TeraTech
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TeraTech, Antananarivo.
19/09/2025
Salama daholo,
Fizaràna kely application mitondra ny anarana hoe "Toe-bola" azo ampiasaina andavan'andro ary mety ilain'ny rehetra amin'ny fanarahana ny vola miditra sy mivoka.
Ialàna tsiny ety ampiandohana raha misy tsy fahatomombanana kely fa ezaha hatsatraina eny manaraka ny fotoana
Lien: (ato no maka azy)
https://drive.google.com/drive/folders/1nNo7xSDf9zXLcUQuxLzxk-LsfN8gWiEz
Etsy andaniny kosa dia misokatra amin'ny fiarha-miasa amin'ny olona rehetra izahay na orin'asa na olon'tsotra ka maniry ny hanana "Application" , "Logiciel" na koa "Site Web" ho azy manokana.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso mivantana na koa mandefa MP amin'ny pejy.
☎️ +261 38 33 316 50
12/09/2023
☺️ TeraTech dia misehatra amin'ny famoronana 💻Logiciel sy/na Application mobile, natokana hoan'ny orin'asa🏢na fikambanana toy ny :
1- École / Établissement
2- Cabinet Médical
3- Quincaillerie
4- Commercial
5- Agence de transport
6- Agence de voyage
7- Garage
8- Hôtellerie
9- Location de voiture
10- Restaurant
11- Gym
➡️Aza misalasala miantso na mandefa MP avy hatrany
📞 : +261 34 59 148 88
📞 : +261 33 91 101 99
Click here to claim your Sponsored Listing.