Smock Rano Iray
Pourquoi ne pas s'habiller en Malgache mais avec classe ?
032 71 980 61/ 034 60 660 75
21/05/2026
bsr ooh..ireto indray 'y vokatra ooh..tsy lany n'y tsara ato aminay e ๐ฒ๐ฌ๐๐
14/05/2026
azafady tompoko ๐.tsy Mety misokatra n'y Mp ato page.tsy haiko oe maninona fa io no ataony..ef un hr izay..Nareo miresaka amiko ao mp.. Miangavy MBA Iditra Ao Fb tsotra..๐ Smock Rano iray Madagascar.๐ฒ๐ฌmerci๐
14/05/2026
bonjour Daholo ooh... 0mois atrm 12ans Dispo..Tsara Tonga de miantso ๐ 034 60 660 75
watsapp..032 71 980 61
๐ aza misalasala mametraka hafatra miafina๐จ๏ธ Na eo COMS aza.itanay fona.na somary taratara Kely aza tompoko ๐..
misy couleur izay ilainao ato aminay.๐ฒ๐ฌ๐โ๏ธ๐น๐๐ท๐ด๐ฎ๐ชท๐บ livraison par tout
26/03/2026
bonsoir Daholo tompoko ooh ๐ Mamy Kely ery izy ireto ry zareo a.. apetrao izay Mety am zanakao ary e.โฅ๏ธ. livraison par tout ๐ฒ๐ฌ๐ฅฐ๐
12/03/2026
Dispo taille M. Livraison par tout ๐ฒ๐ฌ
12/03/2026
,, Dispo..3mois atramin'ny 12ans ๐ฉท livraison par tout..
08/03/2026
mankasitraka indrindra tompoko ๐..@ fanjifanareo n'y asa nay... andriamanitra manankarempahasoavana anie .hanonitra n'y lany rehetra๐๐๐ฒ๐ฌ๐โฅ๏ธ
07/03/2026
smock . broderie..misy couleur bรฉdabe..๐๐ฟ
07/03/2026
taille M indray ireto a..afaka manao commande izay taille nao Enao..Mbola mafana anie n'y andro e.. Tussi coton ๐โค๏ธ.. livraison par tout Ee๐๐ฒ๐ฌ
Big MJ
26/02/2026
mami Kely daholo reto a..alefaso izay commande nareo fa ho afapo nareo โฅ๏ธ034 60 660 75๐ livraison par tout
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antsirabe