AUTO ECOLE ROSA - Poids lourd
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AUTO ECOLE ROSA - Poids lourd, Driving school, Antananarivo.
Auto-École Rosa – Apprenez à conduire avec confiance !
✅ Permis A, B, C , D et E disponibles
📍67Ha, Ambohipoa, Ambohibao, Ampitatafika
📞 Contactez-nous au 034 18 253 21
13/04/2026
SALAM DAHOL TSIK AN ILAZANA TSIK IZAY HIANATRA SEMI REMORQUE F MISY FIANARANA IZAN NY 23 jeudi 2026 Sy NY Zoma 24. Avril 2026 IZAO info 0341825321
08/03/2026
NOUVEAUTÉ 2026 🚘
Afaka mianatra vitesse automatique izay manana permis catégorie B
Afaka maka rendez-vous amin'ny 0341825321 na mandefa mp
08/03/2026
NOUVEAUTÉ 2026 🚘
Afaka mianatra vitesse automatique izay manana permis catégorie B
Afaka maka rendez=vous amin'ny 0341825321 na mandefa mp
12/02/2026
SALAMA Dahol TSIK O Misy FIANARANA SEMI REMORQUE NY 19 FÉVRIER IZAO Sy NY 20 FÉVRIER izao RAHA MILA FANAZAVANA Misy2 d miatso téléphone 34 18 253 21 MISAOTRA TOMPOKO
03/12/2025
Salam O ILAZANA TSIK FA MISY FIANARANA SEMI REMORQUE NY 11 DÉCEMBRE Marain Sy NY 12 DÉCEMBRE IZAO IZAY VONONA D AFAIK MIATSO NY TÉLÉPHONE 0341825321 MISAOTRA TOMPOKO
28/07/2025
Te haka Permis de conduire ianao?
Ao amin’ny AUTO ECOLE ROSA , misy PERMIS SOKAJY rehetra azo isafidianana:
Permis sokajy A: moto sy scooter
Permis sokajy B : fiara particulier
Permis sokajy C : camion
Permis sokajy D : bus na fitateram-bahoaka
Permis sokajy E : semi-remorque
📞 Antsoy ny 034 18 253 21 raha mila fanazavana fanapiny na manatona ny birao :
67ha , Ambohibao, Ampitatafika, Ambohipoa
24/07/2025
COURS SPÉCIAL DIMANCHE – Permis Cat B
Natao hoa tsika izay miasa na tsy afaka andavanandro .
Manasa anao iditra MP raha mila fanazavana fanapiny.
Lieu : 67Ha
Tel: 034 18 253 21
12/07/2025
Allo Allo lLAZANA TSIK IZAY HIANATRA SEMI REMORQUE ♥️ FA MISY FIANARANA SEMI REMORQUE NY 24 Juillet IZAO SY NY 25 Juillet information 0341825321 MISAOTRA TOMPOKO
24/04/2025
SALAM DAHOL.TSIKA REHETRA MISY FIANARANA SEMI REMORQUE INDR NY 8 MAI SY NY 9 MAI IZAO NY TOERANA LASA ATY AMPITATAFIKA INDR KA IZAY VONONINA AMIZAN DIA AFAKA MIATSO NY TÉLÉPHONE 0341825321 MISAOTRA TOMPOKO
26/02/2025
SALAM.DAHOL. INDRA ARY O ILAZANA TSIK IZAY HIANATRA SEMI REMORQUE F MISY FIANARANA IZAN NY 6 MARS IZAO SY NY 7 MARS IZAO KA IZAY HIANATRA D AFAK MIATSO NY TÉLÉPHONE ☎️ 0341825321
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 16:00 |
| Tuesday | 09:00 - 16:00 |
| Wednesday | 09:00 - 16:00 |
| Thursday | 09:00 - 16:00 |
| Friday | 09:00 - 16:00 |
| Saturday | 09:00 - 15:00 |