Iaro Rajoharison R-d
TSARA MIANTSO AVY HATRANY
- animateur
- chorégraphe
- danseur
- coach Zumba
Tel: 0389253811
WhatsApp : +261347913613
23/05/2026
🇲🇬
04/01/2026
Ny fitombon'ny Taona dia hentina hampiakatra ny ezaka izay efa natombokao na nataonao teo aloa. Vitanao io 🎇🥰
Bonne année daholo🎁 . Hamiratra ianao amin'ity 2026 ity ❤️
Tahin'Andiamanitra .
😌🎄
25/12/2025
joyeux Noël daholo 🎄🥰
ity ary ilay izy dia mba samy mtsongolongoloka eo alo 😂😂!!
👉Mba manoratra eo amin'ny commentaires izay nahazo azafady
Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra .🎁
Ho alefantsika IZY ity après 15min fa mentionnéo ihany alo ny namana!! 😀
commentaires 20 dia ataotsika 😊
Mentionnéo ny namana hiabonné ny page fa asintsika crédit 10 rahampitso zaraina eto !!
12h:00
17/12/2025
Asa mafy androany , vokatra tsara rahampitso 🌅
.
Elaela tsy nisy vidéo fa ho asesiko eo amizay angamba alo 😂
Miaraka amin'ireto Jeune d'honneur mahafinaritra bé ireto 🔥❤️
Zavatra somary manalazy , hampiana hoe mandihy kely ihany mo no nangatahany !
☎️ 038 92 538 11 . Tsy mamaly mp
21/11/2025
Mba nanao garçon d'honneur Kely ndray alo no chorégraphe eh 😀
Mankasitra an'ireto Equipe mahafinaritra be ireto 🥰 tena manalazy arabakiteny 😂❤️
Rehefa tratrany paparazzi anaty Fety iny 🤣🤣
Styve Rakotozafy mercii amle vidéo eh 😅
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo