StepOne
Laissez-vous séduire par notre sélection ! 😗😉
StpOne dia orinasa Malagasy niforona t@ janoary 2023 misehatra manokana ao anatin'ny tontolon'ny Lamaody sy Varotra, Indrindra ireo lamaody sy kojakoja mahakasika ny vehivavy .
26/03/2024
30000ar ny vidiny raha ̶3̶5̶0̶0̶0̶ar teo aloha 😍 Aza miandry ela intsony ary fa efa ho avy koa ny fety an,
☑Tsidiho ny pejy fa maro hisafidianana ao
30000ar ito😍
Tongava ao @ mp haingana fa vitsy tena vitsy sisa 😊
15/03/2024
👜💡 Sacs à Main: isan'ny torena feno bakteria 💡👜
Fantatrao ve fa isan'ireo toerana feno "bactéries" ny ao anatin'ireny pôketrantsika ireny?😱Noho ny hamaroan'ny zavatra ampidirintsika ao antiny no tena antony voalohany mahatonga izany :lokomena, poti-kanina,taratasy, vola,finday sns ...raha araka ny fikarohana izay nataon'ireo manampahaizana.
😊Na iza anefa de azo atao tsara ny misoroka izany. Ireto ary misy " " vitsivitsy azo hanadiovana ny atin'ireny pôketantsika ireny:
💢Manàna fahazarana mifantina izay zavatra ao anaty poketrantsika ao ka manala izay tsy ilaina intsony.
💢Azo atao ihany koa ny mampiasa ireny "lingettes désinfectantes" ireny hanadiovana azy rehefa ilay mba manampotoana kely iny.😊
💢Hoan'ireo azo sasàna moa dia azo atao tsara ny manasa azy ireny matetika ary avela ho maina tsara alohan'ny ampidirana zavatra ao anatiny indray.
👉Ary ianao, azonao mba zaraina aminay eo @ commentaires ve ny "astuces" fanaonao hanadiovana ny anatin'ireny pôketra ireny?
13/03/2024
Tsy mbola tapitra ilay tolotra remise 15% an.
Izay rehetra hitanao ato dia mihena 15% avokoa ny vidiny
Aza tara ary fa omenay fahafampo be mihitsy ianao😊
11/03/2024
Rehefa ilay kamokamo iny andeha hiasa de ny akanjo sy pôketra👜 atao mahafatifaty😍 fa miala hoazy izany hakamoana izany. Sa ahoana hoy ianao?
💢Aza hadinoina fa 15% be izao ny fihenam-bidy @ entana rehetra ato aminay hatramin'izao.Sady @ ilay mahafatifaty daholo an😊
09/03/2024
📆Week-end izao,Misy ny hivoaka kely,misy ny hanao 😊be misy ny misafidy ny hijanona ao antrano ...samy manana ny mahafinaritra azy e😊.Ary ianao,inona no mba tianao atao rehefa faran'ny herin'andro tahak'izao?
Mirary faran'ny herinandro ho anao
08/03/2024
08 Martsa:Andro iraisam-pirenena hoan'ny zon'ny 📆
👉Miarahaba manokana ny vehivavy rehetra izahay @ ity anio ity🥰
👉Joyeuse Journée Internationale des !
👉Happy International !
07/03/2024
👉Vaovao mahafinaritra be indray no anombohantsika ny volana Martsa.💢
Misy ne fihenam-bidy 15% 🔥avokoa ny entana rehetra ato aminay manomboka izao ka mandrapahatapitry ny stock. Oui 15% be izao satria tianay be ianareo😊
Aza tara fa vitsivitsy ihany no sisa an
05/03/2024
Fantatrao ve fa manandanja be fomba fitafinao ny na ny 👜izay entinao? 🤔Feno ao antrano fa rehefa tonga anefa ny fotoana hivoahana dia vaky loha😨 oe iza no entiko? inona ny loko mifanaraka @ ireto akanjoko ireto? sns...
👉Ny qualité,ny lokony, ny paoziny eny fa na ny habeany aza dia tokony hifanaraka @ fotoana ivoahana, ny antony hitondràna azy ,ny toerana aleha, ary indrindra ny akanjo sy kiraro ampiarahana aminy.
😍Manomboka izao ary safidio tsara izay pôketra ho vidina, sy izay entina rehefa hivoaka ny trano ianao satria misy fiantraikany betsaka @ fihaingonao izany😊.
💢Aza misalasala ary mijery ao @ pejy fa sy maro voatsonga manokana no ho hitanao ao.
15/01/2024
📆Herinandro vaovao, entana vaovao.👌
mety tsara entina miasa.👜Mafy, mateza, mahazaka tsara ilay entankelintsika isanandro iny ,no sady morabe 😍
Mandefasa hafatra miafina na manorata eo @ fa valianay daholo😊
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Talatamaty
Antananarivo
105