VIP Shopper

VIP Shopper

Share

Personal shopper services, great quality, fair price. We deliver in the US, France and Madagascar

08/03/2023

Hotahian' Andriamanitra anie ny vehivavy rehetra! Mirary 8 Martsa sambatra!🌷🌷🌷☘️

👌👍Aza misalasala mizara ao anaty commentaires ny sary, hetsika, sy fomba entinareo manamarika ny 8 Martsa!

Photos from VIP Shopper's post 03/03/2023

New style🔥🔥🔥🔥!!
Sac mihaja azo entina tsara amin'ny 8 Martsa.
Afaka mandefa any amin'ny Faritra rehetra izahay.

22/02/2023

Miray fo amin'ireo traboina rehetra izahay ato VIP Shopper # rivodoza Freddy

Photos from VIP Shopper's post 18/02/2023

Miavaka mihitsy ity sneakers PUMA ity satria mety foana na ho an'ny lehilahy na vehivavy.
Pointure 42 ihany sisa!
Disponible avy hatrany ary toy ny entana rehetra ato amin'ny VIP Shopper dia azonao atao ny misitraka facilité de paiement.

Aza misalasala miditra MP avy hatrany😉

14/02/2023

Ianareo namana mpanjifa no fo mampitempo ny orinasakelinay. Sarobidy ary tianay ato amin'ny VIP Shopper ianareo. Mirary fetin'ny mpifankatia feno fifaliana sy fitahiana ho antsika rehetra❤❤❤❤❤❤❤🥰😍🤩

07/02/2023

Robe petite fille 🥰🥰🥰😍
Age : 9 - 10- 11- 12

03/02/2023

Hello Helloooooo!

VIP Shopper sy Vanona Madagascar ato amin'ny Hôtel LE PAVE Antaninarenina -- 3 sy 4 Febroary 2023.

Ianareo sisa andrasana 😊🤩

Photos from VIP Shopper's post 02/02/2023

🚩 Ao amin'ny Hôtel LE PAVE Antaninarenina izany ny fotoanantsika rahampitso Zoma 3 sy ny Asabotsy 4 Febroary, 8 ora - 6 ora hariva.

👉 STAND N°48 😉😉

Hita amin'ny sary etsy ambany ny santionany amin'ny articles atolotray ato amin'ny VIP Shopper ho antsika.

👉 Misy facilité de paiement hatrany rehefa manome avance.

Manantena ny fahatongavantsika maro😍!

02/02/2023

Mankasitraka antsika rehetra tsy ankanavaka nilalao. Marihina fa efa nifarana mialohan'ny Live Shopping niarahana tamin'i Asna Jocelyne omaly ny fe-potoana nandraisana anjara.

👉Tongava mitsidika ny stand n° 48 rahampitso Zoma 3 sy Asabotsy 4 Febroary -- Hôtel LE PAVE eo Antaninarenina.

🙏 Ireto ary ireo nahazo ny crédit 5000 Ariary:
💐 Mahery Sedra AJ ( 65 isa -- nisy niverimberina dia tsy nokaontinay)
💐 Ell Moda ( 64 isa)
💐 Gönänö Tia Raji ( 42 isa)
💐 Ni Hasina (42 isa)

🙏Bonus crédit 2000 Ariary kosa ho an'i Maman Fitiavana sy Stéphie Samuel noho ny fandraisany anjara mavitrika nandritra ny LIVE SHOPPING omaly na dia efa tara aza ny fotoana andraisana anjara amin'ny lalao..

Mankasitraka Tompoko!

30/01/2023

Mirary herinandro vaovao feno fahombiazana ho antsika rehetra 😊🌷🍁🌼🌿.

🚨 Lalao kely azahoanao crédit 5000 Ariary : 👉 Identifieo ao anaty commentaires anie ny namanao rehetra mpankafy shopping, indrindra fa ny lamaody dia entano hanao j'aime ny page eee!
👉 Izay 4 maha- identifier namana maro indrindra no mahazo!!!
👉 Ny Alarobia amin'ny 4 sasany hariva no mifarana ny lalaontsika😊

Photos from VIP Shopper's post 24/01/2023

Arrivage SHEIN vaovao daholo ooooo!!
🔥 Taille M - L - XL
🔥 Facilité de paiement

👉 Tsy ho ela ny LIVE TAFATAFA hifampizaranay vaovao amintsika😉😍

Photos from VIP Shopper's post 19/01/2023

Taille XL
130.000 Ariary

Want your business to be the top-listed Clothing Store in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 12:00
Tuesday 09:00 - 12:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Thursday 09:00 - 12:00
Friday 09:00 - 12:00
Saturday 09:00 - 12:00
Sunday 09:00 - 12:00