Dada Rabe
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Dada Rabe, College & University, Christinaisaia1305@gmail. com, Antananarivo.
Miarahaba izay mahita sy mamaky ity afatra ity aho
Tiko ny milaza aminao fa ny malagasy
Dia olona manana Fahendrena fa saingy adino izany akehitriny dia hoy aho aminao mamaky ity afatra ity oe mo ve tadidnao izany Fahendrena izany ra tsampanao fa adino de izao avereno izany ary atombohy manomboka amzao famakinao ity afatro ity,
(1) Aza miandry oarabaina itsony ianao fa miezaha miarahaba ,mafinaritra zany oe ra vao maraina dia miaraba ny mpiray monina aminao na ny ray amandreninao na ny zokinao fa afa mihitsy izany olona mahazo fiarabana sy miarahaba vao maraina izany ,izay dia ampy iatrehany ny androny anio manontolo
(2) Rehefa ao anty bus de andramo ny miarahaba olona izay tsy fantatrao akory de oitanao fa mizara fifaliana sy tsiky oazy ianao ka matonga fasoavana oanao
amzay fihetsika kely ataonao izay de fantatra fa olona manana Fahendrena ianao ary azo ifandraisana
Misaotra : mino aho fa olonkendry ianao izay namaky ity afatra ity
Zarazarao mba ifam-pitaizana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Christinaisaia1305@gmail. Com
Antananarivo