NET plus

NET plus

Share

Firaisan-kina, Fandrosoana, Fandresena Tanora Manolon-Tsoa

27/04/2026

HARO izy no voafidy ho HOMME DU MATCH tamin'ny lalao izay nifanandrinana tamin'ny FOREVER SPORT Soavinandriana Omaly, ary izy ihany ko no nampiditra ny baolina tokana hoatsika.

27/04/2026

ny valiny lalao homaly niady ny ekipa ary tsy mijanona hatreo ny ady fa mitoy
NET plus miara-mandroso, miara-mandresy

25/04/2026

Lisitr'ireo mpilalao voahantso hiatrika ny lalao rahampitso izay lalao faha roa amin'ny Tournoi EZAKA eny amin'ny kianja be ny AMBOHIDANERANA rahampitso alahady amin'ny 03 H folakandro. Izay hifanandrinana amin'ny FOREVER SPORT FC.

16/04/2026

Ato indray ny fotoanatsika ka ndao ary ho eny ampahadalalna indray isika mpanohana.
1/8e de finale aller
COUPE: 1 000 000 Ar
Net plus Miara-mandroso , Miara-mandresy

15/04/2026

Toizao indray ny fandaharm-potoana antsika amin'ity herinandro ity sy heriinandro miditra io.

Photos from NET plus's post 15/04/2026

Manomboka miverina anatiny kotrana indray ireo ekipatsika hanomanana ireo lalao manaraka taorinan'izay fialantsasatra kely ny Paka izay

Photos from NET plus's post 26/03/2026

Ao anatiny fanomanan-tena tanteraka ny ekipatsika amin'izao andro faha 4 tsy hantongavany lalao famaranana ny alahady hoavy izao. Miezaka maneho fahavonona hatrany izy ireo. Satry tsy mora izany Lalao famaranana izany. Marihina mo fa ry zareo ZHASoavinandrina no hifanandrina amintsika amin'io fotona io. Izy ireo no tafita any amin'ny digan'ny famaranana "TOURNOI MAFY BE Soavinandrina" ka hifanadrina amintsika. Tsy mora ny Lalao fa ekipa efa manana ny lazany izany ka mila vonona ny saina sy Fanahy ary vatana tomady no hoentina hiatrika an'izany dingany famaranana izany. Mitoy ny ezaka.
NET plus Miara-mandroso , Miara-mandresy

23/03/2026

Ireo mpilalao voahantso hiatrika ny lalao famaranana ny OPEN MAFY BE Soavinandriana amin'ny Alahady hoavy izao. Misy kosa ireo tsy afaka hiatrika nohon'ny antony samy hafa.
NET plus Miara-mandroso, Miara-mandresy

23/03/2026

Tahorian'ny lalao demi-final OPEN MAFY BE nihaonan'ny ZAH sy AJSA homaly dia nivoka mpandresy tamin'ny isa 5 sy 1 ry zareo ZHA ka hidona amin'tsika any amin'ny FINAL ny alahady hoavy izao.
Isika kosa dia nihaona tamin'ireo Génération Selection Soavinandriana lalao izay efa notanterahina efa volana maromaro ka nivoka mpandresy tamin'ny isa 5 sy 4 nanoloana ny Selection Soavinandriana.Ka izao tonga amin'ny lalao famaranana izao. Ka ity indray izany no lalao izay hiaonatsika amin'ny mpankafy antsika dia ny alahady hoavy izao.
''NET Plus Miara-mandroso, Miara-mandresy''

Want your organization to be the top-listed Non Profit Organization in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address


Soanierana
Antananarivo
101