Lay Valy Rhum Arrangé

Lay Valy Rhum Arrangé

Share

Rhum arrangé Lay Valy est un produit authentique qui fait ressortir le meilleur en vous.

08/09/2025

04/09/2025

Karakory jiaby, ho avy ny vokatra manaraka fa araho tsy tapaka ny page 🥃🇲🇬.

26/08/2025

Ahona ny manao aminay 🔥🔥...masim-bavava zoky Jean Dax...

Now is win Madagascar 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

22/04/2025

LAY VALY RHUM ARRANGÉ 🥃🔥

Manafana ny fiarahantsika 🤝

21/04/2025

Misaotra betsaka an'izay efa nanjifa Ary manasa anareo izay Mbola tsy nahazo ihany kou 🔥

🏍️Livraison partout Madagascar.
☎️ 034 34 640 19

25/03/2025

Kay Kay kaiiiy 🍍🍍....Miandry anareo ity bona malilo Kely ity 🤝🔥

Contact direct: 034 34 640 19

13/03/2025

❌❌TANDREMO ❌❌

MAFILOTRA LOTRA ITY LAY VALY ITY ZAREO AH 🥃🔥.

Mila mitandrina isika mba hanjifa ny tsara hatrany 🙃🤝.

☎️Contact: 034 34 640 19
🚛Livraison partout à Madagascar et Disponible de suite.


Lay Valy Rhum Arrangé

10/03/2025

Lay Valy Rhum arrangé 🥃
Manafana ny fiarahantsika ❤️🔥.

08/03/2025

INTERNATIONAL WOMEN'S DAY ❤️🥰

Izahay ato Lay Valy Rhum Arrangé dia miarahaba antsika vehivavy rehetra fetintsika Zao.

Ho tahina hatrany anie isika amin'ny adidy sy andraikitra sahanintsika. Mankasitraka manokana an'ireo vehivavy manaraka ny pejy ary manentana antsika rehetra ihany kou anaraka tsy tapaka ny page Facebook Lay Valy Rhum arrangé 🥃❤️

05/03/2025

LAY VALY
Manafana ny fiarahantsika 🍾

Azonao atao ny manjifa azy @ vidiny mirary dia mirary tokoa, koa aza misalasala manontany sy maka hevitra fa vonona anome fahafahampo anao izahay 🥰

Contact: 034 34 640 19
Livraison partout à Madagascar.



Lay Valy Rhum Arrangé

04/03/2025

Aza Miala Lay Valy Rhum Arrangé , io nentsika e 🔥🥰.

Contact: 034 34 640 19
Livraison partout à Madagascar

20/02/2025

Eeeeeh, Nanary JOKER ny Ex 🏃🚶.

Afaka manao livraison eny Mahamasina eny, Sady be zesta 👜👠.

Contact: 034 34 640 19 (dispo sur WhatsApp)

Want your business to be the top-listed Convenience Store in Antsirabe?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Lot 11 16D 450 Tsihitamaso Mahazoarivo Sud
Antsirabe
110