High Level Boost
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from High Level Boost, Graphic designer, Antananarivo.
Maro ianareo no nanontany... Dia eny tompoko !
Mampanao formation :
- En "๐๐งรฉ๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐๐ ๐ฅ๐ช๐๐ก๐๐๐๐ฉรฉ ๐๐ฃ ๐ก๐๐๐ฃ๐ ๐ข๐๐๐ค๐ข๐๐ฎ" izahay ( tafiditra anatin'izany ny famoronana
vidรฉo pour publicitรฉ )
- En "๐๐ค๐ค๐จ๐ฉ ๐ฅ๐๐๐/๐ฅ๐ช๐๐ก๐๐๐๐ฉ๐๐ค๐ฃ ๐ข๐๐๐ค๐ข๐๐ฎ" ihany koa
- "๐๐๐ง๐จ๐ค๐ฃ๐ฃ๐๐ก๐๐จรฉ๐" arakaraky ny besoins
Manomboka amin'ny 11.500Ar
En ligne ou en prรฉsentiel
Tรฉlรฉphone : 032 42 858 65
WhatsApp : 038 94 506 84
NB : Afaka ankininao aminay ihany koa anefa izany asa izany ๐
โ Manao ny boost-n'ny pejinao/publication-nao ho anao
โ Mamorona ny dokam-barotrao araky ny maha-izy azy azy ny pejinao
11/06/2023
ใ ...๐๐ข๐ฉ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐ฐ ๐ฎ๐ข๐ฏ๐ฅ๐ฆ๐ฉ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ท๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐ฉ๐ข๐ง๐ข ?
๐๐ข๐ญ๐ช๐ฏ๐บ : "๐๐ข๐ฉ๐ข๐ด๐ข๐ฉ๐บ" ๐ฏ๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ฅ๐ฐ๐ฌ๐ข๐ฎ-๐ฃ๐ข๐ณ๐ฐ๐ต๐ณ๐ข ๐ต๐ด๐ข๐ณ๐ข ๐ฌ๐ข๐ญ๐ช๐ต๐ข๐ฐ ๐ข๐ณ๐บ "๐ด๐ข๐ฉ๐บ" ๐ฏ๐ช๐ข๐ณ๐ข-๐ฏ๐ช๐ข๐ด๐ข ๐ต๐ข๐ฎ๐ช๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฑ๐ข๐ณ๐ช๐ต๐ข๐ฌ๐ข (๐ฎ๐ฑ๐ข๐ฏ๐ข๐ฐ ๐ฃ๐ฐ๐ฐ๐ด๐ต) ๐ข๐ป๐ฐ ๐ข๐ต๐ฐ๐ฌ๐ช๐ด๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐ฎ๐ฐ๐ฎ๐ฃ๐ข๐ฏ'๐ฏ๐บ ๐ป๐ข๐ท๐ข๐ต๐ณ๐ข ๐ข๐ฎ๐ช๐ฅ๐ช๐ฏ๐บ ๐ช๐ป๐บ ๐ช๐ณ๐ฆ๐ฐ ... ใ
โ ๐ง๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฆ๐ถ๐น๐๐ฒ๐ฟ : manomboka amin'ny ๐ฒ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ ๐ถ๐๐ฎ๐ป'๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ :
Ny ekipanay dia manaparitaka/manao boost ny pejinao, ny dokam-barotrao :
- Momban'ny asa tananao, ny kolo-tsainao, ny sary mihetsika, ny hira noforoninao, ...
- Momban'ny zavatra amidinao/iverenanao amidy (`revendeurs )
- Momban'ny tolotra omenao
- Momban'ny hetsika karakarainao
- Momban'ny orinasanao/fikambanana/kooperativa
Ny ekipanay dia mampiakatra :
- Ny lazanao ety amin'ny tamban-jotran-tserasera (votre "๐ค๐ฐ๐ถ๐ท๐ฆ๐ณ๐ต๐ถ๐ณ๐ฆ")
- Ny isan'ny olona mety hividy ao aminao ( vos "๐ฑ๐ณ๐ฐ๐ด๐ฑ๐ฆ๐ค๐ต๐ด")
- Ny isan'ny "๐'๐ข๐ช๐ฎ๐ฆ" sy ny "rรฉactions" hafa (J'adore, les commentaires,...) (les "๐ช๐ฏ๐ตรฉ๐ณ๐ข๐ค๐ต๐ช๐ฐ๐ฏ๐ด")
- Ny isan'ny mpijery ny sary mihetsika tianao hoaparitaka
โ ๐ง๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ผ๐น๐ฑ : manomboka amin'ny ๐ญ๐ฌ.๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ (arakaraky ny habetsaky ny asa miandry) :
Hamorona dokam-barotra ho anao izahay, araky ny maha-izy azy ny orinasanao mba hahafahano misintona mpividy betsaka kokoa
โ Afaka mangataka ny hamoronanay dokam-barotra ho anao ihany koa ianao ary aparitakay avy eo ๐
Misaotra ireo rehetra nahatoky anay hatrany
Misaotra an'ireo vao hanao izany
Misaotra ny namaky ny lahatsoratra
L'Equipe de High Level Boost
๐
Infoline : 038 94 506 84 / 032 42 858 65
WhatsApp : 038 94 506 84
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo
101