AliTech Service
Vente des matériels informatiques et Multi-Service
TOLIARA 601
Salama e😊👋
Anisan'ny manahirana antsika matetika manala ny tavy eo amin'ny kibo
Ity misy astuce kely manala izany😊
TONGOLO GASY MAMPIHENA,
MAMPITSONIKA TSIKELIKELY NY TAVY
RATSY AMIN'NY VATANA INDRINDRA NY
TAVY AMIN'NY KIBO!
Fomba fampiasana azy :
- voalohany
Tongolo gasy
Rano
Isamaraina vao mifoha dia maka rano
matimaty 1 Vera, asina hasina tongolo
gasy 1 kelikely ao anatiny!
Avela hilona 1mn vao sotroina (tsy
tsakoina)
*Raha olona te hanafaingana ny fihenana
dia tsara kokoa ra ampiasaina io fomba io
in-telo isanandro isaky ny alohan'ny
hisakafo *
Toro-hevitra faharoa
🌷Tongolo gasy
🌷Tantely
Tetehana madinika ny tongolo gasy, tsy
atao madinika loatra (tongolo gasy hasiny
2 na 3 isaky ny tantely 1 sotro fihinanana
Afaka manao betsaka dia tehirizina anaty
frigidaire!!
Hafangaro tsara dia tehirizina anaty bocal
misarona tsara
Mihinana 1 sotrokely isaky ny maraina vao
mifoha
🌸Ao anatin'ny herinandro dia efa mahita
fiovana tanteraka ny vatana
(tandremo :tantely pure tsara no
ampiasaina)
Mba hampahomby ireo fomba ireo dia
ahato kely ny fihinanana siramamy be
loatra, sakafo matavy loatra, sakafo be
lafarinina !!
🔴Ary tsara hatrany ampiarahana amin'ny fandanjalanjana ny sakafo hanina an😊,koa raha mila anizay enao dia sorato fotsiny ny hoe REGIME fa andefasanay message enao na koa tonga dia midira mp fa karakarainay tsara enao😊✉
Aza adino ny mizara raha nahaso anao an mba ahasoa ny hafa koa😊
Jalousie tafahoatra
Misy jalousie avy amin’ny amour…
ary misy jalousie avy amin’ny tahotra.
Rehefa tia olona isika dia normal raha misy fotoana tsy tiana ho very izy.
Fa rehefa lasa tafahoatra ilay jalousie,
dia tsy protection intsony izy…
fa lasa prison émotionnelle.
Ny jalousie tafahoatra dia manomboka amin’ny zavatra kely :
mila explication foana,
mila preuve foana,
miahiahy foana,
tezitra rehefa tara mamaly message,
na tezitra rehefa miresaka amin’olona hafa ilay partenaire.
Tsikelikely dia lasa contrôle :
“iza io ?”
“aiza ianao ?”
“maninona ianao no online ?”
“fa maninona no tianao ilay publication-ny ?”
Ary indraindray ilay olona jalouse aza reraka ao anatiny.
Satria tsy milamina mihitsy ny sainy.
Overthinking isan’andro.
Matahotra ho soloina.
Matahotra ho diso safidy ilay olona tiany.
Matetika ny jalousie tafahoatra tsy avy amin’ny haine…
fa avy amin’ny manque de sécurité émotionnelle.
Mety avy amin’ny ratra taloha,
famadihana, abandon, mensonges,
na tsy fahatokisan-tena lalina.
Fa misy vérité iray tokony ho fantarina :
Tsy afaka mitazona olona amin’ny contrôle sy suspicion foana ianao.
Satria rehefa tsy misy confiance,
reraka ny relation.
Ny olona jalouse tafahoatra indraindray tsy mahatsapa akory hoe mankarary ilay olona tiany.
Satria ilay partenaire lasa miaina pression :
mila manazava foana,
mila mitandrina amin’ny zavatra rehetra,
mila matahotra sao misy diso kely dia ady indray.
Ary ny amour tsy tokony hampiaina tahotra mandrakariva.
Tsy tokony hahatonga olona ho very liberté sy paix intérieure.
Misy différence lehibe eo amin’ny :
“Tiako ianao ka tiako ho voaaro ny relation-tsika”
sy
“Tiako ianao ka te hifehy ny fiainanao aho.”
Ny amour sain mila confiance.
Mila communication.
Mila sécurité émotionnelle.
Ary raha ianao ilay olona jalouse be,
aza mankahala ny tenanao.
Fa mianara manasitrana ilay tahotra ao anatinao.
Mianara matoky tena.
Mianara mahatakatra fa :
na dia tia olona aza ianao,
tsy afaka contrôler ny zavatra rehetra.
Satria ny tena amour…
tsy
24/02/2026
FAHAZARANDRATSY 12 MITAZONA ANAO HO FA AZO OVAINA HANOKATRA NY LALANY FAHOMBIAZANA
Tsy ny eritreritra vé ianao hoe fa nahoana ny olona sasany no mijanona mahantra mandritra ny andro-piainany na dia miezaka mafy aza nefa ny hafa kosa mahavita manangana fahafahana sy harena ,tsy vintana no mahasamihafa azy ireo fa safidy ,fomba fiainana .
Afaka ovainao manomboka androany anefa izany.
1️⃣TSY MANANGOMBOLA MIHITSY
➡️Raha mahazo 700000 ar nefa lanina daholo dia tsy afaka mandroso.
✅Ataovy fahazarana ny manangona 10% farafahakeliny isakiny fiandohany volana fa tsy farany volana.
2️⃣MITADY NO MORA
➡️ Matetika isika dia mividy kiraro sy lamaody @ vidiny 30000 ar in3 ao anatiny taona 1 nefa mora simba sy tapaka, avy eo mameno valise fotsiny nefa manary vola ianao zany no dikany.
✅N'y olona mahomby dia manome lanja n'y kalitao sy n'y faharetana.
Ary Raha misy zavatra tiny vidiana veti2 dia miandry 24 h izy VAO manapakevitra.
3️⃣MANAO TROSA HANAOVANA PLAISIR FOTSINY
➖Mividy moto ,mividy tele nefa tsy azahoanao vokatra loatra izany Raha tsy hoe ampiasaina Ilay moto.
✅Ny trosa tokony entina hampidibola fa tsy hanarahana lamaody.
4️⃣OLONA TSY MANAMPY ANAO MIAKATRA NO ATAONAO MANODIDINA ANAO
✅Raha manana toetsaina hitombo ianao tokony hiaraka mahita lavitra,mahalala lanja ,mampianatra.
👉Miaraha page toy: Mianatra mahomby,miaraha association mampianatra fandraharahana sy varotra ireny,tsy hadino ny BOKY MATSILO MADA manoro anao n'y lalany fahombiazana Ary anova ny fomba fijerinao sy ny fitondratena.
5️⃣ MITERAKA ALOHA LOATRA NEFA TSY VONONA😉
➡️Raha hoe tia zaza ianao tsara izany,fa ny manome aza ho avy matotra no tena fitiavana.
🤏Raha Mbola 20 taona ianao ,tsy Mbola mañana fidirambola matotra dia Mbola sarotra ny hanome fiainana tsara ho any ankizy.
6️⃣ MIANDRY FANAMPIANA
➡️Miteny foanao ianao hoe''enganie MBA hisy hanohana sy hanampy Ary ambin'Andriamanitra nefa ''Andriamanitra tsy mitahy ny vaka''ra
20/02/2026
🚨 FOMBA IRAY TSY AMANTARAN'OLONA NY MP-NY OE EFA VOAVAKINAO 🚨
17/02/2026
🚨 Casque Bluetooth P47 🚨
✅️Bt 5.0
✅️Midoboky soa
✅️Fa miaraka @ cable chargeur
prix : 20 000 ar avao
14/02/2026
Averiko ireto "fikafika" 10 tsara ho an'ny fahasalamana ireto🖇️:
1• Na mandro na manasa loha ianao, dia tongotra foana lemana voalohany. Mampilamina fikorianan'ny ra izany. Ka voasoroka ny AVC sy fiakaran'ny tosidra tampoka.
2• Raha misy sinusite ianao dia aza manasa loha amin'ny rano mangatsiaka fa mba amin'ny rano matimaty. Lasa mivaingana ao amin'ny handrina ny ranon-delo ka vao mainka mampijaly anao.
3• Ny fisotroanao rano mahamay 'zay zaka 1,5 - 2 litatra isan'andro dia miaro sy mitsabo aretina maro (alefako eo amin'ny commentaire izany avy eo dia jereo azafady)
4• Ny olona spasmophile (jereo ny fanazavana eo amin'ny coms), dia fady marikivy sy masiaka⛔🍋Fa lasa hijaly amin'ny aretim-bavony eo , dia sady hitombo ny "malaise".
5• Ataovy lavitra anao ny finday, na ataovy mode d'avion mihitsy rehefa matory. Mba hisakanana ny voka-dratsin'ny radiations (ondes) any amin'ny atidoha.
Rehefa mampiasa ordinateur ela, dia asio rano amin'ny kaopy eo anilan'ilay ordi mba hisintonana radiations.
6• Ny olona hiatrika fandidiana sy vao avy nodidiana. Ary ny vehivavy tonga fotoana dia mila mifady tamotamo. Mba hisorohana fandehanan'ny ra be loatra.
7• Zavatra tsara foana sainina. Dia miezaha ho faly foana na sarotra aza izany. Mba ahasalama ny fo sy atidohanao.
8• Aza mametraka sakafo/na rano mafàna amin'ny fitaovana plastique. Mba hisorohana homamiadana.
9• Tsara kokoa n'y siramamy mena(mavo) Raha mitaha amin'ny fotsy
10• Rehefa mifoha mba hipipy amin'ny alina, dia aza miarina avy hatrany. Miandry kely 30 segondra, dia miarina moramora. Mipetraha 30 segondra eo antongom-pandriana. Zay vao mitsangana.
12/01/2026
✅ Console PS3 FAT occasion
✅ Multi-systeme efa misy jeux 9
✅ Accessoirs complets avec 1 manette sans fil
✅ Prix : 450 000ar
Mi-test vo mandoa vola
🔑
01/01/2026
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the practice
Website
Address
Toliara