Love Rami
Ho anao izay tia milalao Rami. Ny toerana dia en plein centre ville nefa discret ihany na izany aza
11/07/2022
Salama e...
Hisokatra tsy ho ela ny salle Rami ho anareo rehetra tia milalao sady en plein centre ville ny toerana nefa discret ihany na izany aza 😊
Afaka mandefa contact en MP izay vonona hilalao dia antsoinay rehefa misokatra oooo
Fond: 10000ar
Misy sakafo sy goûter an 😊
Want your club to be the top-listed Nightclub in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Analakely
Antananarivo