O2Là
Au paradis de l'ambiance
O2Là Ambositra 306 dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2023 ity! Mankasitraka ihany koa anareo izay niaraka nifety sy nitsena ny taona Vaovao tato amin'ny O2Là 🙏🙏
30/12/2022
Tongava Maro e!!! Tsy handiso fanantenana anao ny O2Là 🎊🎉🎶🎤🍻🍹
21/12/2022
Salama any o! Vaovao Bé, Tee shirt O2la @ vidiny Mirary 25000 ar monja, 100% coton, tsy mihofo, tsy miroraka, mahazo fihenam bidy izay mividy mihoatran n'y 5, misy ihany koa cadeau omena izay mpanjifa n'a mandalo ato aminay ka manao tee short O2la, contacter 0344360680 n'a mp avy hatrany
04/12/2022
Miarahaba antsika rehetra eto Ambositra sy ny manodidina, efa andro sisa isaina dia tonga ny fety🌲🎈🎇, koa aza misalasala intsony ary manao commande Bûche de Noël🍰 amin'ny tsiro izay tsy ahafoizanao anay. Contacter 🤳0344360680, na MP avy hatrany ,🙏🙏
03/07/2022
Makasitraka an'i Ariane nandalo teto O2Là Ambositra 👍👍
Ambiance fête de Mère 👍💪💪👍
29/05/2022
Miarahaba Ny Reny rehetra amin'izao fetin'ny Reny izao, Ho tahian'Andriamanitra anie ianareo! 👍👍 ary ho Reny filamatra ihany koa!! Mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara tamin'ny Gâteaux izahay ato amin'ny O2Là🙏🙏
14/05/2022
Efa akaiky zao ny fankalazana ny fetin'ny Reny ❤🎉 ka afaka manao commande na gâteau 🎂 isika hankalazana izany. Efa mandray commande ny ato O2Là Afaka mandefa MP na miantso ny N° 0344360680 ianareo. Mankasitraka e!! ☺
17/04/2022
14/02/2022
O2Là dia mirary fety sambatra ho an'ny mpifankatia rehetra ☺😊🙏🙏
01/01/2022
🙏🙏🙏🙏
27/12/2021
Tongava maro e!!! ☺😊👍👍👍👍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Lot VIF1 Andrefatsena
Ambositra
306