FIRST In Antsirabe
First In-Antsirabe. au service de l'elevage et agriculture
orinasa ara-barotra
varotra-fizarana-fitanterana entana
miompana indrindra @ fiompiana sy fambolena
First In -Antsirabe
commerce-Distribution-transport. Bienvenue sur la page officielle de First In Cybercafé Antsirabe;
Situé en plein centre ville d'Antsirabe,Rue stavanger (face Rando VTT). First In cybercafé vous offre un cadre de travail exceptionnel:sièges de bureau confortables,casque et clavier multimédia,écran plat,webcam
29/05/2026
Salama aby o.
👉FITATERANA ENTANA.
13 tonnes malalaka
➡️Antsirabe -tana
✅Sabotsy 30mai 2026
3,5 tonnes malalaka
➡️Ambositra-Antsirabe
✅Sabotsy 30 mai 2026
Miantsoa ny 0347447770
na 0347587726
28/05/2026
Salama aby oo.
Manampikasana hampiteraka kisoa?
✅Manomboka 7–8 volana eo ho eo.
Tsy tsara raha mbola kely loatra satria mila tanjaka.
✅ Milanja 90 kg farafahakeliny.
Tsy atao matavy loatra na mahia loatra.
Ny provandy mampitombo na "croissance" vokarin'ny LFL no fampiasa ho an'ny vatotra kisoa ho tonga renikisoa matanjaka
Ary manome zanaka salama.
"Tsy matavy loatra no sady tsy mahia loatra"
👉Misy karazany 3 isafidiananao ny provandy LFL.
Ho an'ny vatotra kisoa ho ampanarahana.
-ny "concentre expert" 1420cx (25kg)
-ny "granulé” (bolabola) 1420x (50kg)
-ny "farine” (vovony) 1420XF (50kg).
Mandray ny commande-nao @ MP.
Na whatsapp.
0347587726
Vonona hanampy anao hahomby hatrany.
FIRST In Antsirabe
Ry mpanjifa hajaina
'Ndrao diso anjara @ sakafom-biby
Rahampitso miantsena, fa alatsinainy mihidy.😊
✅MISOKATRA ny SABOTSY 23 MAY 2026
@ 08ora hatr@ 03 ora hariva
📍FARMSHOP antsirabe
📍LFL antsenakely/ Ambohimena/VATOFOTSY
📍LFL NAMAHORA Morondava
📍LFL AMBOHIMIADANA Ambositra
Mankasitraka hatrany.
@ fiarahana
FIRST In Antsirabe
0347587726
22/05/2026
Salama aby o.
Fitenintsika mpiompy matetika hoe: niova ilay akoho, niharatsy ny zanak'akoho rehefa tsy araka ny tokony ho izy ny vokatra azontsika.
Fantaro Fa
🐥 Zava-dehibe ny " VIDE SANITAIRE " amin’ny fiompiana "akoho fakana nofo" .
Aorian’ny andiany iray dia avela tsy misy akoho aloha ny trano fiompiana mba hahafahana :
✅ manadio
✅ mamono mikraoba
✅ misoroka aretina
📌 Faharetany : 10 hatramin’ny 14 andro farafahakeliny
Ny fanajana "ny vide sanitaire" dia manampy amin’ny :
✔️ fampihenana fahafatesan’akoho
✔️ fitomboana tsara
✔️ fiompiana salama sy mahomby kokoa
👉 Ny fisorohana no fiarovana tsara indrindra amin’ny fiompiana. 🐔💪.
Mirary anao hahomby kokoa hatrany.
FIRST In Antsirabe manampy anao hahomby
Salama aby o.
Miala tsiny @ zay mandefa MP ato @ pejy tompoko fa tsy mety misy misokatra.
Mandra-pamaha ny olana
Raha azonao atao ny mampiasa whatsapp dia iny tsy misy olana fa afaka mamaly tsara ao izahay.
📱 WhatsApp : 034 75 877 26
Mankasitraka hatrany 🙏
FIRST In Antsirabe
Mandroso Tompoko.
Inona no atao ho anao?
@ gony sa @ kilao?
😀
Morondava oooo.
mankasitraka!!!!
'lay tsikInao mandray
Dia fifaliana ho anay"
Misaotra niara-dia
Hiara hanohy ny dia.
Ho anao 'zay vao hiaraka aminay dia ANDAO.
LFL NAMAHORA
am-pItan'ny tsenan'ny tantsaha.
Raha mila toro-hevitra na vao hianatra hiompy
Mandrosoa tompoko
👉'FALY ZAHAY, FALY IANAREO, dia tohizintsika lay kilalao amin'ity herinandro ity eeee 😊
FIRST In Antsirabe manampy anao hahomby.
07/05/2026
🔍𝐀𝐏𝐏𝐄𝐋 𝐃’𝐎𝐅𝐅𝐑𝐄
Ny LFL Madagascar dia mitady "𝒑𝒓𝒆𝒔𝒕𝒂𝒕𝒂𝒊𝒓𝒆" matihanina amin’ny resaka:
- Fanamboarana akanjo (tee-shirt,polo, combinaison...)
- Impression: affiches, flyers, etc...
🔍 Raha manana fahaiza-manao amin'ireo sehatra ireo ny orinasanao, dia manasa anao handefa ny "𝗱𝗼𝘀𝘀𝗶𝗲𝗿" na "portfolio" anao ao amin’ity adiresy mailaka manaraka ity: [email protected]
Daty farany fametrahana ny "candidature": 30 mai 2026
𝑀𝑎𝑛𝑘𝑎𝑠𝑖𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 𝑒!!
Salama aby ooo.
Misaotra Morondava
Herintaona sahady niarahantsika
Ho mariky ny fankasitrahana anareo mpanjifa dia misy fanomezana atolotray FIRST In Antsirabe ho an' izay mandalo mividy provende amin'ity herinandro ity.
Point LFL Namahora ampitan'ny tsenan'ny tantsaha.
Tianay be ianareo 🥰
Mankasitraka ee
Salama aby oo.
Misokatra tapak'andro ho anao.
8ora -12ora atoandro ny Zoma 1er Mey 2026
Antsirabe:
FARMSHOP mahazoarivo
LFL antsenakely
LFL ambohimena
LFL vatofotsy.
morondava
LFL Namahora
Ambositra
LFL Ambohimiadana.
Mankasitraka hatrany tompoko
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Website
Address
First In Rue Stavanger
Antsirabe
110
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:30 |
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |
| Saturday | 08:00 - 17:30 |