MBS RADIO 95.4FM

MBS RADIO 95.4FM

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from MBS RADIO 95.4FM, Radio Station, Rue Razanakoto, Station MBS Anosipatrana, Antananarivo.

15/10/2025

Ekena sa tsy ekena? 💪🇲🇬

14/10/2025

Ahy, Anao, Antsika i Madagasikara🇲🇬💪

14/10/2025
19/09/2025

❌Nosamborina teny Analakely i Baba sy Clémence izao taorian'ny fanaterany taratasy fazahoan-dalana ho eny Ambohijatovo❌
Izy ireo izay mikasa hanao hetsika eny Ambohijatovo ny Alakamisy 25 Septambra ho avy izao.

Sary Arphine R.
©Tia Tanindrazana

12/09/2025

Salama oh🙏
Inona avy ireo olana sedrain' ny ray aman-dreny amin' ity taom-pilalaova 2025-2026 ity?
Iarahanao amin' i Nicole Fanantenana ny asabotsy 13 septembre aorian' ny vaovao iraisam-pirenena @9 ora maraina.
Mirary soa hoan' ireo ampiditra mpianatra😍

10/09/2025

Nihomehezana fotsiny moa tamin' izany oe "dam" dictionnaire vaovao
Sa manakory ny délestage any aminareo😭?

Notokanana androany ilay central hydroélectrique vitandry zareo Ethopien. Io no lehibe indrindra aty Afrique.
Barrage de la Renaissance Ethopienne no anarany, mahatratra 1 800m ny halavany ary 145m ny haavony. Misy turbines 16 isa mamokatra électricité 5 000 Mégawatts (mitovy @ tanjakin'ny 3 réacteurs nucléaires), 14 milliards USD ny vola lany nananganana azy.

09/09/2025

Kaia daoly ny Barea Team
Eo aloha mba omeo ny hafatra kely eo zareo fa manamaivana loatra 😂
Vanim-potoana ny Tchad ny very🥺

Le joueur de Madagascar là, genre il voulait nous dire que les SAO ont des cornes 😱 c'est ça??🤣on verra bien demain 17h✍️ il va nous expliquer ce type 🤣🤣

Madagascar 0 -1 Tchad
🇹🇩🙏

22/08/2025

🥰😊

20/08/2025

INDRAY andro hono.....
aza misaraka aminy MBS radio 95.4FM🥰

Photos from MBS RADIO 95.4FM's post 15/08/2025

Salama va ny tegna?
Ezahina hatsaraina ny radio-tsika.
Manomboka ny alatsinainy izao dia hisy fandaharana vaovao miaraka amin' ireo naman-tsika mahafinaritra be ireo❤️
Mirary soa tompoko 🙏

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Rue Razanakoto, Station MBS Anosipatrana
Antananarivo
101