Keylor
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Keylor, Artist, Tulear.
Abonnรฉ page ity raha hanaraky vazoko๐ฒ๐ฌ
Hanome zavatra tsara hoanareo tanjoko๐
Contact๐:0388783023 na 0324731009 Raha vonina hiara hiasa de afaka tonga de miantso na mp
WhatsApp :0324731009
Kitiho Suivre ambany io๐๐๐ฒ๐ฌ
Bonjour mes amis ๐ฅโค
! Extra kely io vazo hivoka afaka fotoana. Fohy , mazotoa manaraka fa hanome anareo zavatra tsara be faona izahay โคโค!!!
18/06/2026
"Mitsiky foana na dia maro aza ny ady lalovako isan'andro." ๐ช
"Mangina aho, fa tsy midika hoe tsy manana tanjona." โจ
Question kely aiza safidy nao mamaly ze tsy miavona ๐ฅฐ
1-Lehilahy mampirafy sa๐ค
2-Hiaraka amy lehilahy mamo lava noho mifoka๐
13/06/2026
Aza miala lavitra fa Hoavy tsy hoela ny vokatra tsika vao2 fa manasa anareo hi abonne PAGE tsika ity ๐ฅฐ Kitiho ilay soratra suivre tompoko ๐
Bonjour ๐
mamaly hoan'ny izay tsy miavona
08/06/2026
๐ Mandeha aminโny lalako aho, mitondra fitiavana fa tsy fankahalana.
๐ Tsy lavorary aho, fa tena izy.
-vous_ร _la_page ๐๐๐
05/06/2026
๐ Joyeux anniversaire kWh namako! Mirary fahasalamana, fahombiazana ary fahasambarana ho anao mandrakariva. Ho tanteraka anie ny nofinao rehetra. ๐๐
Aularion KBKM
03/06/2026
"Ny fiainana tsy mora, fa mendrika ny hiadiana."
"Mety ho tara ianao, fa aza mijanona."
01/06/2026
๐๐จ "Mandroso foana, na dia maro aza ny sakana."
๐ "Mety mbola lavitra ny lalana, fa tsy maintsy ataoko ny hahatongavako ny eo amin'ny lร lanโny fahombiazana ."
31/05/2026
Bonne fรชte maman ๐๐๐๐ฅณ
Je t'aime mamako ๐ฅบโค๏ธ
๐น Tratry ny Fetin'ny Reny ho an'ny reny rehetra. Misaotra anareo tamin'ny fitiavana, ny fahafoizan-tena ary ny fikarakarana tsy misy fetra. Andriamanitra hitahy anareo mandrakariva. โค๏ธ
Click here to claim your Sponsored Listing.