TAXI ROUGE
Service de transport différent. Notre slogan: "Se déplacer en toute sécurité".
03/06/2026
Salama e
TOLOTR'ASA
Mitady olona manana permis A mipetraka eto sabotsy namehana hanao taxi moto.
Versement isan'andro.
Mandefasa MP avy hatrany raha liana ianao.
Misaotra 😁😁
26/04/2026
Salama e
TOLOTR'ASA
Mitady olona manana permis A mipetraka eto sabotsy namehana hanao taxi moto. Mandefasa MP avy hatrany raha liana. Manomboka any amin'ny tapany volana mai.
Misaotra
OFFRE D'EMPLOI
Nous recherchons un conducteur de taxi moto ayant le permis A et habitant à Sabotsy Namehana. Envoyez nous un mp si vous êtes intéressé. Poste disponible en mi mai
Merci
Restez en ligne, de nouvelles offres d'emploi bientôt 😁😁
Araho ny pejy, hisy tolotr'asa ho avy 😁😁
09/09/2025
🟥🟥 FLASH INFO 🟥🟥
𝐓𝐀𝐗𝐈 𝐌𝐎𝐓𝐎: 𝗧𝗔𝗙𝗜𝗗𝗜𝗧𝗥𝗔 𝗛𝗢 𝗙𝗜𝗧𝗔𝗧𝗘𝗥𝗔𝗠-𝗕𝗔𝗛𝗢𝗔𝗞𝗔
Namoaka fanambarana ny avy eo anivon'ny Kaominina Antananarivo Ranivohitra fa tafiditra ho fitateram-bahoaka ankehitriny ny Taxi Moto, izy io izay voalaza fa manampy betsaka ny mponina amin'ny fifamezivezena eto an-drenovohitra
Tanjona apetraky ny kaominina ny hampiditra ny taxi moto ho ara-dalàna sy voalamina, fiarovana ireo mpanjifa sy mpamily., manomana toerana mazava sy voatokana ho an’ny taxi moto mba tsy hisy fanelingelenana eny amin’ny arabe sy ny sisin-dalana, miara-mandinika ny amin’ny fomba handrosoana @ fandaminana.
Rahampitso no hatao ny fivoriana voalohany miaraka amin’ireo chef de piste.
04/08/2025
Départ de Sabotsy Namehana Tsarafara tous les jours à 8h15, direction masay, akorondrano, tana water front ambodivona. Réservation en mp.
Taxi moto miainga Sabotsy Namehana Tsarafara isan'andro ami'ny 8:15. Mizotra makany masay, akorondrano, tana water front ambodivona. Mandefasa mp avy hatrany.
Petite mise au point 😁😁
31/01/2024
❌❌ ARO LOZAN'NY FIFAMOIVOZANA ❌❌
📢📢Fiviliana tsy ampiheverana sy tsy ampisainana🚨🚨🚨
🚨👉TANDREMO loza ho anao sy ho an'ny hafa, mila fitandremana sy fepetra tsara arahina.
Ireto avy ary:
👉 Eny amin'ny toerana natokana hiodinana irery ihany no tokony hiodina.
👉 Jereo tsara ny havia sy havanana sao takona ianao ka tsy hitan'ny mpampiasa lalana hafa
👉 Jereo tsara ny aloha sy aoriana Sao tsy malalaka ny lalana.
👉 Alefaso ny famantarana Fiviliana rehefa feno fepetra.
👉 Aza mandray décision ny andeha raha tsy hita fa malalaka tsara.
🙏Izay raha mbola misy hanampy Dia ao amin'ny commentaire.
Zarao ho hitan'ireo mpampiasa lalana namana
Mpitondra moto mendrika🇲🇬
Riders Scoot Community 🇲🇬
24/01/2024
Manoloana ireo accidents maromaro tato ho dia ho zaraina eto ireto fampianarana entin'i Riders Scoot Community ireto.
Manentana antsika hatrany hitandrina sy hanaraka ny lalàna mifehy ny fifamoivoizana
16/01/2024
Salama e
TOLOTR'ASA
Mitady olona manana permis A mipetraka eto sabotsy namehana hanao taxi moto. Mandefasa MP avy hatrany raha liana.
Misaotra
OFFRE D'EMPLOI
Nous recherchons un conducteur de taxi moto ayant le permis A et habitant à Sabotsy Namehana. Envoyez nous un mp si vous êtes intéressé.
Merci
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Sabotsy Namehana
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 06:00 - 18:00 |
| Tuesday | 06:00 - 18:00 |
| Wednesday | 06:00 - 18:00 |
| Thursday | 06:00 - 18:00 |
| Friday | 06:00 - 18:00 |
| Saturday | 06:00 - 18:00 |