Mpamatsy Vary

Mpamatsy Vary

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mpamatsy Vary, Grocers, Ambohimanarina Tsena, Antananarivo.

Photos from Mpamatsy Vary's post 09/12/2023

๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ Tonga indray le nandrasana๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅ

VARY Tsipala MORABE ATO aminay, Tsara be, Mitombo, madio tsisy vato, azo antoka

๐Ÿ‘‰ 129000 ar ny 50 kg, 750 ar ny kapoaka, 2600 kg ( Photo 1)

๐Ÿ‘‰ 140000 ar ny 50 kg, 800 ar kapoaka, 2800 ar kg (Photo 2)

Manome izay ilainao ary manao livraison

Mp avy hatrany hoanao izay liana

Contact: 038 39 799 98 / 038 16 295 31

Photos from Mpamatsy Vary's post 26/10/2023

โŒโŒ๐Ÿ’ฅArrivage ny vary ato aminay๐Ÿ’ฅโŒโŒ

Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??

Efa miakatra be daholo vรฉ ny vidimbary eny aminareo??

Aty aminay ny vahaolana hoanao, Madio tsara tsy misy vato, azo antoka tsara,

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Tsipala Bory: 132000 ar ny 50 kg, 2600 ar ny 1kg, 770 ar ny 1 kapoaka,

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Tsipala lava : 132000 ny 50 kg, 2640 ar ny 1 kg ar 780 ar ny kapoaka,

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Ampombo malemy poudre 950

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Ampombo 2eme qualitรฉ 750 ar

Manome izay ilainao izahay na firy na firy,

Contact : 038 16 295 31 / 033 82 832 25

Mandefasa MP hoan'izay liana fa manome izay ilainao izay, arrivage amlundi am 6 maraina

๐Ÿ‘๐Ÿ‘‰Mandrai commande isan'andro๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š

๐Ÿ’ข๐Ÿ’ขAmbohimanarina no misy anay 20m miala shop liantsoa ary manao livraison iany koa๐Ÿ’ข๐Ÿ’ข

19/10/2023

๐Ÿ’ ๐Ÿ’ Vente Flash ato aminay, aminy zoma sy sabotsy๐Ÿ’ ๐Ÿ’ 

๐Ÿ‘‰127000 ar ny 50 kg au lieu de 130000 ar
๐Ÿ‘‰2540 ar ny 1 kg au lieu de 2600 ar
๐Ÿ‘‰750 kapoaka au lieu 800 ar

๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฅManome izay ilainao fa araraoty fa aminio sabotsy sy lahady io iany io prix io๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Contact 034 94 573 93

Photos from Mpamatsy Vary's post 07/10/2023

Mila vary gasy sy Tsipala mora nefa Tsara ianao ??

Efa miakatra be daholo vรฉ ny vidimbary eny aminareo??

Aty aminay ny vahaolana hoanao, Madio tsara tsy misy vato, azo antoka tsara,

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Tsipala: 128000 ary 50 kg, 2560 ar ny 1kg, 750 ar ny 1 kapoaka,

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Vary gasy mena: 130000 ar ny 50 kg, 2600 ar kg ary 780 ar kapoaka

Manome izay ilainao izahay,

Contact : 038 16 295 31 / 033 82 832 25

Mandefasa MP hoan'izay liana fa manome izay ilainao izay, arrivage amlundi am 6 maraina

๐Ÿ‘๐Ÿ‘‰Mandrai commande isan'andro๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š

08/09/2023

Mpamatsy vary Tsipala izahay

Want your establishment to be the top-listed Bar/pub in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address


Ambohimanarina Tsena
Antananarivo