Dredd Atsimo Andrefana
Direction Rรฉgionale de l'Environnement et du Dรฉveloppement Durable (DREDD) Atsimo Andrefana.
02/06/2026
๐ณ๐ฟ๐๐ป๐ฑ๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ต๐ผ๐ฒ โ๐ฃ๐ฎ๐ถ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ฒ๐ ๐ฬ๐ฐ๐ผ๐๐๐๐๐ฒฬ๐บ๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ (๐ฃ๐ฆ๐)๐ฆ๐
๐ฆฉ๐ต๐ฐNy zavaboahary dia manome tolotra maro izay tena ilaina amin'ny fiainantsika andavanandro. Ny ala dia miaro ny loharano tsy ho ritra, ny faritra mando dia mampihena ny tondra-drano, ny ala honko dia miaro ny morontsiraka, ary ny tantely dia manampy betsaka amin'ny fahombiazanโny fambolenaโฆ Ireo tombontsoa ireo, izay matetika raisina ho zavatra mahazatra fotsiny ihany sy maimaim-poana, no antsoina hoe ๐ง๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ (๐๐ฆ๐ณ๐ท๐ช๐ค๐ฆ๐ด ๐ฬ๐ค๐ฐ๐ด๐บ๐ด๐ต๐ฆฬ๐ฎ๐ช๐ฒ๐ถ๐ฆ๐ด).๐ณ
๐ณ๐ฐ๐ฆยซ ๐ฃ๐ฎ๐ถ๐ฒ๐บ๐ฒ๐ป๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ฟ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐๐ถ๐ฐ๐ฒ๐ ๐ฬ๐ฐ๐ผ๐๐๐๐๐ฒฬ๐บ๐ถ๐พ๐๐ฒ๐ (๐ฃ๐ฆ๐) ยป๐ฟ๐๐ต
๐ฟ๐ฅ๏ธNy ๐ง๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐บ-๐ฏ๐ถ๐ฑ๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ( #๐ฃ๐ฆ๐) dia rafitra iray manome tambiny ara-bola na ara-pitaovana ho an'ireo olona na vondrom-piarahamonina miaro ny harena voajanahary sy mitazona ireo tolotra omen'ny zavaboahary ho an'ny fiarahamonina ireo mba haharitra. Ny rohifiasa PSE arakโizany dia fitaovana ara-toekarena iray ho fitantanana maharitra ny rohivoahary.๐๐ฆ๐ณ
๐ณ๐ฆฉ๐Tsotra ny foto-kevitra aminโizany : ireo misitraka tombontsoa avy amin'ny tontolo iainana dia mandray anjara amin'ny fanohanana ireo izay miaro sy mikajy izany. Ohatra, ny vondronโolona eny ifotony iray miaro ny ala izay miantoka ny famatsian-drano ho an'ny tanร na iray dia afaka misitraka tambiny noho ny ezaka ataony amin'ny fiarovana izany ala izany.๐ต๐ฑ
๐ฏ๐ง๐ฎ๐ป๐ท๐ผ๐ปโ๐ป๐ ๐ฃ๐ฆ๐๐ฟ
๐ณ๐ฆฉMaro ny tanjon'ny PSE. Anisan'izany ny famporisihana ny fiarovana ny rohivoahary, ny fanatsarana ny fidiram-bolan'ny mponina eny ifotony, ny fampihenana ny fahasimban'ny tontolo iainana ary ny fampiroboroboana ny fampandrosoana maharitra izay mampifandanja ny fiarovana ny zavaboahary sy ny fahasalaman'ny olombelona.๐ต๐ฑ
๐ณ๐ณHo antsika eto Madagasikara, Ny Minisiteranโny Tontolo iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy ( ) dia efa miroso aminโny aminโny fametrahana ity rohifiasa PSE ity, izay manome fahafahana lehibe hanomezana lanja ny ezaka ataon'ireo vondrom-piarahamonina mandray anjara amin'ny fiarovana ny ala, ny loharano, ny harena voajanahary ary ny zavamananaina maro samihafa. Fitaovana vaovao sy mahomby izy io ahafahana manaiky fa ny fiarovana ny zavaboahary dia mamokatra tombontsoa ho an'ny fiarahamonina manontolo.๐ฑ๐ต
๐ณ๐ฆ๐ก๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐๐๐ ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ฑ๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ผ๐๐๐ถ๐ป๐, ๐ณ๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐น๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐ต๐ผ๐ฎ๐๐ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐ฎ.๐๐ฟ๐ต
01/06/2026
๐ฒ๐ฌFANANGANAN-TSAINA SY FANOKAFANA OFISIALY NY FANKALAZANA NY FETIM-PIRENENA 2026
๐๏ธ Notanterahina androany 01 Jona 2026 ny lanonana fananganan-tsaina sy fanokafana aminโny fomba ofisialy ny fankalazana ny Fetim-pirenena 2026, notarihinโAndriamatoa Prรฉfet, niarahana taminโireo Sampan-draharaham-panjakana rehetra eto aminโny Faritra Atsimo Andrefana
๐ฟ Nandray anjara taminโizany ny teto anivonโny Fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (DREDD) Atsimo Andrefana, notarihinโAndriamatoa Tale niaraka taminโireo mpiara-miasa rehetra.
๐Nanamarika ny fanombohanโireo hetsika samihafa ho fankalazana ny faha-66 taona niverenanโny Fahaleovantenanโi Madagasikara ity lanonana ity , entina hanamafisana ny firaisankina sy ny fitiavan-tanindrazana ary ny fandraisanโanjaranโny rehetra aminโny fampandrosoana ny firenena.
๐ฒ๐ฌ "Ny firaisantsika no hery, ny fitiavan-tanindrazana no antoky ny fampandrosoana."
01/06/2026
01/06/2026
๐บ๐๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐ฎ ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ - ๐
๐ฏ๐ญ ๐ ๐ฒ๐ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฒ
โ
๏ธNandritra ny fandaharana manokana nataony ny alinโny 31 Mey 2026, dia nanazava ny ๐๐ฎ๐๐ฎ๐ฏ๐ถ๐๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐บ๐ฒ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ tao anatinโny valo volana nitantanany ny firenena ny ๐๐ถ๐น๐ผ๐ต๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ฅ๐ฒ๐ฝ๐ผ๐ฏ๐น๐ถ๐ธ๐ฎ๐ปโ๐ถ ๐ ๐ฎ๐ฑ๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐๐ผฬ๐น๐ผฬ๐ป๐ฒ๐น๐ ๐ ๐ถ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฒฬ๐น ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ถ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ.
๐ก๐ฐNambarany fa anisanโny laharam-pahamehana ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, izay anisanโny fitakianโny vahoaka nandritra ny tolona ny taona 2025. Efa hita taratra eny anivonโny tokantrano maro ny vokatrโireo ezaka natao, indrindra tany aminโireo fokontany izay tsy nahazo rano nandritra ny taona maro. Fantsona mitentina 4 lavitrisa Ariary no novidiana hanohizana ny fanarenana sy fanitarana ny tambajotran-drano eto Antananarivo sy any aminโireo faritra mbola mila fanatsarana toa anโi Mahajanga sy Antsiranana.
๐ก๐กMahakasika anโi ๐ง๐ผ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ, nambaranโny Filohanโny Fanavaozana fa ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐ณ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ด ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐ท๐ฎ๐๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ, ary mbola mitohy ny asa fanarenana ny tambajotran-drano sy ireo fotodrafitrasa simba. Notsindriany fa maro ireo firenena sy mpandraharaha vonona hiara-hiasa aminโi Madagasikara aminโny fanarenana sy fampandrosoana ny firenena.
๐ณ๏ธ๐Tsy mbola niditra taminโny ๐๐ฟ๐ผ๐๐ฎ ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ ny Fitondrana Fanavaozana fa mametraka fiaraha-miasa aminโireo mpadraharaha maro entina manao manarina ireo fotodrafitrasa potika. Nohamasiny rahateo fa ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ป๐๐ผ๐น๐ผ ๐ถ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ ๐น๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ถ๐๐ฎ-๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐ถ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ป๐ no afaka miaraka aminโny fanjakana ankehitriny.๐ณ๐ฟ
โ
๐ฅ๏ธ๏ธNohamafisiny ny maha-zava-dehibe ny ๐ณ๐ถ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐ด๐ฎ๐๐, ๐ป๐ ๐ฎ๐ฑ๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ธ๐ผ๐น๐ถ๐ธ๐ผ๐น๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ, indrindra ireo mpianatry ny oniversite, aminโny fanarenana sy fampandrosoana ny firenena. Nambarany fa maro ireo fanatsarana natao teny aminโny anjerimanontolo sy ny fanohanana natokana ho anโny mpianatra manerana ny Nosy.
โ
๏ธ๐ฅ๏ธNampahafantatra ihany koa ny Filoham-panjakana fa hanomboka ny 3 jona ho avy izao ny ๐ณ๐ถ๐ธ๐ฎ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ผ๐ต๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฒ๐ป๐ฎ, sehatra iray hanangonana ny hevitry ny olom-pirenena mahakasika ny fanavaozana ny firenena. Avy aminโireo soso-kevitra sy fanapahan-kevitra iarahana mandinika no hanorenana ireo fanovana eo aminโny rafitra sy andrim-panjakana ary ny fanomanana fifidianana madio sy ekenโny rehetra ao anatinโny roa taona.
23/05/2026
๐ฟ FARITRA AROVANA MIKEA : TRATRA INDRAY NY FITRANDRAHANA LONGRINE TSY ARA-DALรNA ROA SOSONA ๐จ
๐น Nandritra ny 19 sy 20 Mey 2026 dia mbola nisy tambajotra mpitrandraka hazo longrine tsy ara-dalร na roa sosona indray sarona tao an-tampon-tanร nanโi Milenaka sy tany aminโny Ampihamy an'ala, ao anatinโny Faritra Arovana Mikea.
๐ธ Longrine miisa 147 no tratra nandritra ireo hetsika natao. Maneho mazava izany fa tsy misy intsony ny fandeferana manoloana ireo asa fanimbana ny harena voajanahary.
๐น Mihamafy hatrany ny fiaraha-miasa sy ny firaisankinanโireo mpisehatra aminโny fiarovana ny tontolo iainana. Porofo izao fa rehefa miray hina ny rehetra dia tsy misy afa-bela ireo mpandringana ala sy mpandroba ny harena voajanahary.
Vokatry ny fiaraha-mientanโny:
OPJ Forestier avy aminโny DREDD Atsimo Andrefana,
ny mpitandro filaminana,
Madagascar National Parks (MNP) mpitantana ny Faritra Arovana Mikea,
ary ny Fikambanana FARAFATSI,
no nahafahana nanatanteraka izao hetsika nahomby izao.
โ๏ธ Taorianโny fanadihadiana dia efa natolotra ny fitsarana ireo tomponโantoka voasambotra ary napetraka ambany fanaraha-masonโny fitsarana mandra-piandry ny fotoam-pitsarana azy ireo.
๐ฑ Tandindomin-doza ny hoavinโny taranaka raha mbola mitohy izao fanimbana ny ala izao. Reharehanโny faritra sy ny firenena anefa ny Alanโi Mikea, izay voasokajy ho โPatrimoine Mondialโ, ka mendrika harovana sy tandrovina.
๐ Mankasitraka ireo vahoaka sy mpiara-miombonโantoka rehetra efa resy lahatra sy miara-misalahy aminโny fiarovana ny zava-boary sy ny tontolo iainana.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tulear
601