MTP Service

MTP Service

Share

Service en moto (taxi moto, livraison, achat...)

04/11/2023

🥳Tolotra vaovao sy miavaka indray no atolotry ny "MTP SERVICE " ho anao

😍Ankoatran'ny offre "Transport en Moto" izay efa nahafataranao anay atramin'izay dia tsy mitsahatra hatrany izahay miezaka manakaiky antsika rehetra😍
Natokana ho anao mpivarotra ,mpanao vente en ligne ...sns indray ity tolotra vaovao ity 🤩

🛵 SERVICE DE "LIVRAISON" à partir de 5.000ar

Ny tarif an'ny transport en moto kosa dia mbola tsy miova atreto fa mbola mijanona
👉👉1.500ar de 1 à 7km
👉👉 Raha mihoatra ny 7km ny trajet anao dia ny 7km ihany no payénao 1.500ar/km fa ny ambiny kosa 1.000ar/km

Koa aza misalasala ary mandefa hafatra miafina Mp na miantso ny laharana
📞📱 038 19 347 53📱📞
Fa vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay

26/09/2023

📢📢 MTP Service 📢📢
Mitohy hatrany ny tolotra omen´ny MTP SERVICE anao :
🛵 1.500ar ny Km raha toa ka latsakin´ny 7 Km ny ´´course´´anao
🏍️ mihidina ho 1.000 ar kosa ny Km manomboka ny 7 Km no mihoatra 😉
Aza misalasala ary miantso na mandefa MP Contact : 038 19 347 53

20/09/2023

📣📣MTP Service 📣📣
Mitohy hatrany ny tolotra omen´ny MTP SERVICE anao :
🛵1.500ar ny Km raha toa ka latsakin´ny 7 Km ny ´´course´´anao
🏍️mihidina ho1.000 ar kosa ny Km manomboka ny 7 Km no mihoatra 😉
=>Ny Estimation de frais dia afaka atao amin'ny alalan'ny ''Google Map" raha toa ka ilaina
=>Ny moto efa misy tableau afaka anarahana ny km laninao.

Tsy misy sarany ny fakana anao raha toa ka ´´Centre-ville´´ ´no misy anao
Aza misalasala ary miantso na mandefa MP Contact : 038 19 347 53

25/08/2023

📣📣MISE A JOUR📣📣
Tolotra vaovao no omen´ny MTP SERVICE anao manomboka anio :
👊1.500ar ny ´´Km´´raha toa ka latsakin´ny 7 Km ny ´´course´´anao
👊mihidina ho1.000 ar kosa ny ´´Km´´ manomboka ny 7 Km no mihoatra 😉
Ex :Course 7 km = 7km x 1 500ar
= 10 500ar
Course 10km=(7km x 1500ar) + (3kmx1 000ar)
= 10 500ar + 3 000ar
= 13 500ar
Ary ihany koa, tsy misy sarany ny fakana anao raha toa ka ´´Centre-ville´´ ´no misy anao
Aza misalasala ary miantso na mandefa MP Contact : 038 19 347 53

18/06/2023

🏍🏍TRANSPORT RAPIDE EN MOTO🏍🏍
Tolotra mora dia mora no omen´ny MTP SERVICE anao manomboka anio satria dia :
👉 1.500ar ny ´´Km´´ raha toa ka latsakin´ny 7 Km ny ´´course´´anao 😋😋
👉1.000ar fotsiny kosa raha mihoatran´ny 7 Km 😯😲
Ary ihany koa, tsy misy sarany ny fakana anao raha toa ka ´´Centre ville´´ ´no misy anao 😱😲

Aza misalasala ary miantso na mandefa hafatra miafina 🥰🥰

Contact : 038 19 347 53

16/03/2023

N'oubliez pas! MTP service assure toutes vos livraisons à partir de 4000Ar en toute sérénité🛵🍴

Faites-nous confiance et contactez nous au +261 341934753

01/03/2023

Faites appel à MTP Service pour vos courses quotidiennes et gagnez du temps
*Tarif 2 000 Ar/km
*Récupération gratuite
*Service disponible partout à Antananarivo

Pour réserver votre moto
Contacter directement le+261 38 19 347 53 , en Message privé ou envoyer un mail à l'adresse [email protected] pour plus d'informations

Want your business to be the top-listed Transport Service in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address


Antanimora Près D' E-media
Antananarivo
102