Fanafody Angatra
Produit éfficacité
Tel:0386139300
WhatsApp+261386139300
07/05/2026
🍀HERPÈS GÉNITALE 🍀
Endriky ny herpès génital
Ny Herpès génital dia matetika miseho toy izao:
1 Misy boutons madinika misy rano
2 Rehefa vaky ireo dia lasa fery marary
3 Mety mangidihidy na mavaivay
4 Indraindray misy fanaintainana rehefa mpipy
✅ Mety hiseho amin’ny:
filahiana,
fivaviana,
fitombenana,
na manodidina ny vava
✅Fahasamihafany amin’ny aretina hafa
Herpès génital
Boutons misy rano
Marary sy mavaivay
Miverimberina matetika
✅ Gonorrhea (angatra)
Misy pus na tsiranoka mavo/maitso
Marary mikoriana
Tsy dia misy boutons
✅Syphilis
Misy fery iray matetika
Tsy dia marary
❌Raha tsy tsaboina dia mety hiharatsy❌
🍀 Izahay dia manana fanafody🍀
mampihena fanaintainana,
mampamaina ny fery,
mampihena ny fiverimberenany.
Torohevitra ✔️
Aza kitihana matetika ny fery
Sasao madio sy maina ilay faritra
Aza manao firaisana mandra-pahasitran’ny fery
Mampiasa préservatif foana
Midira hafatra mihafina ra misy mahalina anao
Tel 0386139300
27/02/2026
Ho azavaiko aminareo indray Ny momban'ny aretina (infections urinaires) Ny infections urinaires: dia aretina vokatry ny mikraoba miditra ao amin’ny lalan-pivalanana (urine). Matetika dia bakteria no mahatonga azy.
🔎 Antony mahatonga azy
1. Bakteria (indrindra Escherichia coli)
Io no tena mahatonga azy matetika. Avy amin’ny tsinay ilay bakteria dia miditra amin’ny lalan-pivalanana.
2. Tsy ampy fahadiovana
Tsy misasa tsara rehefa avy mivoka
Mampiasa akanjo anatiny tsy madio na mando lava
3. Tsy ampy rano
Raha tsy ampy rano ny vatana dia tsy mivoaka tsara ny mikraoba amin’ny urine.
4. Fanaovana firaisana ara-nofo
Mety hampiditra bakteria ao amin’ny lalan-pivalanana, indrindra amin’ny vehivavy.
5. Fihazonana urine ela loatra
Tsy mandeha mipipy na dia te-hivoaka aza → mitombo ao ny bakteria.
6. Fitondrana vohoka
Miova ny vatana ka mora tratran’ny aretina ny vehivavy bevohoka.
7. Diabeta
Ny olona manana diabeta dia mora tratran’ny aretina, anisan’izany ny infection urinaire.
---
⚠️ Soritr’aretina mahazatra
Mipipy matetika nefa kely no mivoaka
Mangirifiry rehefa mpipy
Urine misy fofona na manjavozavo
Marary ambany kibo na lamosina
Indraindray misy tazo
---
🛑 Zava-dehibe
Raha misy:
Tazo mafy
Marary lamosina be
Rà ao amin’ny urine
Aza avela aharitra ao aminao ny aretina fa mety hihitatra zavatra hafa
Aza misalasala mandefa hafatra mihafina ra mila vahaolana haingana ianao
01/02/2026
🩸Izahay dia mitsabo ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo
👉Mitsabo ny aretina angatra
👉 Aretina perte misy fofona na mangidihidy
👉Mpipy mangirifiry na Taovam-pananahana mangirifiry
👉 Infections urinaires
👉 Infections vaginales
Tena efficace tsara ny fanafody
Tena aingam-piasa sady mora ampiasaina
Midira hafatra miafina ra lina amin'ny izany tompoko
27/11/2025
Misy mony ve enao?
Natokana ho anao ity
👉 CRÉME ANTI-ACNÉ
Tena mandaitra tsara
👉Manala mony
👉Manala tache
Vidiny 20.000ar monja
0386139300
livraison tana 3000ar
Mandefa any @ fatitra
Fanafody manasitrana aretina angatra haingam-piasa
28/09/2025
🛑𝙎𝙊𝙇𝙐𝙏𝙄𝙊𝙉 𝘽𝙀🛑
✨Efa nampiasa ve ianao?
✨𝖬𝖺𝗇𝖺𝗇𝖽𝗋𝖺𝗆𝖺 𝖿𝖺 𝗍𝖾𝗇𝖺 𝖾𝖿𝖿𝗂𝖼𝖺𝖼𝖾.
𝐃𝐈𝐏𝐑𝐎𝐙𝐎𝐍𝐈
🔖𝐒𝐩é𝐜𝐢𝐚𝐥 hoan'ny hoditra mangidihidy.
➡Averiko tsara; Spécial manala:
✏ 𝖬𝖺𝗇𝗀𝗂𝖽𝗂𝗁𝗂𝖽𝗒 tsy zaka
✏ Mony tsy mety afaka
✏ Mibotsibotsina @ hoditra,
hatrany @ faritra tsy tononina (lehilahy)
-𝙑𝙖𝙝𝙖𝙤𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙝𝙖𝙞𝙣𝙜𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙖𝙨𝙖
➡️𝖬𝖾𝗍𝗒 @ 𝗁𝗈𝖽𝗂𝗍𝗋𝖺 𝗋𝖾𝗁𝖾𝗍𝗋𝖺 na lahy na vavy na zaza.
🄽.🄱: T͟s͟y͟ m͟i͟s͟y͟ e͟f͟f͟e͟t͟ s͟e͟c͟o͟n͟d͟a͟i͟r͟e͟
🔰Crème 𝐃𝐈𝐏𝐑𝐎𝐙𝐎𝐍𝐈 30𝗴💊
💰𝖯𝗋𝗂𝗑 sy détails : Mp avy hatrany
🛵𝗟𝗶𝘃𝗿𝗮𝗶𝘀𝗼𝗻: 𝗧𝗮𝗻𝗮-𝗣𝗿𝗼𝘃𝗶𝗻𝗰𝗲
Contact ☎️: 0386139300
Mbola misy hatrany ny fanafody tena aingam-piasa
Afaka tonga dia miantso ra ilaina maika livraison gratuit
0386139300
14/03/2025
Miarahaba atsika rehetra indray ooohhhh!!!
Te hoafaka tanteraka ve ianao
Tena somary sarotra ny mitsabo ireto aretina ireto kanefa dia azo tsabona tsara ihany
Ra lina @ izany ianao dia afaka mandefa hafatra na ko miantso avihatrany
08/04/2024
HO AMPAFATARIKO ANAREO INDRAY NY MOMBA NY PROSTATE!!
NY PROSTATE‼‼
💥Ny prostate dia taova iray hita ao amin'ny taovam-pananahan’ny lehilahy.
●Ny asan’ny prostate dia mamorona ny atao hoe:”liqude seminal” .
● Ny spermatozoide mivoaka amin'ny vésicules seminales mifangaro amin'ny liquide seminal no atao hoe sperme .Rehefa manomboka mahazo ltaona ny lehilahy dia mivonto manery ny fantson’amany io prostate io ,ka mahatonga hananosarotra amin'ny fivalan-dranon’ny lehilahy na ihany ko mifintina ilay PROSTATE ka mahatonga olona mamany lava mety ho tonga hatramin'ny fipipiazana kilaoty satria malalaka ny fantson'amany.......
✰NY MAHATONGA NY ARETINA PROSTATE :
●Fanaovana firaisana diso tafahoatra
●Fihinanana Café , Toaka ,sigara
●Fihinanana fanafody chimique sy produit chimique
●Sakafo Bé menaka (hena kisoa , poulet de chaire , sns)
✰FAMBARA ARETINA PROSTATE
●Lasa mamany lava , pipy misy rà ,
●Filahiana lasa malemy
●Mangoritsina ny lohalika
●Mora reraka
●Mihena ny Sperme na tsy misy mihitsy
●Mikorontana torimaso.....
🔴Ny 90%ny olona voany prostate de voany infection urinaire
🔴Ny 80%ny olona voany prostate de voany insuffisant rénal.....
💥Azo tsabona tsara nefa ny aretina prostate
Ka ra mila fanampina dia mandefa hafatra miafina na miantso avy hatrany
Traitement naturel tsisy effet secondaire
Tel 0386139300
23/01/2024
HERPES GE***AL
1- Inona no atao hoe "herpès ge***al"
Aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo tsy voaaro izy io, antsoina hoe Infection Transmissible Sexuellement (ITS), azo avy amin'ny fiparitahan'ny vésicule izay miteraka fanaintainana eo amin'ny taovam-pananahana.
Ireo "vésicules" ireo dia mitsiranoka
2- Toy izao ny fomba fisehony, (tsy voatery hisy zavatra hiseho na misongadina ety ivelany ilay izy)
- Misy mangidihidy na manindrona kely ao amin'ny taovam-pananahana
- Misy mivontovonto kely fotsy na mena, ohatra ny mony somary lehibebe kely (ireo ilay antsoina hoe vésicules)
- Marary rehefa mipipy (infection urinaire)
- Somary misy fanaviana toy ny voan'ny tazo
3- Ahoana ny fomba hifindràny?
- amin’ny alalan’ny fifampikasoana eo amin'ilay faritra misy azy
- na koa misy firaisana ara-nofo amin'ilay olona efa voa
- mety ho vondron'olona efa mitondra ilay virus
- HSV1 (Ambonin'ny valahana)
- HSV2 (Ambanin'ny valahana)
4- Ireo karazana aretina misy ifandraisany amin’ny herpès sy ny mety mahatonga azy
- Aretin’aty (hepatite B na C), izay sarotra kokoa ny mitsabo azy ary matetika lafo ny sandan'ny fitsaboana (fanafody simika)
- Rarin-tsaina (Stress)
- Tsy fahampian'ny sakafo ara-pahasalamana
- Fikorontanan'ny taova (taova tsy miasa tsara intsony, toy ny aty sy ny voa)
- Firaisana ara-nofo tsy voaaro (raha toa ka efa voa ilay namana)
- Firaisana amin'ny vehivavy misy tsiranoka (perte vaginales abondantes)
- Tsy fahampian'ny hery fiarovana eo amin'ny olona iray
5- Ny vokany eo amin'ny toe-batana
- Rarin-tsaina maharitra (stress permanent)
- Tsy mampiteraka
- Miteraka olana eo amin'ny mpivady (misy gêne)
- Tebiteby lava
- Traumatisme rehefa manao firaisana ara-nofo
- Fivontosana sy homamiadana (tumeur & cancer)
Ireo vokany reo dia miankina amin’ny fotoana nahazoana azy sy toetran'ny aretina
Ny "herpès génital" dia afaka tsaboina tsara
Manana fanafody (Spécial L'Herpès Génital) sy ireo karazana aretin-koditra izahay
-Pile comprimés Spécial
-Crème spécial
Prix 35000ar Total
Livraison Gratuit Tana
Tena tsy mampiverina azy intsony
Tel 0386139300
Toerana Tana
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
67Ha
Antananarivo
MPITSABOMALAGASY