatra ataony afa-tsy manara-maso anao sy miady amin’ny zavatra tsy misy dikany. 😩📱

⚠️ Ary matetika…
Ilay olona tsy mandany fotoana hananganana ny fiainany no mandany fotoana hanakorontanana ny fiainan’ny hafa. 💔

Aza afangaro ny “fahazoana fotoana” sy ny “fitiavana”.
Satria misy lehilahy tena tia anao nefa mbola miady mafy amin’ny fiainana 💪❤️
Mety tara mamaly izy…
Mety tsy afaka miantso lava…
Fa rehefa tonga izy dia mitondra fiadanana sy vina ho an’ny hoavinareo. 🌟👨‍👩‍👧

Ny lehilahy matotra tsy miresaka fitiavana tontolo andro fotsiny…
Fa manomana toerana hahafahanareo miaina tsara rahatrizay. 🏡💍

👑 Vehivavy hendry dia tsy mijery izay disponible lava…
Fa mijery hoe:
✅ Mahay mandray andraikitra ve ?
✅ Manana tanjona ve ?
✅ Mampandroso sa mampihemotra ?
✅ Rehefa miaraka aminy ve ianao milamina sa reraka saina ? 😔

💡 Tadidio:
Tsy ny “temps” omeny anao no maha-lehilahy azy…
Fa ny lanja sy ny fiarovana entiny ao amin’ny fiainanao. ❤️🛡️

⚠️ Koa tandremo…
Satria misy lehilahy disponible lava nefa tsy vonona hitondra anao amin’ny fiainana tsara akory. 😢

✨ Ny fitiavana tena izy tsy hoe miaraka mandrakariva…
Fa mifampitsinjo, mifampandroso ary mifampitondra amin’ny lalana tsara. ❤️🙏

Aza adino fa mizara ny soa ho anao mandrakariva aho

Satriko ianao ho Malagasy vanona 🇲🇬

Steeve Johnson ✍️

Sary fanehoana fotsiny tompoko io!!!

Photos from Fenontsoa Ramanandraibe's post 08/06/2026

alefa zandryyyy🎥👋❣️🔥🔥🔥

07/06/2026

Tanànan'ny Mpanakanto Ity noho ny firaisankinan-tsika , ny fitokisanareo anay ihany koa.

-Afaka tsidihan'ny rehetra ny tetik'asa ety Soanierana.

-Anatiny manomana DALE isika izao, ary haintsika izany fa tsy vita mora ☺️🙏💪 io dingana io ka mbola mamerina ny fanentanana foana izahay ...... terooo e,,,, manaovana reservation,manjifà ny tolotra izay ilainao ato fa efa fanohanana lehibe izany...

-Raha misy moa hanolotra fitaovana mivantana dia raisana antan-droa foana.
-Raha misy mila numero MVOLA na whatsapp dia : +261 34 65 889 30

MISAOTRA ANTSIKA ABY AMIN'NY DINGANA VITATSIKA E.......
Mino aho fa maro ny manao fa hafa amin'ny rehetra ty action iray ity.
AndrYmage ✊

06/06/2026

MATCH DIRECT ENY AM TANANAN'NY MPANAKANTO ??
HOAVY TSY HO ELA NY INFO
😱😱😱😱🙈😅

Photos from AndrYmage's post 06/06/2026

📌 "Tsy menatra aho isan'andro no milaza hoe Betsileo aho... mirehareha mihitsy !"

Ny maha-Betsileo dia tsy foko fotsiny, fa lova sy soatoavina.

Betsileo dia fantatra amin'ny:
✅ Fahazotoana miasa
✅ Faharetana manoloana ny fahasahiranana
✅ Fitiavana fianarana sy fahalalana
✅ Fanajana ray aman-dreny sy zokiolona
✅ Fahaizana mitsinjo ny ho avy

Tsy ny fiaviana no maha-lehibe antsika, fa ny fitondran-tena sy ny asa vitantsika isan'andro.

Raha Betsileo ianao, aza menatra ny fiavianao.
Raha tsy Betsileo kosa ianao, mireharehà ihany koa amin'ny foko niavianao.

Satria ny tena maha-Malagasy dia ny firaisankina ao anatin'ny fahasamihafana.

🔥 "Ary ianao, inona no soatoavina tianao indrindra amin'ny maha-Betsileo anao?
Soraty eo amin'ny commentaire nge...!"

SARY FANEHOANA: ARTISTE BETSILEO MINAO NY MOZIKA JAZZ SNS....
Misalalaina Razafinirina 🥰
AndrYmage 🎬
Tanànan'ny Mpanakanto
Syle Mapmeh Anji
-------------HO AVY TSY HO ELA CLIP ----------------

06/06/2026

Tananan'ny Mpanakanto.... 🔥🔥🔥 tsy ho nofy2 koa io na kelikely

05/06/2026

🐊 sa 🦎 😅

Photos from AndrYmage's post 05/06/2026

10taona tsy milay lesy ny androany kayyy zoky😟😭🙏

mandeha be izany fotoana izany😭
mbola tadidiko ilay 6juin 2016 alina tao Liantsoa ireny.....

Mino izahay fa misy afaka mbola hitarika ny zandry manan-talenta avy ao Ambohimasoa voalohany foana,handimby azy...
eny na tsy amin'ny tontolon'ny zava-kanto irery ary.



Amponay foana❣️🙏

AndrYmage
Zanak'Ambohimasoa
305
Tanànan'ny Mpanakanto

Photos from AndrYmage's post 05/06/2026

tournage n'i Jerry Marcoss bokona tetoooo

AndrYmage 2024

03/06/2026

Hanangana CLUB DES ARTISTES amin'izay ve tsika eto Fianarantsoa....??? Tanànan'ny Mpanakanto no leader....

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address


Rn7
Fianarantsoa
301