Fitbox

Fitbox

Share

Nous sommes une salle de remise en forme équipée d'un espace de renforcements.

Ouvert de 6h00 à 20h00 du lundi au samedi
Tu y trouveras tous les équipements nécessaires pour des séances réussies!

23/06/2026

--- Miezaka manao régime sy manao fanatanjahan-tena ve ianao nefa mbola tsy mahita vokatra?
Mety ho ny **siramamy tafahoatra** no iray amin'ireo antony mahatonga izany!

✅ Mampitombo haingana ny kaloria laniana isan'andro
✅ Mampiakatra sy mampidina tampoka ny tahan'ny siramamy ao anaty ra ka mampitombo ny hanoanana.
✅ Manamora ny fitahirizan'ny vatana tavy, indrindra eo amin'ny kibo
✅ Mampitombo ny filàna misakafo matetika.
✅ Mampihena ny fahombiazan'ny ezaka ataonao amin'ny perte de poids.

💡 Raha te hahita vokatra tsara kokoa amin'ny fihenan-danja ianao, dia ahena tsikelikely ny siramamy tafahoatra ary mifidiana sakafo voajanahary sy manankarena otrikaina.

📍CHALLENGE FIT 6s, hanampy be anao!!!
Tsy ny sakafo ihany fa ny kotrana, ny fahazarana ratsy mahatonga anao tsy hahatratra ny tanjonao dia ho raisinay an-tanana avokoa.

⚠️Fotoana fohy sisa dia hikatona ny fisoratana anarana: Alakamisy 25 juin.
Tongava haingana sao diso anjara ianao!

--- FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

22/06/2026

--- 3 Andro sisa !!!
Tsy tongatonga ho azy ny fiovana, fa ianao no mila manapa-kevitra!

Challenge FIT 6s no fotoana mety hanovanao ny vatanao, hanamafisanao ny sainao ary hanatratraranao ny tanjonao.

😫Aza avela ho tara indray ny nofinao!
✅Misoràta anarana dieny izao.

📍3 Andro sisa hahafahana misoratra anarana.

FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

ratovonony

22/06/2026

--- CHALLENGE FIT 6S - CHALLENGE DE PERTE DE POIDS.

✅Acces salle de sport illimité
✅Programme d'entrainement personnalisé
✅Plan de nutrition personnalisé
✅Coaching présentiel
✅Coaching en ligne

🔥 Objectif atteint = Abonnement 3 mois offert.
📍-6kg ou REMBOURSÉ

💥À seulement 600,000ar💥

⚠️Date fin d'inscription: Jeudi 25 juin

--- FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

21/06/2026

--- Hery sy tanjaka ary fahasalamana no hirariana ho an'ny ray rehetra hiatrehana ny adidy sahanina. FITBOX

19/06/2026

--- Aza mangatak'andro fa fotoana fohy ihany no hahafahanao misoratra anarana amin'ity "CHALLENGE FIT 6S" ity!!!

✅10 ihany ianareo no ho raisina amin'ity challenge ity sao ho diso anjara ianao!

⚠️Ny Alakamisy 25 Jona no fara-fisoratana anarana.

--- FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

valisoa.regardelemonde

18/06/2026

🔥 **CHALLENGE 6S by FITBOX** 🔥

Vous cherchez à perdre du poids, retrouver votre énergie et transformer vos habitudes ? 💪

Le **Challenge 6S** n'est pas un challenge de perte de poids comme les autres.

📍C'est un accompagnement motivant, un suivi structuré et une communauté prête à vous pousser vers vos objectifs !

✅ Coaching
✅ Motivation
✅ Résultats mesurables
✅ Ambiance FITBOX

📢 **Les inscriptions sont officiellement ouvertes !**

📍Fenoy ny formulaire ato anaty liens dia tongava ao amin'ny MP raha liana ianao.

⚠️Fin d'inscription: 25juin

Version Française 🇫🇷
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfaXcTJC6iltrTEoUPluy8-5yaOFMr6W5cH5NPojKD7zek-0Q/viewform?usp=header

Version Malagasy 🇲🇬
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdOG6LtizJKYin808-IzFCyHHd8drSbiTq4p6kLNSa9oc0P_w/viewform?usp=header

17/06/2026

🎁 Amin’ity Fetin’ny Ray ity, omeo mihoatra noho ny fanomezana mahazatra i Dada!!!

Omeo azy ny fahafahana hiverina hatoky tena, hahazo hery mihoatra izay efa nananany. 💪

🔥 CHALLENGE FIT 6S – FANAMPIANA HAMPIHENA LANJA (PERTE DE POIDS)

Mandritra ny 6 herinandro :
✅ Fampiofanana ara-panatanjahantena mifanaraka aminy
✅ Torohevitra ara-tsakafo
✅ Fanaraha-maso sy famporisihana
✅ Fiovana ara-batana sy ara-tsaina

Satria ny tena fanomezana dia tsy zavatra tehirizina anaty vata... fa zavatra manova fiainana.

🎯 Fara fisoratana anarana : 25 Jona 2026

📍 FITBOX, Tana-waterfront - Ambodivona
☎️034 81 030 48

Aza miandry rahampitso fa anio no fotoana hanombohana ny fiovana!

16/06/2026

--- BEAUTÉ, FORME & PERFORMANCE EN UN SEUL DÉFI ! 🔥

Envie de sculpter votre silhouette tout en prenant soin de votre beauté de l'intérieur ?

💖 Découvrez Beauty & Shape Protéines & Collagène d'Eric Favre, votre allié pour accompagner vos objectifs minceur et bien-être. Sa formule associe protéines, collagène, vitamines et minéraux pour soutenir votre transformation tout en contribuant à la beauté de la peau, des cheveux et des ongles.

🔥 Associez-le au Challenge FIT 6S de FITBOX pour maximiser vos résultats !

Pendant 6 semaines :
✅ Entraînements encadrés par des professionnels
✅ Suivi de votre progression
✅ Motivation et accompagnement personnalisé
✅ Nutrition et supplémentation adaptées à vos objectifs

📍Transformez votre corps, renforcez votre confiance et révélez la meilleure version de vous-même.

🚨 INSCRIPTIONS OUVERTES pour le Challenge FIT 6S !
Ne remettez pas vos objectifs à demain.

📍 FITBOX
💪 Votre transformation commence aujourd'hui !

Centre commercial Tana-waterfront - Ambodivona
☎️038 81 030 48

valisoa.regardelemonde

15/06/2026

--- 10 ihany no ho raisina amin'ity andiany voalohany ity!!!

🔥CHALLENGE FIT 6S🔥

Anatin'ny 6semaines fotsiny, garantiiiiiie!!!! 😲

✅Accès salle de sport illimité
✅Plan d'entraînement personnalisé
✅Plan de nutrition personnalisé
✅Coaching présentiel
✅Coaching en ligne

📍Fenoy ny formulaire ato anaty liens dia tongava ao amin'ny MP raha liana ianao.

⚠️Jeudi 25 juin ny fisoratana anarana farany.

👉Kitiho ny liens raha hisoratra anarana ianao.

Version Française 🇫🇷
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfaXcTJC6iltrTEoUPluy8-5yaOFMr6W5cH5NPojKD7zek-0Q/viewform?usp=header

Version Malagasy 🇲🇬
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdOG6LtizJKYin808-IzFCyHHd8drSbiTq4p6kLNSa9oc0P_w/viewform?usp=header

FITBOX, you can change your life!

13/06/2026

--- 'ndao ovaintsika amin'izay ilay vatanao tsy mety mihena io!

🔥CHALLENGE FIT 6S🔥

Anatin'ny 6semaines fotsiny, garantiiiiiie!!!! 😲

✅Accès salle de sport illimité
✅Plan d'entraînement personnalisé
✅Plan de nutrition personnalisé
✅Coaching présentiel
✅Coaching en ligne

📍Fenoy ny formulaire ato anaty liens dia tongava ao amin'ny MP raha liana ianao.

📝Fin d'inscription: 25juin
Version Française 🇫🇷
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSfaXcTJC6iltrTEoUPluy8-5yaOFMr6W5cH5NPojKD7zek-0Q/viewform?usp=header

Version Malagasy 🇲🇬
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdOG6LtizJKYin808-IzFCyHHd8drSbiTq4p6kLNSa9oc0P_w/viewform?usp=header

FITBOX, you can change your life!

Want your business to be the top-listed Gym/sports Facility in Alasora?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address


Tana Waterfront
Alasora

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 06:00 - 17:00
Saturday 06:00 - 17:00