VAH RAN
MIEZAKA🫰🏻,MIARITRA🏋🏻,MIOTY ALOHA💪🏻VAO MIATO🤝🏻🥺🙏🏻 Tsy maintsy tafavoaka ny tanjona aho satria ZANAK'IZA Ialahy no tsy ho TAFARINA❓
Tena ady hevitra efa nataoko t@ olona ty😅:"Ela vao manazava hoe ny Proteine anie singa iray ao anaty sakafo dia valin'ny zoky oe aleo ihany naturel !"
Lioscar Rollando ✍🏻
03/11/2025
sao mba tokony hifanaja ihany fa aiza ny zo anay tsy manin tsy manin zany?
27/10/2025
Tian'ny mpankahala ho hitany any ambany isika, nefa tsy ainy fa avy any ambany ihany no niandohantsika😎.
Vah ✍🏻
Tsy fanaoko ilay mirevy fa enao kosa rangah tena reveko ah🥺!!
Miratra ny maso ka aza variana🇲🇬✔
TSY AZOKO🤔
Hoy zareo hoe:"AOKA HONO IZAY ILAY GREVY FA MIJALY RY ZAREO TSY MIASA".
D izao ry zareo migrevy:"FA ANGAH TSY MIASA NDRAY EH🤔🤣🤣🤣🤣?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo