Tsiory mode

Tsiory mode

Share

💯Ny tsara nefa zakan'ny rehetra indrindra hatrany

Photos from Tsiory mode's post 03/06/2026

Sac banane vita amin'ny rafia

Misy maro2 ato

Photos from Tsiory mode's post 03/06/2026

Ity kosa natokana ho an'ilay princesse mamy kely e 🥰

Idéal pour une fille de 3 à 10 ans
Couleur rose et bleu

Manome prix détail sy en gros

Mp ary o

Photos from Tsiory mode's post 02/06/2026

Ireto kosa ny anjaza
Misy ho annny bandy kely ary misy ho an'ny vavy kely

Photos from Tsiory mode's post 01/06/2026

Coucou maman 🥰
Aona indray ito
Natao ho anao ity , ho an'ny tanora ihany koa
Fikambanam behivavy sns

35.000ar monja
30.000ar prix de gros (+5)
Mp ary ô.ireo avokoa ny couleur dispo

01/06/2026

Zavatra otran'izao kosa tokony tsy jerena fotsiny e 🥺
Lehilahy tsy vanona ,tena tsy faka-taranaka ilay olona

Zao ve d mba rariny

01/06/2026

Bonjour daholo 🥰
Ity ary ny valin'ny lalao ,
57 nareo no nilalao dia nataoko par numéro toy izao avokoa amin'izay mangarahara tsara ny fanaovana tirrage

manasa anareo roa ary handefa mp aty amiko

Félicitations à vous deux 🎁Raharimanana Miary NombanaaAina Malalaala

Araho tsy tapaka ny page ary fa samy mahazo daholo nareo e 🥰

31/05/2026

Aleo ny hevitranareo indray no anontaniana
Amin'ny firy no atao tsika ny fisarihana ?

Photos from Tsiory mode's post 28/05/2026

Arrivage manaraka indray
Mp avy hatrany ary
Prix tsy miova 🥰
❌35.000ar ❌

Frais de livraison 2000ar
Mandefa manerana ny nosy

27/05/2026

Misy môral ein 🥰

Photos from Tsiory mode's post 23/05/2026

Mp les filles 🥰
Mamy kely ery zao io Raha atao fanomezana ho an'i neny e ?

Mp fa vitsy ihany no ato

Want your business to be the top-listed Shop in Fianarantsoa?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Fianarantsoa