Ratsy Taiza
Nearby public figures
Behenjy
2020
Mahitsy
TANA101
101
67 ha
TANA 101
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ratsy Taiza, Comedian, Antananarivo.
20/08/2024
Mafy izany hoe elah sy ny alikanlah niara nitsoaka fa noenjehin'ny alika😭💔
🇫🇷 J'ai pas envie de toi
🇲🇬 Maty ho azy pr nenah
22/06/2024
Niezaka sy niaritra ianao vao tonga amin'io toerana sy fiainana misy anao io,izao ianao miaina ny fivoaranao .... Fa ao ambadikao ao anie hoa misy olona miandry anao fotsiny irodana sy ho solafaka dia hiteny hoe: "Izay,niseho milay loatra" ... Mba disoy fanantenana ihany ireny olona ireny ,asehoy hoe milay enao🥰
Premier test en tant que plombier chez Youporn 😭😭🔞... Directement embauché
🤣😂Any zao misy bandy ,ra maty tampoka amn'zao de hisy sipa telo hanao publication oe "Repose en paix mon amour❤🌿"
Ahoana mo zany ra enao mihazakazaka be manenjika bus iny misy miantso2 be tampoka oe "Mpanendaka ehh!!!"😂🤣😂🤣... Manemaniny aan
09/06/2024
Falifaly fa miaraka amn'le iray,nefa vao avy tezitra nifamaly tamn'le iray,sady malahelo fa nisy olana le iray,avy eo lasamborona fa mahtsiaro an'le iray ...Mbola ho lasa adala amn'ty mampirafy ty nareo fa ataovy🤣😂😂
😭😭Oh ry sipa aa,samy hafa anie ny hoe mbola vierge sy ny oe efa ela be tsy nanao
🤣😂Rehef mbola tsy manambola afaka mitokantrano de mijanòna iany aloh ao amn ray aman-reny f'aza matikambo pr
😏Enao io tena mifoka zavatra mahadomelina
Raha mbola tsy resy lahatra amin'i Andry Rajoelina
Ra mbola tsy nahita anzan trano misy lolo zany lah de manandrama miara-mipetraka am'le vehivavy ao amn'le trano natsangany🥰
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Telephone
Website
Address
Antananarivo
105