TSAM Rec. Prod
Home studio ( Prise de son (mixage ,mastering), Clip , lyric's vidéo , voix off , creation logo
Bye bye Acoustique 😍🔥
Rendez-vous demain
17/06/2026
🎬🎬ZOMA NO HIVOAKA I BYE BYE 🎬🎬
Pareee Ve ianareoooo???????
Tena MAMAY IO 🔥🔥INSPIRATION MIAVAKA KELY
15/06/2026
🎙️Iza ilay namanao tia manao Cover iny?🎙️
🎁LOKA : INSTRU + PRISE DE SON + CLIP (sakafo + déplacement sisa anareo)
COVER SAINT TROPEZ 🔥🔥Ataovy mamay (audio mazava + vidéos mazava tsara)
🎙️fitsarana : Izahay ny 50% , Ianareo ny 50%
Izay 5premier dia avoakanay Amin’ny page ( iny izany ilay fitsaranay) dia ianareo manome note azy 5.
📎WhatsApp : 038 31 077 65 no andefasana azy hatramin’ny 20juin
GO GO GO GO
Mety foana izay fomba hitondranareo azy
14/06/2026
🎙️🎙️TSAM RECORD 🎙️🎙️
Vonona Ve ianareo raha ampiantsika fifaninanana mihira izy ity? Azahoana Loka mazava ho azy? Ary misy participation.
13/06/2026
🙏🙏Kaiza Kaiza 🤣Tokony ho MP ity fa tsy vitako ny andefa azy tsirairay 🤣
Hatramin’ny Fin du mois mba Samy maka ny hirany Sy projet any,samia mitahiry ny azy tsara fa tena hanadio dure zaho zalah fa feno be 🙏🙏🙏
Partageo max aloha svp
11/06/2026
NDAO MBA HIFANOHANA 🙏ALatsaho anaty coms ao ny Lien ny sangan’asanao ho hitan’ny hafa 🔥
LAEM feat TSAM - Saint Tropez Clip officiel Prod BY TSAM 0383107765
11/06/2026
📷Photo de l’année
Izao aho dia mampiomana fa hoavy ny fotoana Amin’ity Taona ity hoe izay 3 premier Clients mavitrika indrindra dia mahazo Instru Sy prise gratuits iray avy an 💪🏼Sao avy eo indray hoe izahay koa Ve tsy mba anatiny 🤣🤣
Repost kely avant nouveauté 🔥
TSAM ft LAEM - SAINT TROPEZ
EFA NAHITA DAHOLO VE???
https://youtu.be/JoCm_iylB_c
09/06/2026
Tairo Alefaso ao amin’ny commentaires ao izay zavatra rehetra tinareo lazaina 🤣🤣
09/06/2026
🎙️🎙️🔥
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo