Tanora ROSO
"Ho amin'ny soa iombonana."
29/06/2023
Ny akon'ny fankalazana ny fetim-pirenena.
Malagasy aho.
Malagasy ianao.
🌾🌾🌾🇲🇬🇲🇬🇲🇬🌾🌾🌾
21/02/2023
Androany faha-21 febroary dia andro iraisam-pirenena ho an'ny tenin-dreny, teny hibeazana.
21/02/2023
Manentana antsika ho mailo tanteraka amin'izao hihavian'ny " Cyclone Freddy" izay sokajiana ho mahery vaika izao.
Entano ny manodidina sy ny fiaraha-monina.
Isika ROSO dia miara-miasa @ ireo tompon'andraikitra eny Ifotony koa raiso ny andraikitra tandrify.
16/02/2023
Ny TANORA ROSO dia mikarakara ZUMBA party manomboka ny Asabotsy izao ao @ terrain de basket Ankadikely ILAFY.
Ora: manomboka @ 2ora.
PAF: 500ar
Tongava maro !!!
14/02/2023
19/01/2023
Faly miarahaba ny ekipan'ny Fikambanana ROSO eto Amorin'i Mania ary mankasitraka @ fanomanana ny fifampiharabana tratry ny taona vaovao 2023.
🔺Mifanampy.
🔺Mifanasoa.
🔺Mifanaja amin'ny fahasamihafana.
🔺Miara mientana ho amin'ny soa iombonana.
17/01/2023
Fifampiharabana tratry ny taona vaovao 2023 niarahana tamin'ireo Tanora ROSO.
Mirary soa ho anareo ny tenako.
Tanora ROSO :
🔺 Mifanampy
🔺Mifanasoa
🔺Mifanaja @ fahasamihafana
🔺 Miara-mientana ho amin'ny soa iombonana.
08/01/2023
Fivoriana voalohany ho an'ny Tanora ROSO Ankadikely.
Nahafinaritra ny fihaonana!!!
NY TANORA ROSO DIA FALY MANDRAY ANAO.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the organization
Telephone
Website
Address
Antananarivo