TYRAH
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TYRAH, Health/Beauty, Fianarantsoa.
27/09/2021
❤
13/08/2021
Robe cache coeur
À réserver
Lieux : Fianarantsoa
12/08/2021
Pulls matevina tsara
12/08/2021
Ensemble stylés
A réserver
Mp
10/08/2021
Dia mbola arrivage tsara hatrany no atolotra ho antsika ❤️
10/08/2021
Efa hiditra amn'i vaninandro mafana isika izao.
Koa indro misy article tsara proposena ho antsika amn'i vidiny mirary dia mirary.
Midira Mp ary tompoko ❤️
02/08/2021
ASTUCES NATOKANA HOAN'NY MOLOTRA😘
Maro ny mitaraina surtout amin'izao andro mangatsika izao amin'i fahavakivakisan'i molotra maharary no sady mahamenatra,,,
indro misy torohevitra tsotra hanafahana izany
ZAVATRA ILAINA :
*Tantely
*Siramamy
*Beurre de karité
FOMBA FAMPIASANA AZY:
Alaina ny siramamy iray sotrokeli dia tantely iray sotrokeli afangaro tsara ary ho potika tsara ilay siramamy anatin'i tantely,,dia hosorana aniny ny molotra ary kosehina tsara hialan'ny peaux morte rehetra,,avela 15mn..
Avy eo fafana amin'i lamba na kobanina keli,,,rehefa maina tsara dia hosorana beurre de karité no atao solona Labello.
ZAVATRA TSY AZO ATAO:
*Fadio ny milelaka molotra foana fa ny rora dia misy acide ka mety hanimba ny molotra izany
*Aza avela ho maina be foana ny molotra fa hydrateo
*Aza mampiasa lokomena matte amle ratsy kalitao fa hanimba ny molotrao izany
ZAVATRA TOKONY HATAO:
*Misotro rano matetika
*Aza avela ho maina bé ny molotra
26/07/2021
FOMBA FANALANA NY FOFONA AO ANDAKOZIA,,NA AO AMIN'NY VATA FAPANGATSIANA HIANY KOA😊:
Matetika dia misy fofona izany foana ao @ lakozia na ao amin'ny congélateur na frigidaire tsika ao.,,ito ary ny fomba tsotra no mora hanalana izany.
ZAVATRA ILANA:
*🍋 citron
*Sira vovony
FOMBA FAMPIASANA AZY
Alaina ny citron 🍋 iray lehibe dia zarana efatra mitovy tsara,, tsi sarahina fa zarana tsotra fotsiny,,dia rarana sira vovony eo ambonini.
Dia atao amin'ilay faritra misy fofona.
N.B
Tsy sarahina ilay citron fa vakina 4 tsotra fotsiny
Dia partageo ho hitan'ireo namana mila mitovy aminao 😊
26/07/2021
Pfff,,,
Maro amitsika no liana hahazo izao vatana manaitra sy manintona izao.
Nefa tsy vitsy amitsika hiany koa ny tsy te hisasatra hanao fanatanjahantena fa dia te ahazo izao vatana izao fotsiny.
izy ito dia fikafika kely fataon'ireo afrikanina izay mapitombo ny fitombenana amin'ny alalan'i astuce natoraly.
N.B:
*Tsy voatery hatao raha tsy liana hianao,,n'a mataotra.
ZAVATRA ILAINA:
*Beurre de karité
*Huile de fenugrec
*Poudre d'akpi
*Poudre de fenugrec
*Huile d'akpi
*Huil d'olive
*Petit colat (afaka tsy asina)
FAMPIASANA AZY :
Vavarana ny beurre de karité,, afangaro ao ny poudre rehetra,,sy ny huil rehetra,,alona pendant 2semaine anaty tavoangy Dia anaovana massage ny fesses sy ny seins
Miakatra fa tsy atao midina,,isakin'i hariva aloan'i hatory 😊
Tsisy effy secondaire satria natoraly n'y zavatra ampiasaina eto.
26/07/2021
Astuces simple ho an'i tanana amin'izao andro ririnina mamirifiry izao.
Betsaka isika mitaraina fa maina sy ratsy tarehy kely ny tanan-tsika,,ny sasany aza dia vakivaky mahamenatra mihintsy...
indro misy fikafika mahomby azo anarenana izany..tsy mila zavatra lavitra fa ao antrano ihany.
ZAVATRA ILAINA:
*Tantely
*Sira(sira tany no tena tsara kokoa fa ra tsisy dia izay sira ao atrano iany atao)
FOMBA FAMPIASANA AZY:
Alaina ny sira iray sotro key dia afangaro amin'ny tantely irai sotro lehibe,,,haroina tsara hifangaro dia ahosotra amin'i felantananao maina bé iny dia ampiarahina kosehina ohatrin'ny hanao gômaget ireny mintsy,,ny felantanana sy ny vohontanana..kosehina tsara ary avy eo alona 30minitra dia kobanina amin'i rano matimaty,,na sasana amin'i rano matimaty sy savony nosy.
N.B:
*Tsy azo atao ho an'ny olona tsembotanana satria voamaika mi hydratée lay izy 😊
Andramo fa mety
02/06/2021
Bonjour iaby !
Anio tsika dia hitafatafa mahakasika ni produit avidin'olo ato amin'niti tambazotra sera2 ity..
Izany hoe mifampizara no tanj ona hiavina'
21/03/2021
Bonjouj daholo !
Euh,,,Maro ianareo nanotani oe fa naninn ny Tyrah no tsy heno2 intsoni?
Dia ho valiko anio fa nisy olana keli teo amin'i resaka page tsika,, fa efa voa récupéré tsara izy ankehitriny🙏🙏.
Ary vonona hatrani ny hanome torohevtr mahasoa ho antsika rehetra izay panaraka ato.
Afaka mandefa hafatra na manotani zavatra izay mahaliana ianareo manombk anio fa ho valinay.
ialana tsiny ho an'i message izay efa ela nefa tsy voavaly rehetra Tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Fianarantsoa