Alison Aurélien

Alison Aurélien

Share

BIENVENUE CHEZ MOI 🥰
FUTUR BOSSE 🤟🖕
À BONNÉ PAGE󱢏
BETSIMISARAKA󱢏
TOERANA ➡ TAMATAVE 501󱢏󱢏
WhatsApp: +261 34 26 584 71

16/05/2026

Misy fotoana tena reraka ianao… nefa mbola mitsiky ihany 🤍
Tsy izay mitsiky foana akory no tena sambatra 🌸
Indraindray ilay olona mangina indrindra no be ady indrindra 💭
Raha reraka ianao androany, aza kivy… mandalo ihany io ✨
Tsy mora ny fiainana… fa mbola eto ianao, mbola miady 💫
Mety tsy hain’olona ny zavatra lalovanao… fa mahereza 🤍
Aza adino: mendrika fitsaharana sy fiadanana ianao 🌷
Raha tianao ny contenus motivation sy positive vibes 🌸✨@
aza adino ny mi-suivre an’i Alison Aurélien 💫

11/05/2026

Mba nandramako fotsiny😩
Ansayeee 🥰🤣

08/05/2026

Efa nampanan'tena an'mama fa Zah ts hijanona rah ts WINNER🤟💪

07/05/2026

🫀🥺🥰

20/04/2026

🥰🥺
☝️🥺🥰

15/04/2026

Aza mitsara ahy, fa tsy fantatrao izay niainako... 🧠(2)

14/04/2026

Dia hoe tsy hita intsony? Lasa miavona?
Tsy izany… tsy miavona aho fa ny fiainana mihitsy no lasa nampisaraka.

🔸 Ilay fotoana fihonanantsika ireny, amin’izao, lasa fotoana fangalaina aina rehefa reraka amin’ny asa.
🔸 Ilay vola fataontsika ho an’ny revirevy sy fanalana azy ireny, amin’izao efa tapitra amin’ny fandaniana andavanandro ao an-trano.
🔸 Ilay sangisangy sy fanalan’azy ireny, amin’izao efa lasa resaka problème sy fitadiavana izay tena mahasoa.

Tsy hoe niala aho. Tsy hoe nanadino.
Fa misy fotoana aza na tena mpinamana dia sarahan'ny lalam-piainana samy hafa

Fa izaho mbola namanareo foana, ny fotoana sy ny fifandraisana angamba no niova,
fa ny fifanohoanana sy ny finamanana — mijanona eny foana 🤍

13/04/2026

Ny fihara-monina eto ve?

🔸Rehefa matoky tena ianao dia lazaina fa miseho milay
Tsy matoky tena ianao himehezana
🔸Manana ny hevitrao ianao lazaina fa be saina tsy miteny indray ianao lazainy fa miatsaravelatsihy
🔸 Tsy manaiky hararaotina ianao dia lazaina fa misy toetra
Tsotra ianao lazaina fa vendrana
🔸Miady irery ianao lazaina fa miseho mahavita tena
Mila fanampiana ianao lazaina fa miantehitra
🔸Tsy manana ianao tsy hahilina Dia manana indray ianao tsy zakany

N'inona n'inona ataonao dia tsy mety aminy foana ... Fa tsy maninona izany satria tsy izay mety aminy no atao fa izy mety amiko 🙏

Want your public figure to be the top-listed Public Figure in Toamasina?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Address

Toamasina