Luchass Raz
Mpiangaly Rap Gasy sy mpanoratra Sombitsoratra Malagasy sy Miantsa Tononkalo ...Araho ary ny pejiko
Tena mialatsiny fa tsy Tratra ilay. Tamin'ny 7ora no ny adidy sy andraikitra .
Ka indro ary tonga dia alefako fa tsisy resaka lava be 😭
Lohateny : Ho an'i Gasikara 🇲🇬 ( 2k26 )
Mpiantsa : Luchass Raz
Version YouTube ✅ : https://youtu.be/la4egtbEusA?feature=shared
゚
09/04/2026
ity version Youtube 📎✅
dia rariva 7ora ( 19h ) eto foana aza miala alavitra ✅✅
https://youtu.be/la4egtbEusA?feature=shared
Ho an'i Gasikara 🇲🇬 - LUCHASS RAZ (Soloniaina) Antsakalo. Suivre à vous toutes mon compte Réseau sociaux : 📎🔥✅Luchass Raz FB 📎 : https://www.facebook.com/luchass.raz.officiel✅Luchass Raz YT 📎 : https://youtube...
Rapitso ny fotoana ....
Aza miala lavitra fa efa vita izy ity
Amin"ny 7ora na 19h eo no miova eto amin'ny pejy .
15/03/2026
Tsy aleo Va asina tsika Antsakalo vaovao indray eto amin'ny pejy sa manakory .😁
Manaraha foana ary fa ho avy tsy ho ela Otran' ny Dônakafo izy ity .🔥😏
13/03/2026
Ity ry zareo ny Version YouTube 🔥
Andana mba mihaino dia mba ataovy Abonnés ny Chaîne Raha te hahita ny Zavatra rehetra atako nareo Mankasitraka ô 🙏😊
Luchass Raz - Ry Volana ô [Antsakalo Malagasy ] 2026 Suivre à vous toutes mon compte Réseau sociaux : 📎🔥✅Luchass Raz FB 📎 : https://www.facebook.com/luchass.raz.officiel ✅Luchass Raz YT 📎 : https://www.you...
ity Lien any ilay tik tok 👇
https://vt.tiktok.com/ZSaDDbb4k/
Sombiny ireo Hirako efa vita efa ela be izy ity .
Hafaka henoinao amin'ny Moozik ny hirako rehetra , Alaivo amin'ny Play store ny Application Moozik Vita Malagasy .
,Moozik, mampitempo ny fontsika
21/01/2026
Salama aby nama .
Efa azo anao henohina ao amin'ny streaming Moozik ny hirako . Hafaka télécharger ao amin'ny Play store ny Application ity ambany ity Lien 👇📎✅.
https://www.moozik.io/
Moozik, mampitempo ny fontsika
Ity ary aloha ny oram-peo voalohany vitako tamin'ny ity Taona 2025 ity milatsiny fa izay voa hafaka mandefa any tony Asa soratra tony. ☺ Mazoto mihaino ary dia mialatsiny raha misy diso ny tsipelina 😇
Lohateny : Sasa Miandry 2k25
Mpiangaly : Luchass Raz
🇲🇬
Araho hatran'ny pejy fa maro ny mbola ho avy eto.
Misaotra indrindra dia azadino ny mizara ary ô 😁
24/06/2025
☁ Rahona Mainty 😢
Ho fatsiarovana rehefa indro tonga ilay andro maloka
Ilay rahona mainty eny amin'ny lanitra madidonona fa efa ora zao.
Dia ho maro ireo fa hatsiarovana mifamahofaho ao antsaina ao.
Ho feno fa hatsiarovana tsara sy ratsy ny ao anaty ao. .....
Mety ho feno alahelo , mety ho fifaliana ihany koa
Mety asambarana ,mety ho rano maso, mety ho faoriana .
mety ho fitiavana , mety ilay mafinaritra , mety ilay tena tina .
mety ilay izy , nefa mety tsy ilay izy , mety mahakivy sy mahaketraka. ......
Nefa mety tsy ilay ao antsaina , mety tsy ilay vinavina ,mety tsy ilay fanirina
Tsy ilay efa fantapatatrao , fa ny marina dia ilay ao antsaiko ao.
Tiko ho fantatrao fa misy olona any ho any , mijaly mitomany.
Miandradra any zany olona iray zany, fikasana ihany ho no ny azy. ......
Fa ny faniriny dia itoetra , na dia vetivety monja, kely fa mafonja.
Fa tsy mihaina eo anilany eo dia tony any amponja
fa indro tonga toko ilay fetra farany izay tena mafy indrindra .
Dia tapitra hatreo tantarany, tapitra hatreo ny fitiavany .
Tapitra hatreo ilay fikasana izay saika ho atao, dia angina sahady ve.
Dia ifarana ihany koa , tsy ho hita intsony izato endriny .
Dia ho foana hatreo ny fisiny , Satria androany ny Rahona Mainty no lazainao ahy tamin'ny iny.
Luchass Raz
Mialitsiny Tompoko raha misy Diso kely ny Tsipelina, efa mba mihezaka mifehy ny Tsipelina Malagasy ny tenako, minabary ary misy latsaka tompoko.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the public figure
Telephone
Address
Anosibe Ouest II
Antananarivo
101