JL Beatz ProdaC
COMPOSER / PRODUCER - MUSICAL EDITOR ๐ฒ๐ฌ๐น๐ฅ๐ง๐ฅ
MALAGASY PRODUCER ๐ฒ๐ฌ๐น๐๏ธ๐
๐งJL Beatz Prรdac ๐ง
Auteur/Compositeur d'origine Malagasy
Producteur Audiovisuel ๐ถ๐๏ธ
Beat-Maker ๐น๐ฅ
Photographe ๐ธ
Vidรฉaste ๐น
31/12/2025
Miarahaba an'i Niaina L.V.S Ofisialy Fa izy no nandresy tamin'ilay Natao.๐๐๐๏ธ
Marihina fa izay be reaction no mandresy tamin'ilay challenge.
Mankasitraka tamin'ireo nandray anjara rehetra fa mahay zavatra daholo lisany eโ๐ Dia nisy koanny efa taraika be vao nandefa video taty amiko des a ialana tsiny fa aminy manaraka mbola hisy Challenge maro hatao eto๐๐๐๐๏ธ
๐ Instrumental Exclusive 1 no homena ilay Mpandresy Tamin'ity ity ka manasabanao hiditta mp na WhatsApp .LS. maka ny Instru nao๐๐๐๐น๐๏ธ
Mankasitraka ๐น๐ฅ
21/12/2025
Androany Hariva no hilazana eto ny Mpandresy tamin'ilay Challenge natao. ๐๐๐๏ธ๐ Instru BoomBap ny Cadeau Ho an'i Mpandresy๐
๐จNEW TYP BEAT BOOM-BAP๐จ๐๐๏ธ
"FRAGILE " BOOM BAP Instrumental 2026
๐ฐBuy / Acheter : THIS BEAT NOW
๐Full here / Version complรจte : DM for Collab.
WhatsApp : 033 43 874 06
Email: [email protected]
๐จNew Type Beat Loading..โ๐น
๐ค POSE TON COUPLET + REFRAIN ๐น๐
Boombap School Type BEAT | 1 min Challenge
Couplet sy refrain no ataonao aminโity beat ity ๐ฅ
Tageo JL Beatz ProdaC +
Alefao WhatsApp aty amiiko ilay Challenge nao dia Publiena eto.
WhatsApp: +261334387406
NB:๐๏ธJeudi 18 Dรฉcembre (23h59) ny Fetra anaovana azy.โ
๐ Ny public no mitsara:
Ny vidรฉo mahazo reaction betsaka (likes, comments, shares) no ho Mpandresy ๐ ๐ง
"NY MPANDRESY dia MAHAZO ๐ NY INSTRU intรฉgral" ๐น๐ ๐ฅ
๐ Abonne-toi ร la page Beatz Prodac
๐ Partage ce challenge avec tes amis
(Prod. by JL Beatz ProdaC)
10/12/2025
Nohon'ny mp voaray sy ny Olona izao vao nahita ilay Publication Challenge Dia atao hatramin'ny Jeudi 18 Dรฉcembre ny fanaovana ilay Challenge. Mankasitra izay efa nanao fa mitohy ny Lalao Challenge tsika izany๐โโ๐๏ธ๐น๐๐
CHALLENGE : #3 Niaina L.V.S Ofisialy
๐ค POSE TON COUPLET + REFRAIN
> Boombap Old School | 1 min Challenge
FOMBA HISAFIDIANANA: Asio Reaction maro be izay Video Tohananao dia Araho Commentaires.
Ka Izay mahazo Rรฉaction maro be indrindra no Mandresy amin'ilay Challenge ๐
Fin du challenge : 11 Decembre 2025 ร 23h59.
CHALLENGE : #2
๐ค POSE TON COUPLET + REFRAIN
> Boombap Old School | 1 min Challenge
FOMBA HISAFIDIANANA: Asio Reaction maro be izay Video Tohananao dia Araho Commentaires.
Ka Izay mahazo Rรฉaction maro be indrindra no Mandresy amin'ilay Challenge ๐
Fin du challenge : 11 Decembre 2025 ร 23h59.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Address
Fianarantsoa