Computer Store Tuléar

Computer Store Tuléar

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Computer Store Tuléar, Hardware shop, Bazar be, Ankilisoafilira, Ruelle entre telma zanatany et quincaillerie du marché, Toliary.

01/11/2025
Photos from Computer Store Tuléar's post 21/05/2025

🔥 LENOVO YOGA TACTILE 🔥

Zao endriny aminy sary zao fotsiny dia efa tsy asiana resaka kosa e... 😉

Mba te hiala aminy mahazatra ?
👉 Ecran tactile
Ho entina miasa na mandehandeha voyage ?
👉 Batterie mahatakatra hatraminy 6 heures à 8 heures.
Hanao asa maika be ?
👉 Disque dure efa SSD, zany hoe Ultra Rapide 🤩

Aminy vidiny mirary dia mirary foana ny ato amin-tsika 🥳

Aia koa ro hahita ? 😁 Fa tongava manantona ny Magasin Computer Store Tuléar akaiky anao.

📌 Point de vente :
- Bazar Be akaikiny Magasin Remi, ampitany prison
- Tanambao Morafeno, ex bonne soupe
- Bazar Be akaikiny Telma Zanatany
- Ampasambazaha, Fianarantsoa

✅Garantie et Service Apres Vente
☎️038.76.589.41 / 0388123412

✈️ Livraison dans tout Madagascar

𝑪𝒐𝒎𝒑𝒖𝒕𝒆𝒓 𝑺𝒕𝒐𝒓𝒆, "𝑳'𝒊𝒏𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

19/05/2025

VOKA-BAOVAO ato aminy Computer Store Tuléar 🥳

Ordinateur maivana tsara, batterie mahatakatra hatraminy 7 heures de temps ny autonomie, efa 4 CPU, sady ultra-rapide satria SSD ny disque dure ao anatiny...

Amin'izany koa mbola aminy vidiny mirary, 395.000ar fotsiny 🤩

Tongava aloha mitsidika ny magasin akaiky anao eee 😉

- Bazar Be akaikiny Magasin Remi, ampitany prison
- Tanambao Morafeno, ex bonne soupe
- Bazar Be akaikiny Telma Zanatany
- Ampasambazaha, Fianarantsoa

✅Garantie et Service Apres Vente
☎️0388123412

✈️ Sady manao livraison ihany koa

𝑪𝒐𝒎𝒑𝒖𝒕𝒆𝒓 𝑺𝒕𝒐𝒓𝒆, "𝑳'𝒊𝒏𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

12/02/2025

Voka-baovao ato aminay 🤩, ity 𝗛𝗣 𝗖𝗵𝗿𝗼𝗺𝗲𝗯𝗼𝗼𝗸, aminy endriny mahafinaritra ity, tsy vitany izy efa slim, maivana fa mbola aminy vidiny tena mirary dia mirary, sady mbola mitazona tsara ihany koa nge ny batterie ee... 🥳

Maro azo isafidianana, fa aza tara satria vitsivitsy ihany ny stock, koa aza misalasala manantona ny magasin Computer Store Tuléar akaiky anao... 😉

📌 Point de vente :
- Bazar Be akaikiny Magasin Remi, ampitany prison
- Tanambao Morafeno, ex bonne soupe
- Bazar Be akaikiny Telma Zanatany
- Ampasambazaha, Fianarantsoa

✅Garantie et Service Apres Vente
☎️038.76.589.41 / 0388123412

✈️ Livraison dans tout Madagascar

𝑪𝒐𝒎𝒑𝒖𝒕𝒆𝒓 𝑺𝒕𝒐𝒓𝒆, "𝑳'𝒊𝒏𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

Photos from Computer Store Tuléar's post 29/01/2025

Mitady Ordinateur aminy modèle miavaka sy vaovao ve ianao ?

Mety tsara ity Lenovo YOGA ity, sady écran tactile no afaka ampiasaina toy ny tablette satria afaka aforitra ny écran ny 😁

Maivana, sady kely, mety tsara raha ho entina mandehandeha na ho antsika mpanao déplacement 😉

Disponible ao aminy magasin Computer Store Tuléar rehetra :
- Bazar Be akaikiny Magasin Remi, ampitany prison
- Tanambao Morafeno, ex bonne soupe
- Bazar Be akaikiny Telma Zanatany
- Ampasambazaha, Fianarantsoa

✅Garantie et Service Apres Vente
☎️038.76.589.41 / 0388123412

✈️ Livraison dans tout Madagascar

𝑪𝒐𝒎𝒑𝒖𝒕𝒆𝒓 𝑺𝒕𝒐𝒓𝒆, "𝑳'𝒊𝒏𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒕𝒐𝒖𝒔"

Want your business to be the top-listed Equipment Service in Toliary?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Bazar Be, Ankilisoafilira, Ruelle Entre Telma Zanatany Et Quincaillerie Du Marché
Toliary
601