Ako Infos
Éteint ta télé , allume ton cerveau.
#Vonoy ny #Fahitalavitrao ary #Fohazo ny #Sainao . Fotoana
ny anarana ireo vonona ny , handinihana sy izay mendrika hitondra izany, ny ao amin'ny kaominina distrikan'i Manjakandriana. Antony ny tsy 'ny ny vaovao notendrena, noho ny tsy ny vaovao mahakasika izany.
Isan'ny ny tsy fahampian'ny ny lalàna. amin'ny mponina sasany ihany koa ny . 'ny hafa ho misy ankolaka ihany koa raha ny fanazavana voaray.
Herizo Randrianjafy
07/06/2026
FANDRAHONANA MPANAO GAZETY AMPERIN'ASA : MISEHO MATETIKA TATO HO ATO
Ampahatsiahivina fa manana Zo ho voaaro mandritra ny fanatanterahana ny asany ny mpanao gazety.
Tsy tokony hosakanana, hampitahorana, na hampijaliana noho ny asany, Ary indrindra indrindra tokony ho voaaro manokana izy rehefa mitatitra tranga mampidi-doza na hetsika lehibe.
Mpanao gazety avy amin'ny orinasan-gazety an'Habaka no niharan'ny herisetra amin'ny fandrahonana nandritra ny fanatanterahana ny asany tao Ankazondandy, distrikan'i Manjakandriana. Miantso ny tompon'andraikitra sy ny fikambanana miahy Ary ny ministera miandraikitra izy ireo manoloana izany.
Tsy ity rahateo no tranga voalohany fa maromaro ireo mpanao gazety no iharan'ny tsindry sy ny fandrahonana tao ho ao.
Herizo Randrianjafy
Commentaire 👇🏼👇🏼
sy kokoa ny ny eto amin'ny firenena amin'ny sy afaka isitrahan'ny rehetra. .IO, vokatra teknolojia afaka ampiasaina (amin'ny fanaovana " ") , (am-pandatsahambato sy am-panisana vato Ary eo amin'ny fahazoana vokatra) , Ary atoriana (amin'ny fampitahana vokatra). Mpandraharaha mpamorona no namolavola azy ity. Ary vinaniany atolotra ny ny fifidianana
« loi du détachement no mahatonga anao tsy mahatratra ny .
Maika loatra ny te ahazo valisoa , vokatra ka tsy manana faharetana sy fahatokisan-tena ka aloha ary izay efa nisokatra ho an'ny valisoa .
Maro ny olombelona be an'i sns... fa tsy mihaino izy ireo , misy ny ara-panahy sy ny ety an_tany ka raha tsy voahaja ireo lalàna ireo indrindra ka tsy misy fahatokisan-tena , miampy ny tsy fanana faharetana dia fotsiny ianao hitety maneran'izao tontolo izao fa tsy ho tratra ny tanjona .
Miova aloha ny toe-tsaina, fihetsika, fitondran_tena ary mipetraka tsara ny indrindra ny dia manaraka ho azy ny rehetra .
Carrozza Heliarisoa
, tena fanao tokoa vé? Araka ny 'ny ?
ho sy foanana ny fomba sy , miaro ny tanindrazana hatramin'izay, hoy ny Kohën Rivolala.
an'i Madagasikara amin'ireo no miseho ankehitriny, hoy izy.
sy jerena akaiky ny sy ara-pivavahana eto amin'ny firenena.
ny tsy ny ankehitriny no entin'ny Kohën Rivolala ao anatin'ny fandaharana eto amin'ny Ako infos.
Herizo Randrianjafy
Voahodidina ka lasa ao anatin'ny ianareo nohodidinin'ireo fokonolona nasaina nanatitra ny , loza be ireny ho an'ny ary ny aina .
Ilay fa mafy , mahery , tsy afaka miady aminy anao nefa azy ...
⛔ Aza hatao kilalao ny , aza lalaovina raha tsy hay fa 'ny .
⭕Tsy mampihena ny herin'ireny laizainareo azy fa vao noho ny teo aloha ianareo .
Lavalava ilay horonantsary fa haraho hatramin'ny farany fa hanampy anao amin'ny filalaovana ka hitandrina ianao amin'ny sisa alohan'ny hikitika na handoro amin'ny manaraka .
Carrozza Heliarisoa
29/05/2026
NY Hoy Rakotondrasoa Noël Filohan'ny .
, tsy mendrika ny Firenena ny ny Malagasy amin'ny fitantànana ny Fireneny hanaovana tosi-boho-tànana ny manoloana ny fanomanana ny fikaonan-doha ho tanterahina eto Madagasikara, indrindra ny ny Fiizin'ny Fomba malagasy amin'ny Fandavorariàna izao Asa masina lehibe mahakasika ny sy hatao eto amin'ny Nosy izao, hoy ny Filohan'ny Antenimieran'ny Foko (ARFM)
fa tsy ny Fiangonana ( ) sy ny no , fa ny Malagasy isam-batan'olona tsy tokony hatao hosen-kasina.
ny hisian'ny samy Raiamandreny araka ny Rariny sy ny Soatoàvin'ny Firaisankina mandràry hitsiny manoloàna ny andraikitra hifampizaràna izy ireo.
ny ny Fikaonan-doham-pirenena fa Mbola ny anton-java-manahirana tsy voaresaka tsy maintsy kiraina ambony latabatra harindra tsara vao miroso amin'ny fanatanterahana, izy ireo noho izany.
28/05/2026
Fahalalahan'ny Asa fanaovan-gazety : Hisy ny fananganana vovonana hiraisan'ireo mpisehatra amin'ny haino vaky jery
Ny mpanao gazety tsirairay sy ny fikambanan'ny mpanao gazety no antsoina hiditra ho mpikambana ao anatin'ny vovonana. Faritra miisa 4 no efa tafatsangana ka anjaran'ny Faritra Analamanga kosa ny hanangana ny azy ato ho ato. Rafitra ara-dalana manaraka ny pitsopitsony rehetra no haorina. Ankoatra ny mpanao gazety dia isan'ireo mpikambana ihany koa ny Ong miasa mahakasika ny fampahalalam-baovao.
Nandray fikambanan'ny mpanao gazety maromaro ireo komity mpikarakara anio. Isan'ny fikambanana efa naneho fahavononana hiditra anatin'ity Vovonana ity ny Fikambanana Appel izay hivondronan'ireo mpanao gazety matihanina an'habaka miisa 450 eo ho eo.
no misy eto ankehitriny, hoy ny , ka azy ireo azy.
ireo araka izany ny ny sy ny ny (Conseil Économique Social et Culturel).
Efa hatramin'izay ny mpitolona ka izao azy ireo, hoy ny fanambarana.
Herizo Randrianjafy
tsy manaja ny ny fampiharan-dalàna nataon'ny tany , hoy ny ANTM.
ny fisian'ny sy samy Ary ny ny toy ireny, hoy ny fanazavana.
foana ny sy fakàn-kevitra amin'ny sy mba tsy .
manontolo ato anatin'ny fandaharana ny fanehoan-kevitry ny 'ny fikambanan'ny eto Madagasikara.
Cliquez ici pour réclamer votre Listage Commercial.
Site Web
Adresse
Boulevard Gambetta
Nice
06000