Tea Time - Modern Cake
Vente pâtisserie en ligne
21/05/2026
❤️ ❤️ ❤️ Tian'i Maman be izao ity : Gâteaux velours nolokoina tamin'ny akora natoraly.
Saveurs 4 ny anaty coffret iray : nature, fraise, citron et caramel
Ny texture dia tena "velour" ary ny tsiro dia qualité Tea Time hatrany ho an'ireo izay efa mpankafy
🍀 Vidin'ny coffret 50.000 Ar
(tolotra mandalo satria voafetra ihany ireo ingrédients naturels ampiasanay)
10/05/2026
Tolotra mandalo ❤️ ❤️ ❤️
🌺 Gâteaux velours nolokoina tamin'ny akora natoraly.
Saveurs 4 ny anaty coffret iray : nature, fraise, citron et caramel
🍀 Vidin'ny coffret 50.000 Ar
👉 Fanamarihana :
- voafetra ihany ireo ingrédients naturels ampiasanay amin'ilay coloration eto an-tananay ka rehefa lany ireo dia vita ny tolotra
- Ny lokon'ireo gâteaux velours amboarinay dia tsy ilay rouge vif commercial azo avy amin'ny colorant chimique bobaka be ireny fa plutôt teinte rouge brique. Ny texture dia tena "velour" ary ny tsiro dia qualité Tea Time hatrany ho an'ireo izay efa mpankafy
Miandry anareo ary ô 😘 😘
Hello les Tea Time lovers :) Si on dit RED, vous dites quoi ? Si vous le devinez, ce sera notre prochain coffret :) On a passé beaucoup de temps pour la recette, vous allez vous ré-ga-ler ... 🥰 🥰
PS : contrairement à ce qui se fait sur le marché, nous n'allons pas utiliser une tonne de colorants artificiels :)
16/04/2026
‼️ Hatramin'ny faran'ity Aprily ity sisa no ahafahana misitraka ireto tsiro vaovao ireto an. Mety afaka elaela mihitsy indray vao hiverina ho anareo izay mbola te hanandrana na te hamerina 🤩 🤩 🤩
🍀 Cheesecake 4 anaty coffret iray pour 40.000 Ar :
- duo choco pistache
- duo noisette caramel
- cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc. Coloré naturellement aux fleurs de pois de papillon bleu
- cheesecake tropical sunrise : saveur passion-orange-banane
05/04/2026
Mirary Paka ampoky ny hafaliana ho antsika rehetra.
Dia samy mahazo miletra cheesecake daholo amin'izay fa tsy misy bedy intsony 😎
27/03/2026
Kely sisa dia ho vita ny Karemy ka inty misy tolotra mampilendalenda be, manan-kery hatramin'ny faran'ny volana Avril ihany an ❤️
🍀 Tsiro vaovao daholo 😋 😋. Cheesecake 4 anaty coffret iray pour 40.000 Ar :
- duo choco pistache
- duo noisette caramel
- cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc. Coloré naturellement aux fleurs de pois de papillon bleu
- cheesecake tropical sunrise : ity farany ity tena hafakely. Tsy hotantatariko eto ny tsirony fa surprise ho an'izay manjifa ihany 🥰
Jusqu'à fin Avril ihany hoa an ... Miandry anareo ao amin'ny Mp
17/03/2026
Ho antsika izay hikarakara lanonana (fetim-pianakaviana, mariage, fiançailles, sakramenta, anniversaire ....) mba te hiavaka amin'ny mahazatra dia vonona hanome fahafam-po anareo hatrany izahay amin'ny tolotra mini cheesecake.
Saveur disponible pour les mini cheesecake : fraise, passion, blackberry
Condition de l'offre : à partir de 10 portions pour une saveur
Prix : 5500 ar la portion
20/02/2026
Herinandro sisa dia hifarana ity tolotra coffret iray ity an ... ho an'ireo izay mbola te hanandrana na hamerina kely fa nahita tsirony.
Tapitra ny volana Febroary dia vitaaa ...
Coffret 6 assortiments de mochis et un coeur cheesecake cerise à 30.000 Ar 😋
12/02/2026
Fiainan-dry zareo mifampizara Mochi 😎
Ny vadinay koa izao homenay Mochi 😁 . Ary ny vadinareo sy ny akamanareo ngah homenareo inona ?
04/02/2026
💝 6 assortiments de Mochi et un cœur cheesecake cerise et mousse de chocolat blanc 💝
Coffret à 30.000 Ariary seulement durant le mois de Février :)
Araraoty fa matsiro kely daholo ireo 🥰 🥰
01/02/2026
Hello February ❤️ ❤️ ❤️
Ho an'ireo izay manam-pitiavana na ho an'ny tenany na ho an'olon-kafa dia misy tolotra matsiro kely indray mandritra ity volana Febroary ity izay ahitantsika :
- cœur cerise (crème cheesecake insert mousse de chocolat blanc et cerise confite, teintée naturellement avec de la fleur de pois papillon)
- 6 assortiments de mochi (crème caramel, passion, citron, blackberry, noisette et mousse chocolat blanc à la rose)
👉 Prix du coffret 30.000 Ar
Dia mirary volana Febroary feno fitiavana be dia be daholo ô 🥰 🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:00 |
| Tuesday | 08:00 - 17:00 |
| Wednesday | 08:00 - 17:00 |
| Thursday | 08:00 - 17:00 |
| Friday | 08:00 - 17:00 |
| Saturday | 08:00 - 12:00 |