Le Dragon Rouge
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Le Dragon Rouge, Restaurant, Antsirabe.
13/06/2026
Joyeux anniversaire Mme Malala Truong❤️
Tena tsy misy mahafantatra hono ilay Madame dia Aleo ataonay eto.
Mankasitraka aminy fitiavanao isan'andro Ary mirary soa be foana🥰
(Rehefa misy gratuit ao am resto Dia izy ilay mpanome azy😘😘)
Anniversaire an'i Madama androany!!! Andao isika angataka cadeaux any aminy 🤣🤣
pizza gratuit,soupe gratuit,mine sao gratuit eee
Mirary pentecôte sambatra ho antsika rehetra.
Misokatra foana restaurant sy ny pizzeria androany sy rampitso
😘😘😘
23/05/2026
PIZZA anisany tena betsaka ny manao commande azy ❤️❤️
Fusion 25000ar
Cheese 28000ar
Dragon 30000ar
Aza misalasala manantona anay na miantso Raha anaterana ianao😘😘😘
0347622685
Elysium plaza ampatana
Misokatra daholo Dragon Rouge eo antsenakely sy Dragon pizza ao aminy Elysium androany tontolo.Mankasitraka indrindra tompoko
10/05/2026
Fantatrao vé fa manana pizza au feu de bois tsara bé izahay🥰🥰🥰
Box Dragon pizza (Elysium plaza ampatana)
0340346757
05/05/2026
Izy indray ara 2eme gagnant antsika tamilay jeu e🥰🥰🥰
Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)
0347622685
04/05/2026
Félicitations Mme Tahiry oh 🥰🥰🥰
0347622685
Dragon rouge (andrefan'ny canal plus antsenakely)
29/04/2026
Akory liii eee🥰🥰
Ndao hilalao kely!!
Zay olona roa (samihafa) mahamarina tsy diso mahazo amin' ireo sakafo ireo.
Inona no anarany sakafo miaraka aminy Prix any tsirairay😚😚
☎️0347622685
👉🏼 Dragon Rouge antsenakely
14/04/2026
Fa aiza hoa ilay Dragon anaty soupe nareo e?!!!!
hahaha Mbola mamoaka afo ao izy fa ity aloha ilay soupe Dragon tsy misy dragon 🤣🤣
-horaire 10h à 22h
-20m miala canal plus antsenakely
☎️ 0347622685
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antsirabe
110