Liva Rason
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Liva Rason, Politician, Ambositra.
Liva Rason dia avy ao Ambohibary ava kaomininy ny Fahizay ao Imady ala ao anatiny distrika Ambositra
Manambady aman-janaka ary 4 mianandahy
Mpandraharaha aran-toekarena eto an-toerana sy fifandraisana any ivelany ihany
Depte ambositra
Betsileo 100%
21/05/2026
⛔ Misy olona misoloky maka vola amin'ny compte Facebook Yves Georges Andriamihaja, aoka hitandrina isika rehetra fa tsy ny SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON akory io maka vola amintsika io.
Ilazao ny namana
Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Solofo Ambin's, Jean Berthin Ramarolahy, Joachim Vatolampy
20/05/2026
🏫 Raha Tiana handroso ny FIRENENA iray dia tsy tokony ho atao ambanin- javatra ny lafiny fanabeazana.
👉Miezaka ny fokonolona eny ifotony fa tsy mipetrapetraka ihany koa ny tenanay mitady izay hahafahana manampy azy ireo ho an'ny tombontsoan'ny taranaka malagasy.
♦️ Natolotra teto ho an'ny CEG SOAVINA ILAKA CENTRE ny FANITSO 80 isa, ho entina hanafoana ity CEG izay ity ho entina hampianarana ny zanaka Malagasy.
👉Efa nambarako ombieny fa miezaka mafy isika mba tsy hifanalavitra ny lentan'ny fampianarana eto MADAGASIKARA ka izany no anton'izao ezaka fifanomezan tanana izao.
⛔ MIFARIMBONA HO AN'NY FANABEAZANA
➡️ SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝🤝
20/05/2026
Filan -kevitrin’ny Ministra
17/05/2026
🚴LIGY CYCLISME AMORON'I MANIA
🟢 Nisy ny hetsika nikarakarain'ny Ligy Ambositra Ary nisy fifanomezan tanana tamin' izany ho fanohanana ny fanatanjahantena.
Nanolotra coupe miisa 12 hozaraina amin'ireo Mendrika isaky ny sokajy
Miezaka hatrany isika mifanampy amin'ireo hetsika izay entina hitaizana n'y tanora.
Tsy sanatria akory hisehosehoana fa ilazana fa akaiky anareo ny TENAKO ary miezaka araka izay tratra ho tombontsoan'ny vahoaka rehetra Ary tsy hisy ho diso anjara amin'izany.
Nahitana mpandray anjara avy any antananarivo sy fianarantsoa moa ity hazakazaka nikarakarain'ny Ligy Ambositra ity
⛔ MIFARIMBONA HO AN'NY FANATANJAHANTENA
➡️ SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝🤝
16/05/2026
📣Teto amin'ny kominina Ambohimanjaka, vavahadin'ny faritra Amoron'i Mania no nanombohana ny Forazaza sy Tevika faobe iarahana amin'ny fikambanana FARIMBONA , hetsika efa fanao mahazatra ity HETSIKA ity Rehefa vanim-potoanan'ny Ririnina toy izao.
👉Mitohy izany manerana ny Kominina 25 izay mandrafitra ny DISTRIKA AMBOSITRA.
♦️ Nanolotra loko ho an'ny CSB ihany koa ny TENAKO tamin' izao fandalovana teto izao
⛔MIFARIMBONA HO AN'NY FAMPANDROSOANA
➡️SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝 🤝
12/05/2026
🇲🇬Fanentanana sy fanjohina ny fisoratana anarana biômetrika eto amin'ny Distrika Ambositra, Tonga nanatrika izany ny TENAKO ary mampahafantantra fa miady mafy ny SOLOMBAVAMBAHOAKA rehetra anatin'izao FIVORIANA ara potoana faharoa izao ny hisian'ny teti bola hahafahana manohy ity tetik'asa IZAHO TOKANA ity Ary manantena ny hitohizan'izany hetsika izany any ambanivohitra ambany ravinkazo.
👉Manantena ny VAHOAKA MALAGASY fa tsy ho very an- javony izao hetsika izao.
⛔Efa misy ihany koa ny olana sedrain'ny kominina ambonivohitra sasany amin'izao fotoana izao dia ny tsy fahampian'ny imprimer anaovana ny fanoratana
👉Tokony hisy fanentanana mafy handresy lahatra ny tantsaha mba tsy hampisy ahiahy amin'izy ireo ny fampiasana ny fitaovana numérique efa manaraka Fenitra ireto.
⛔ MIFARIMBONA HO AN'NY FAMPANDROSOANA
➡️ SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝🤝
11/05/2026
🏨 Cetre de Santé de Base IVONY MIARAMIASA notolorana loko mba ho entina hanatsarana ity toerana ity .
Araka ny efa nambara ombieny fa miezaka hatrany isika manao Zay tratry ny Hery ho fanasoavana ny VAHOAKA.
⛔ MIFARIMBONA HO AN'NY FAHASALAMANA
➡️ SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝🤝
11/05/2026
🇲🇬 IZAHO TOKANA fisoratana anarana biômetrika anisana ny vahoaka malagasy anentanana antsika rehetra ho Tonga mavitrika manantona ny Tompon' andraikitra.
Efa nahavita ny TENAKO ary manentana sy manasa antsika rehetra
⛔ MIFARIMBONA HO AN'NY FAMPANDROSOANA
➡️ SOLOMBAVAMBAHOAKA LIVA RASON ANILANAO MIARAKA AMINAO AKAIKY ANAO HATRANY 🤝🤝
Fanentanana sy fanjohina ny fisoratana anarana biômetrika eto Ambositra
08/05/2026
CR Ambohimanjaka
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Ambositra
306