Tex Rakoum Films

Tex Rakoum Films

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tex Rakoum Films, Film/Television studio, Antananarivo.

04/12/2025
Photos from Tex Rakoum Films's post 04/12/2025

🚀 PROMO CLIP EXCEPTIONNELLE – HO AN’IREO ARTISTE VAO MISONDROTRA

🎬 Raha vao manomboka ny lalanao amin’ny mozika ianao dia mila clip matihanina hananganana ny sarinao, hanintona mpankafy, ary hahasarika producteurs.
Eto no miditra i Tex Rakoum Pictures.

Ny ambiance sy lumiùre hitanao eto ambony dia santionany amin’ny fomba iasantsika:
➡ Style madio, loko mivoaka, vibe cinematic
➡ Fomba fakan-tsary mampiakatra artiste
➡ Visual manintona izay mahatonga ny olona hijanona hijery

đŸ”„ PROMO MANOKANA HO AN’NY ARTISTE VAOVAO : -20% amin’ny CLIP đŸ”„
✔ Coaching mise en scĂšne sy prĂ©sence camĂ©ra
✔ Storyboard maimaim-poana (manampy amin’ny tantara sy flow)
✔ Color grading “Film Look”
✔ Livraison HD/4K
✔ Sary promo ho an’ny rĂ©seaux sociaux (bonus)

Ity promo ity dia natao manokana hanampy an’ireo artiste mbola miakatra sy te-hanao dingana lehibe amin’ny visuel-ny.

Raha vonona ianao dia antsoy ity numéro ity 034 25 502 82

18/08/2021

Alefa Pit a👊👊👊

Photos from Tex Rakoum Films's post 16/08/2021
Photos from Tex Rakoum Films's post 15/08/2021

Directed_by_ đŸ“œïžđŸ“œïžđŸ˜

Want your business to be the top-listed Media Company in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Antananarivo