Samba Couture
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Samba Couture, Apparel & Clothing, Andrainjato, Fianarantsoa.
06/06/2024
Manahoana daholo 🤗🥰
Elaela izy izay , tsy hitahita fa raikidraikitra kely am fianarana , nefa hizara zavatra mahafinaritra bé am tsika indray ☺️
Mandray zaitra fona ny Samba Couture ah 👗✂️ Ary tsy mitsahatra ny manao zay maha afapo anareo hatrany
Aza misalasala ary miditra MP na manantona anay mivantana hoan zay efa mahita ny toerana 🤗
01/02/2024
Misy tia anreto pataloha ireto ve?🥰
Manja be mintsy ity ah , sady mihaja be 🤗☺️
Sur commande fa midira mp , amin'ny vidiny mirary hatrany ❤️😏
31/12/2023
Mirary Taona Zina hoan'ny Mpanaraka Ity pejy mamitsika Ity ❤️🤗🎉
15/12/2023
Ity misy réalisation manja be ry reto ahh 🤗❤️ ny andro zao mafana de manao maivamaivana fona tsika ☺️
14/12/2023
Manahoana daoly ny mpanaraka ny Pejy ☺️❤️
Efa akaiky dia akaiky ny fetin'ny Noely ô🌲❤️ Efa vonona daoly ve ny akanjo ??😏
Raha mbola tsy nahazo enao dia aza misalasala fa mbola mandray izahay ah 🤗
Midira MP ary
04/11/2023
Mankasitraka hatrany kia ❤️🤗
Efa akaiky zao ny fety ah , de aza misalasala fa vonona hanome fahafahampo anao izahay ☺️
20/10/2023
Manahoana daoly 💓🤗
Efa Mafana zao ny andro ry Manja ah ☺️ Azo atao tsara koa ny mampanjaitra short , Tena hoe ze tinareo io satria sur commande à votre taille 😍
13/10/2023
Mankasitra amin'ny fahatokisana akia ah ❤️🤗
Félicitations 🎉🎉
07/10/2023
Afaka manao jejo2 mintsy lisany miaraka amin'ny robe nozairina tato amin'ny Samba Couture💃💃
Merci Oly Faneva ❤️🤗
30/09/2023
Mankasitraka fona 🤗❤️
02/09/2023
Miarahaba antsika rehetra ato amin'ny pejy 🤗❤️
Elaela izay isika tsy nifampizara teto , ity indray no masaka ary ☺️
Merci beaucoup tam ilay Robe Mariée tsotsotra fa tsara kely 👰😍
Aza misalasala fona hoa miditra mp sy manontany fa vonona handray anao fona izahay 🤗😚
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Andrainjato
Fianarantsoa