Faly export

Faly export

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Faly export, Entrepreneur, Ampilaolava RN5 Près de station Total, Toamasina.

02/04/2026

Vokatra tena top🌴🌾

Faly izahay manolotra anareo ny zezika "Bio Source Frass" MAMOKATRA. Ilay sakaizan'ny TANY sy tohan'aina ny VOLY rehetra. 100% vokatra malagasy, natoraly.
- Azo avy amin'ny fiompina ilay Lalitra Be Mainty ( Black Soldier Fly)
- Mamelona tany kotra
- Voamarina fa mampiakatra ny tahan'ny vokatra.
- Manamafy ny hery fiarovan'ny voly tsy ho andairan'ny bibikely
- Mitàna ny amandona amin'ny tany
- Maharitra ny fiasany.

Bio Source Farm (BSF) - "Mamadika ny fako ho harena "

Photos from Faly export's post 15/02/2026

Izao no dégât tato
isaorana ny Tompo fa tsy nisy aina nafoy

Photos from Faly export's post 07/01/2026

Hisokatra indray ny fandraisana ity vokatra mahafinaritra ity
Miara miasa @ coopérative sy producteur,ny collecteur mitsinjo n'y mpamboly koa

04/01/2026

Mirary soa hoany Taona vaovao

Photos from Faly export's post 31/12/2025

Tsy nanadino ny mpiara miasa toy n'y mahazatra isantaona manolotra zavatra Kely hanampina ny mpiara miasa hiatrehana ny taombaovao ny orinasa
Mirary fety sambatra hoantsika rehetra

Photos from Faly export's post 22/12/2025

La qualité conjuguée à l'humanité
💯 biologique et équitable

Photos from Faly export's post 16/12/2025

Sary nandritra ny campagne litchi 2025

13/12/2025

🍒🍒

11/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rïndrå Nïãįnä, RH Stlme

07/12/2025

Don't miss our next programme

27/11/2025

Salama daholy Tanterahina rahampitso zoma 27 Novembre 2025 @ 10 ora maraina ato @ Faly export (Faly hordea) ny fizarana karaman'ny mpiasa taona 2025
Mifampilaza

Want your business to be the top-listed Grocery Store in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Website

Address

Ampilaolava RN5 Près De Station Total
Toamasina