Professional Training Center
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Professional Training Center, Education, toliara, Tulear.
🎓 PTC MADAGASCAR – Professional Training Center
Mitady formation Anglais, Français na Call Center any Toliara ve ianao?
Ao amin’ny PTC Madagascar dia mahazo:
✔ Formation pratique sy matihanina
🏡 écoute, pratique à 100% sy amin'ny sarany mirary
✔ Fampianarana ho an’ny débutant sy avancé
✔ Fanofanana manokana ho an’ny Call Center
✔ Torohevitra hahazoana asa call center
📍 Formation ho an’ny olona eto Madagascar sy Toliara
📅 Prise de rendez-vous mora sy haingana
1️⃣ Mandefasa hafatra aminay
📲 WhatsApp : 038 260 1275
2️⃣ Mandahatra fotoana mety aminao
3️⃣ Tonga mianatra miaraka aminay
🚀 Aza tara! Réservez ny toeranao dieny izao.
Toerana misy anay centre Toliara
après midi
Anontanio dieny izao mombamomba anay.
̧aisenligne
Professional Training Center "Your success is our best performance"
18/03/2026
Ny fahaizana langue dia afaka manova ny ho avinao!
Fa raha tsy mahay ianao… very vintana, very asa, very tombony!
🤔 Maninona ianao no tsy mety mahay anio, na anglais, na français, na malagasy, nefa ray ihany… ary ny namanao efa mahita asa miasa?
❌ Nianatra tany aloha ianao fa tsy nahazo formation pratique
❌ Tsy nisy fanazaran-tena écoute & conversation
❌ Tsy nisy suivi sy bilan matotra
💥 VAHAOLANA? AO AMIN’NY PTC TOLIARA DIA TSY MAINTSY MAHAY! 💯
💡 Ny méthode PTC (tsy hita afa-tsy eto Toliara):
📝 Test de niveau → hahafantarana ny tena toerana misy anao
🎭 Remise en situation → fanao toy ny tena asa sy conversation réelle
📊 Bilan d’évaluation → fanaraha-maso ny fandrosoanao
👶 Remise à niveau → ho an’izay mbola tsy mahay mihitsy
Niveau tsikelikely: zéro → avancé
Choix de formation → misy ho an’ny olona rehetra: mpianatra, mpiasa, na te hivoatra
🎓 PTC Madagascar
✅ Efa 6 TAONA niasa tamin’ny sociétés lehibe maro
✅ Olona AN’ARIVONY efa nahavita formation
✅ Maro no efa nahazo ASA taorian’ny fiofanana 💼
📚 Formation disponible:
Anglais, Français, Call Center, Informatique, Communication professionnelle, Préparation entretien, TESOL/TEFL
💬 Mampanantena izahay fa hivoatra ianao, tsy mijanona tsy mahay intsony!
📍 TOERANA : TOLIARA : EPP TOLIARA CENTRE
Ex centre ptc : Soanierana Ankadimbahoaka / École Tsaradia Anosipatrana
🕘 MISOKATRA ISANANDRO HO AN’NY FISORATANA ANARANA:
08:00 – 12:00
13:00 – 17:30
💌 Mandefasa hafatra miafina aminay raha te hahazo fanazavana manokana
👩🎓 Mandray mpianatra isan’andro
🚀 Aza avela hiala ny vintana hanova ny ho avinao!
👉 MIDIRA AO PTC ANKEHITRINY!
⚡️ TOERANA VOAFETRA — MISORATA ANARANA IZAO! ⚡️
Toerana misy anay centre Toliara
après midi
Anontanio dieny izao mombamomba anay.
̧aisenligne
16/03/2026
🎓 PTC MADAGASCAR – Professional Training Center
Mitady formation Anglais, Français na Call Center any Toliara ve ianao?
Ao amin’ny PTC Madagascar dia mahazo:
✔ Formation pratique sy matihanina
🏡 écoute, pratique à 100% sy amin'ny sarany mirary
✔ Fampianarana ho an’ny débutant sy avancé
✔ Fanofanana manokana ho an’ny Call Center
✔ Torohevitra hahazoana asa call center
📍 Formation ho an’ny olona eto Madagascar sy Toliara
📅 Prise de rendez-vous mora sy haingana
1️⃣ Mandefasa hafatra aminay
📲 WhatsApp : 038 260 1275
2️⃣ Mandahatra fotoana mety aminao
3️⃣ Tonga mianatra miaraka aminay
🚀 Aza tara! Réservez ny toeranao dieny izao.
Toerana misy anay centre Toliara
après midi
Anontanio dieny izao mombamomba anay.
̧aisenligne
16/01/2026
🔥 IANAREO REHETRA EEE ! TE HAHAY ANGLAIS VE ?
Aza miandry ela fa misy offre matsiro be avy eto amin’ny PTC – Professional Training Center !
💥 Cours d’Anglais : 10.000 Ar monja isam-bolana !
🎁 PLUS : Mahazo Cours de Français Maimaim-poana koa !
Zay zao tena tsara lavitra noho ny promotion rehetra eto an-tanàna e !
📍 Aiza no misoratra anarana ?
👉 Pavillon Bazar Bé Toliara ,mora hita, tsy misy manahirana.
📞 Contact : 0382601275
Miantsoa raha misy fanontaniana, tsy maninona mihitsy.
✨ Inona marina no azonao ao anatin’ity formation ity ?
✔ Fampianarana anglisy mora idirana ho an’ny rehetra
✔ Mianatra teny ilaina rehefa miresaka (daily conversation)
✔ Fampiofanana prononciation mba hiteny tsara
✔ Exercices sy pratique isaky ny herinandro
✔ Bonus français hanampy anao hahay soratra sy kabary
✔ Fanohanana manokana raha sahirana
✔ Afaka mianatra na vao manomboka tanteraka, na efa mandroso kely
Tena manampy be amin’ny :
➡ Asa call center
➡ Fifampiresahana @ vahiny
➡ Fampianarana
➡ Fandrosoana @ asan’andro
➡ Fanitarana horizon e !
🔥 Fa maninona no tokony hisoratra anarana izao ?
• Vidiny mora be 😮 (10.000 Ar fotsiny !)
• Misy bonus maimaim-poana tsy fahita firy
• Toerana voafetra – matetika feno haingana ny class
• Mampiakatra toky tena (self-confidence)
• Mahazo fahaizana azo ampiasaina avy hatrany
🙌 Raha te hiova ny hoavinao dia ato no manomboka azy.
Aza avela handalo fotsiny ny opportunité. Raha mbola 10.000 Ar izao dia midira aloha, ny fahaizana tsy lany andro.
👉 PTC no toerana tsara hianarana sy hananganana avenir.
09/01/2026
🚀 PTC EST DE RETOUR !
de langue anglaise
🔥 Vous rêvez de parler anglais facilement ?
🔥 Vous voulez un meilleur travail, un meilleur salaire, ou voyager sans difficulté ?
Avec Mr Eugene – Professional Training Center (PTC), vous pouvez enfin transformer ce rêve en réalité !
💡 Pourquoi choisir nos cours ?
✔️ Méthode simple, rapide et efficace
✔️ Cours adaptés à votre niveau (débutant à avancé)
✔️ Suivi personnalisé pour chaque apprenant
✔️ Résultats rapides si vous êtes motivé
✔️ Professeur expérimenté & fondateur du PTC
💻 Cours en ligne : seulement 10 000 Ar / mois
Un tarif abordable pour une formation professionnelle et complète.
📍 Cours particuliers à Tuléar
Pour un progrès rapide, un coaching individuel en face à face.
🎓 Investissez dans votre anglais, investissez dans votre avenir.
✨ Le meilleur moment pour commencer, c’est aujourd’hui.
📞 038 26 012 75
03/01/2026
🔹 Option 1 (teny tena fohy – impact)
EN 🇬🇧
> PTC Madagascar is back in 2026!
New year. New skills. New opportunities.
FR 🇫🇷
> PTC Madagascar est de retour en 2026 !
Nouvelle année. Nouvelles compétences. Nouvelles opportunités.
---
🔹 Option 2 (professional & motivating)
EN 🇬🇧
> Welcome 2026!
PTC Madagascar is back to build your skills and your future.
FR 🇫🇷
> Bienvenue 2026 !
PTC Madagascar revient pour développer vos compétences et votre avenir.
---
🔹 Option 3 (simple + training focus)
EN 🇬🇧
> PTC Madagascar is back!
Training for success in 2026.
FR 🇫🇷
> PTC Madagascar est de retour !
Des formations pour réussir en 2026.
16/09/2025
🌍✨ Tongasoa eto toliara 🎉PTC Madagascar – Toliara ✨🌍
🎉 5 taona niaraka taminareo – mpiantsoroka anjatony efa lasa lavitra! 🎉
👉 Te hahay Français & Anglais haingana ve ianao?
👉 Te hahazo Diplôme International (TESOL & TEFL)?
👉 Te ho vonona amin’ny DELF, DALF, IELTS, TOEFL?
👉 Sa te hidirana mivantana amin’ny asa amin’ny Call Center?
Eto no misy anao: PTC Madagascar – Toliara 🚀
📌 Fisoratana anarana : Bazary Be – Toliara
📞 0376927365
Cours particuliers/ cours en salle/ cours special samedi/cours special dimanche
💡 Tsy teôria fotsiny, fa fampiharana mivantana sy vokatra azo tsapain-tanana!
✨ PTC Madagascar – Toliara : Where languages shape your success! 🌟
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Website
Address
Tulear
601