FOSA - Forces Origine Strategy Action
Ny teny tsirairay ato toy ny vatofehizoro ho amin'ny fahatsiarovan-tena. Sahy miteny izahay, manohitra ny tsy rariny izahay, miaro ny marefo izahay.
Tsy mitady tany mora hanorenam-pangady izahay — fa mitady ny marina, na dia miafina/afenina aza izany.
12/13/2025
Fampieritreretana anio.
Mirary anao hanao faran'ny herinadro feno hery sy fahavitrihana.
12/12/2025
Fampieritreretana anio !
Mirary zoma sambatra ho anao.
Lahitokana ny aina.
Ry Tanindrazanay Malala ô!..
Hiadana sy ho finaritra.
He! Sambatra tokoa izahay.
12/09/2025
Fampieritreretana anio!
Aza atao laharampahamehana ny rendrarendra !
Fitiavan-tanindrazana sy Fiandrianam-pirenena!
Malagasy isika. Tsy ho kivy. Tsy ho resy.
Miarina i Madagasikara no tanjon-tsika.
TSY NY FANAGASIANA NA TSIA no anatsara ny FANABEAZANA fa ny fananana mpanabe mahay, ampy traik’efa sy fitaovana, manerana ny Nosy !
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Address
Quebec, QC