Mazavaloha
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mazavaloha, Sports Club, Ankazoabo sud de, Tulear.
Club de foot natao hoan'ny zazalahy 11taona ny miakatra tsy mifoka no tsy misotro zava-maha domelina,mba hitezana any ireo tanora hoany amin'ny lalana tokony halehany ary mba hitrandrahana ny talentan
03/09/2022
Retour à l'entraînement !
Taptra Zay ny vacances
"Miasa mafy toin'ny ANdevo mba hiainana toin'ny Mpanjaka !
26/06/2022
Vita zay !mpandresy hatran zahay sd aznay n'y amboara
19/03/2022
Mankafy Mazavaloha ve enao?
Manome fotoana anao zahay Androany @ telo ora tolakandro,eny @ kianja ny Residans
Tongava hanohana
27/12/2021
Efa henonareo v n tantaran i Davida & Goliata ;D toy izan ity tantara ity f sangy tao Toliara Andaboly kianja ny Metrakira no nitrangan,d efa fantr areo n niafarany tantara fa res i Goliata na d matanja sy ngeza B aza
(Davida) 02 et Jfc(Goliata)00
Ekena fa zahay Mzl no faran izay zandriny raha ny taona eo @ mpandray anjar no jerena kanefa izahay kosa no faran izay zokiny eo @ fahaizana matoa izahay no ny bata ny Amboara indroa metaona izao!
24/06/2021
Noh ny ezaka natao sy ny fiaretan n'y mangirfir ary ny vavaka natao dia tafakatra dingana famaranana indray ny Mzl.Vonona hanome ny tsar hatran izahay ary mampanatena n'y mpanohana f hanome ny tsar indrin
12/06/2021
Tanjona manarak;! ny handresy indray @ manasadalana!MANOME TOKY any ireo mpankafy f hanome ny tsara indrindra ny ekipa tsirairay indrindra f n mpanazatra!
08/05/2021
Na dia eo aza ny fahambangana dia tsimaitsy vonona izahay!;Vonona NY Mzl
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Tulear
606