Hair by Raissa VIP
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hair by Raissa VIP, Hair salon, Antsenakely, Antsirabe.
✨ BEAUTY & SPA by Raissa ✨
✨ Hair by Raissa VIP ✨
🍀Coloriste Professionnel , spécialisé en soin capillaire ,et Lissage Nouvelle Generation 🍀
🍃Jacuzzi , Sauna , Headspa , Lipocavitation , Massage aux pierres chaudes , Gommage Corporel , …🍃
06/06/2026
Coucou daholo ry malala isany 👋🏼
Otran’ny hoe ela be mihitsy ilay ririnina eh ? ❄️
Efa vonona daholo ato ny outfit hiver nefa ny andro Ity mbola mafana be foana 😅
Bon week-end daholo nareo dia aza adino ny manao manja manja an! 🥰
📍 Misokatra daholo ny salon rehetra androany ,
Tongava fa raisinay am-pitiavana!
✨ Botox Indien sur cheveux extra longs ✨
Résultat tout simplement magnifique 😍
Cheveux intensément nourris, brillants comme un miroir et incroyablement doux au toucher. Grâce au Botox Indien, la fibre capillaire est réparée en profondeur, les frisottis sont maîtrisés et les longueurs retrouvent souplesse, discipline et éclat naturel 🍀
Adresse et contact :
📞 038 75 616 25
📍 Antsenakely, à côté d’Exact Électronique, Antsirabe
03/06/2026
Si l’on me donnait la possibilité de choisir une nouvelle fois, je choisirais encore et toujours d’être coiffeuse 🥰✂️
✨ By Raissa ✨
✨ LISSAGE INDIEN SUR CHEVEUX LISSES : OUI, ÇA EXISTE ! ✨
Contrairement aux idées reçues, le lissage n’est pas réservé uniquement aux cheveux bouclés ou crépus 🥰
Même sur des cheveux déjà lisses, il permet de :
✔ Réduire les frisottis
✔ Apporter une brillance intense
✔ Discipliner les longueurs
✔ Faciliter le coiffage au quotidien
✔ Donner un effet plus soyeux et plus fluide
📍 Hair By Raissa
📞 Antsenakely Antsirabe : 038 75 616 25
📞 Mahazoarivo Sud Antsirabe : 038 74 117 11
✨
Efa manomboka mandray ato Amin’ny Salon Amin’ izay Maman an ♥️ ato Antsenakely ny poste ko fa mivezivezy matetika Eny Mahazoarivo ihany koa nefa🥰
Mirary volana feno fitahiana, fahasalamana, fahombiazana ary fiadanam-po ho antsika rehetra✨
Bisous be daholo ry malala isany 😘
📍 Nos adresses :
🏠 Antsenakely, à côté de Exact Électronique - Antsirabe📞 038 75 616 25
🏠 Mahazoarivo Sud, au sud de la Maison Verte - Antsirabe📞 038 74 117 11
31/05/2026
Miarahaba antsika maman rehetra ❤️
Mirary soa foana ry malala isany, ary aza adino fa manja ianao, mafy ianao ary tena sarobidy ny fisinao 🥰
Na dia reraka aza indraindray, dia mbola mitsangana sy miady ho an’ny ankohonanao foana 😍
Tsy mère parfaite isika fa miezaka foana isan’andro mba ho reny mendrika sy modely ho an’ny zanatsika 🥹
Bisous avy aty aminay telo mirahavavy ✨
✨ BOTOX INDIEN sur cheveux élastiques ✨
Redonnez force, souplesse et brillance à vos cheveux fragilisés grâce à notre soin Botox Indien 😍
🏠Antsenakely, à côté de Exact Électronique - Antsirabe
📞038 75 616 25
🏠Mahazoarivo Sud, au sud de la Maison Verte - Antsirabe
📞038 74 117 11
📩 Prenez rendez-vous dès maintenant ! ✨
Hellooooo 👋🏼 Tratra soa daholo aloha eh ♥️
‼️ Bonne nouvelle kely fanampiny : Efa tena tsara ny lalana Antsirabe Tana kay reto ah , tsy sahirana intsony nareo makaty 🥰 kely sisa dia vita tanteraka
Look du jour kely fotsiny fa efa ho avy ny video Coloration , Lissage ary botox ✨
Efa ato Amin’ ny salon foana Amin’ izay maman fa ela loatra zay ka 🥹
Bisous nareo ry malala isany 😘
27/05/2026
Oufffff hisento kely Amin’izay aloha fa Enjana zay rotoroto tany chine zay 🥰
1volana latsaka tsy nisy hoe repos na dia kely aza , indray mandeha ihany no misakafo na 2 fois maximum , tsy hay intsony hoe sakafo maraina sa atoandro sa ariva ilay hoanina 😂
Kely sisa de any antanana , tsy andriko tsony ♥️
26/05/2026
Arabaina nahavita Soa ny fety daholo ry Malala isany 🥰
Mijanona Maurice manao vacance kely farany aloha dia ho avy daholo ndray ny video coloration et Lissage 🍀
Bisous mamy dia mirary soa foana ♥️
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antsenakely
Antsirabe
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 18:00 |
| Tuesday | 08:00 - 18:00 |
| Wednesday | 08:00 - 18:00 |
| Thursday | 08:00 - 18:00 |
| Friday | 08:00 - 18:00 |
| Saturday | 08:00 - 18:00 |